08/05/2026
🌟 TANTARAN’NY ETOILE DU MATIN 🌟
Ny Etoile du Matin dia teraka avy amin’ny ratra… nefa navadika ho asa feno fitiavana sy fanompoana 💛
Tamin’ny taona 1950, ny Pastora Dr RAKOTOBE ANDRIAMARO sy ny vadiny Justine RASOAZANANY no nanorina ity trano fitaizana zaza kamboty ity, satria fantany tsara ny alahelon’ny zaza very ray aman-dreny. Maty ny reniny tamin’izy vao 2 taona monja, ka tao anatin’izany fahoriana izany no nipoiran’ny vina : mba tsy hisy zaza hitombo ao anatin’ny fahatsapana ho irery intsony.
Hatramin’izay dia taranaka nifandimby no nitondra ny fanilo:
✨ Ny zanany lahimatoa, Rev. Dr Ny Ony RAKOTOBE ANDRIAMARO & Charlotte RAZANAJANAHARY
✨ Ny zafikeliny, Voanio RAKOTOBE ANDRIAMARO & Christian RAJOELISON
Nandritra ny taona maro, ny Etoile du Matin dia tsy toeram-pialofana fotsiny… fa tena lasa fianakaviana 💛Maro ireo ankizy nandalo tao no lasa olon-dehibe mahomby : dokotera, mpampianatra, mpitandrina, injeniera ary mpandraharaha.
Ankehitriny, ankizy sy tanora 34 no karakaraina ao, omena:🍚 sakafo
📚 fanabeazana
🩺 fitsaboana
👕 fitafiana…
fa ambonin’izany rehetra izany:✨ fianakaviana✨ fanantenana✨ hoavy
🌟 HISTOIRE DE L’ÉTOILE DU MATIN 🌟
L’Étoile du Matin est née d’une douleur… transformée en mission d’amour 💛
Fondé en 1950 par le Révérend Dr RAKOTOBE ANDRIAMARO et son épouse Justine RASOAZANANY, ce centre est devenu une famille pour les enfants vulnérables. Ayant perdu sa mère à l’âge de deux ans, il a transformé sa propre souffrance en une mission : qu’aucun enfant ne grandisse seul.
À travers les générations, cette mission continue :
✨ Son fils aîné, Rev. Dr Ny Ony RAKOTOBE ANDRIAMARO & Charlotte RAZANAJANAHARY
✨ Sa petite-fille, Voanio RAKOTOBE ANDRIAMARO & Christian RAJOELISON
Au fil des années, de nombreux enfants accueillis sont devenus médecins, enseignants, pasteurs, ingénieurs et entrepreneurs 💛
Aujourd’hui, 34 enfants et jeunes y grandissent avec amour, éducation, soins et espérance.
🌟 HISTORY OF ETOILE DU MATIN 🌟
Étoile du Matin was born from pain… transformed into a mission of love 💛
Founded in 1950 by Rev. Dr. RAKOTOBE ANDRIAMARO and his wife Justine RASOAZANANY, this orphanage became a family for vulnerable children. After losing his mother at the age of two, he turned his pain into a lifelong mission: that no child would grow up feeling alone.
Through generations, the mission continues:
✨ His eldest son, Rev. Dr. Ny Ony RAKOTOBE ANDRIAMARO & Charlotte RAZANAJANAHARY
✨ His granddaughter, Voanio RAKOTOBE ANDRIAMARO & Christian RAJOELISON
Over the years, many children raised at Étoile du Matin have become doctors, teachers, pastors, engineers, and entrepreneurs 💛
Today, 34 children and young people are cared for with love, education, medical care, and hope for a brighter future.