Ilontsera - Observatoire des Médias et de la Communication à Madagascar

Ilontsera - Observatoire des Médias et de la Communication à Madagascar Observatoire de référence des médias et de la communication à Madagascar oeuvrant pour une société mieux informée et démocratique.

Organisation indépendante, ILONTSERA vise à promouvoir la démocratie à travers la défense de médias et d’une presse libres et indépendants au service d’une citoyenneté informée et éduquée sur les enjeux des Droits de l’homme, de la paix et du fiaraha- monina harmonieux.

17/08/2026

Heey 🚨🚨🚨

⚠ Tsy fitaovana hanaovana herisetra ny aterineto !

🚫Faniratsirana, ompa, fanalam-baraka, fandrabirabina, endrikendrika, fanavakavahana isan-karazany ... dia herisetra avokoa ary voafehin'ny lalàna izany !

Rija Tahiana

08/08/2026

🚫 Mety hanimba fiainan'olona, orinasa, vondrona, fikambanana... ny fanapariahanao sary na horonan-tsary iray ka tsy feno ny fenitra hamoahana izany.

🛰️ Endrikendrika mety hitarika fanimbana hatrany amin'ny fandatsahana aina ny vokatry ny famoahana na fanaparitahana vaovao tsy voamarina.

✅ Raha feno ny fepetra hanamarinana ny vaovao na toro iray dia ento any amin'ny tompon'andraikitra izany raha misy fandikana lalàna ao anatiny.

⚖ Tsy fitsarana ny tambajotran-tserasera.

Henoy ny lazain'izy mianadahy anie e Mba Lait Myh en MbaLait

04/08/2026

📢Tsy marina daholo ireo zavatra hita an'habaka indrindra ny anaty tambajotra an-tserasera

💡Mandinika - Mandalina - Mametra-panontaniana vao mino ireo toro, ita na vaovao mifamezivezy. Rehefa tena ilaina ny mizara vao mizara.

🧠 Ianao koa ve mampihatra izany ?

📽️ Araho anie ty horonantsary ity e

Rija Tahiana

🔝Éducation des citoyens à une participation responsable, critique et pertinente à la vie publique à travers l’Education ...
02/08/2026

🔝Éducation des citoyens à une participation responsable, critique et pertinente à la vie publique à travers l’Education aux Médias et à l'Education aux Médias et à l'Information

🗓️ Ny 27 jolay 2026 👉🏽Nisy ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa teo amin'ny Université de l'Itasy Ofisialy sy ny Ilontsera a...
02/08/2026

🗓️ Ny 27 jolay 2026

👉🏽Nisy ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa teo amin'ny Université de l'Itasy Ofisialy sy ny Ilontsera ary fizarana mahakasika ny fanjifana toro sy vaovao amin'ny haino vaky jery ho an'ny mpianatry ny sampana serasera

🤝🏽Ilontsera se joint à Factivistes  et à Communication Idea Development -CID- , à l' Association des Femmes Journalistes...
31/07/2026

🤝🏽Ilontsera se joint à Factivistes et à Communication Idea Development -CID- , à l' Association des Femmes Journalistes de Madagascar , Youth Computing , Studio Sifaka et Malina pour rappeler une réalité alarmante : les rumeurs tuent !

❗Dans le contexte actuel, marqué par une insécurité grandissante, une simple rumeur peut suffire à déclencher une vindicte populaire, avec des conséquences dramatiques. Comme une étincelle qui embrase tout sur son passage, la désinformation peut détruire des vies et déchirer des communautés.

🚨Il est plus que jamais temps d'engager une réflexion sérieuse sur la mise en place d'une stratégie nationale d'Éducation aux Médias et à l'Information (EMI).

👉🏽Développer l'esprit critique des citoyens, encourager la vérification des informations et lutter contre les réactions impulsives sont des enjeux essentiels pour préserver la cohésion sociale et protéger des vies.

⚠️Avant de partager, vérifions. Avant de juger, informons-nous. Ensemble, faisons reculer les rumeurs et la désinformation.

📢 Cher(e)s journalistes. La liberté d'expression repose sur votre métier.⚖ Que ce soit pour des conseils pratiques ou po...
29/07/2026

📢 Cher(e)s journalistes. La liberté d'expression repose sur votre métier.

⚖ Que ce soit pour des conseils pratiques ou pour bénéficier d'une prise en charge juridique,

👥 Que ce soit pour une assistance psychologique,

💡 Ilontsera, à travers le projet , est à vos coté pour vous soutenir gratuitement dans l'exercice de votre métier en respectant une totale confidentialité de votre cas.

☎️ +261 38 11 181 54

📧 [email protected]

21/07/2026

💡Efa azon'ny daholobe jerena ny arsiva mikasika ny tolom-panafahana 1947

⚖️ Lalàna ihany koa no mifehy ny arsiva ka 50 taona no fetra hitahirizana azy ka aorinan'izay dia misokatra izany

📥Ny fandaniana ny volavolan-dalàna mikasika ny fisitrahana toro, ita, vaovao amin'ny raharaha am-panjakana dia hahazoan'ny olompirenena rehetra mamakafaka sy mahazo ny zava-mitranga.

✒️Lalàna mamaritra ny fisitrahana ita, toro ary vaovao eny amin’ny raharaham-panjakana.⌛️Tsy mbola mahavantana antsika n...
20/07/2026

✒️Lalàna mamaritra ny fisitrahana ita, toro ary vaovao eny amin’ny raharaham-panjakana.

⌛️Tsy mbola mahavantana antsika ny misitraka lalàna mety hanamora ny fiainantsika andavanandro amin’ny maha olompirenena antsika...

🚨zo fototra nefa ny fisitrahana izany‼️❕

📻Araho ary ny maha zava dehibe io volavolan-dalàna io rehefa lany :
https://soundcloud.com/studio-sifaka/2026-07-20-fandaharana-hono-ho?si=9bc75bc6b4184ae4833b7e255211bae7&utm_source=clipboard&utm_medium=text&utm_campaign=social_sharing

𝐇𝐎𝐍𝐎 𝐇𝐎'𝐀𝐇𝐎 ? : 𝐈𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐡𝐨𝐞 𝐋𝐀𝐈𝐂𝐏 𝐧𝐚 “𝐋𝐨𝐢 𝐬𝐮𝐫 𝐥’𝐚𝐜𝐜𝐞̀𝐬 𝐚̀ 𝐥’𝐢𝐧𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐚̀ 𝐜𝐚𝐫𝐚𝐜𝐭𝐞̀𝐫𝐞 𝐩𝐮𝐛𝐥𝐢𝐜” ?

Inona marina moa no tena votoatin’ity volavolan-dalàna antsoina hoe LAICP na "Loi sur l'accès à l'information à caractère public" ity ? Rehefa hihatra ity lalàna ity, inona avy no mety hiova eny anivon’ny andrimpanjakana sy ny amin’ny fahazoan’ny olom-pirenena vaovao ? Inona no mety sakana tsy mampandroso ny fandaniana ity lalàna ity ?

Manazava ny andinidininy mahakasika izany anaty fandahara anio i Hervé Razafindranaivo, Filohan’ny Filankevi-pitantanan’ny Fikambanana ILONTSERA, izay isan’ireo teknisianina nifandrimbona tamin’ny famolavolana ity lalàna ity. 🎙️

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:30
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilontsera - Observatoire des Médias et de la Communication à Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ilontsera - Observatoire des Médias et de la Communication à Madagascar:

Shortcuts

Share