07/12/2025
UWS Madagascar a participé et soutient l'initiative de l' association Aenat Andava pour offrir des bonbons aux enfants pour Noël de la Commune de Befandefa 😍
Et vous ?
Tous les détails ci-dessous :
🏕️ ACTIVITÉ ZARA BONBONS AENAT 2025.
🙏Mahafaly anay ato amin'ny association AENAT ny manao izao antso izao hoantsika rehetra.
🫴Mba hanatanterahana Ilay activités fataontsika isan-taona, mizara bonbons na vatomamy hoan'ny zaza, dia mikaiky antsika rehetra mba hiaraka aminay, hanolotanana mba hahavitantsika izay nofinofy izay.
🫴Satria manomé bonbons iray, dia mizara sahady ny hafaliana hoan'ny zaza iray.
AKORY ATAO RAHA TE HANOME BONBONS ??
- Afaka mandray bonbons mivantana izahay.
- Afaka mandefa Mvola/Orange money
0348501641 Valerio (vice-président AENAT)
0328811680 Raelisa ndria (président AENAT)
🤝Hanome tatitra hoanao izahay.
🤝Anjaran'ny association AENAT ny hahatonga ireo fanomezana ireo any amin'ny village pisitraka: Befandefa, Andavadoaka, Ambalorao, Nosy vé, Ampasilava, Belavenoke, Bevato, Lamboara, Bevohitse, Antsepoke, Vatoavo, Andalambezo, Antsatsamoroy, Tampolove, Ankindranoke.
❤️Andao hanomé sy hampifaly ireo Zaza ireo amin'ny 25 Décembre 2025 izao.
AENAT