Fondation Akbaraly Madagascar

Fondation Akbaraly Madagascar La Fondation Akbaraly a été créée en 2008 pour développer des projets durables pour la population de

Mbola anatin'ny fialan-tsasatra isika izao nefa kosa dia mandray anareo isan'andro ireo ivo-toeram-pitsaboanay raha hana...
10/08/2026

Mbola anatin'ny fialan-tsasatra isika izao nefa kosa dia mandray anareo isan'andro ireo ivo-toeram-pitsaboanay raha hanao fitiliana ny homamiadan'ny nono sy ny vozon'ny tranon-jaza ianareo.

Raha te hisitraka izany dia antsoy ny 032 11 615 05 na 032 11 615 07 hakanao RDV ho an'ny Centre Médical Kintana Ambatomena Antananarivo.
Raha any Fianarantsoa kosa ianao dia manasa anao ho tonga mivantana eny amin'ny Centre Rex Fianarantsoa.

Aza miandry intsony ary. Tapaho androany ny hevitra handraisanao an-tanana ny fahasalamanao
**************************
C'est encore la période de vacances mais nos centres vous accueillent tous les jours pour les dépistages gratuits des cancers du sein et du col de l'utérus.

Pour en bénéficier, appelez le 032 11 615 05 ou 032 11 615 07 pour prendre RDV.
Pour Fianarantsoa, rendez-vous directement auprès du Centre REX

N'attendez plus, prenez la décision ce jour de prendre soin de vous et de votre santé

Comment savoir si votre sang remplit correctement son rôle?Désormais disponibles au Centre Rex Fianarantsoa , les analys...
07/08/2026

Comment savoir si votre sang remplit correctement son rôle?

Désormais disponibles au Centre Rex Fianarantsoa , les analyses d'hémostase permettent d'obtenir des informations importantes sur la coagulation sanguine.

Fruit d’un partenariat avec l’ AFD - Agence Française de Développement, nous poursuivons la même ambition depuis le début : rendre les services de santé de qualité plus accessibles à la communauté locale.

Pour plus d’informations ou prendre rendez-vous : 032 11 615 12 – 038 11 615 12

114 dépistages. 114 raisons de ne pas attendre.Les 30 juillet et 1er août 2026 derniers, à l’occasion de la Journée Mond...
05/08/2026

114 dépistages.
114 raisons de ne pas attendre.

Les 30 juillet et 1er août 2026 derniers, à l’occasion de la Journée Mondiale des Femmes Africaines à Mahajanga, nous nous sommes mobilisés pour la prévention et la santé des femmes.

Au total, nos équipes ont réalisé 68 dépistages du cancer du sein et 46 dépistages du cancer du col de l’utérus.

Elles ont fait le choix de la prévention et de ne pas attendre les symptômes pour prendre soin de leur santé.

Et vous, votre dépistage est-il à jour ?

Ary sao dia diso mpandresy isika tamin’ny Sookany Trophy  lasa teo?Vehivavy mahery ny roanjato tao Diego ary zato tao Ra...
29/07/2026

Ary sao dia diso mpandresy isika tamin’ny Sookany Trophy lasa teo?

Vehivavy mahery ny roanjato tao Diego ary zato tao Ramena no tapa-kevitra nanao fitiliana ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza, ny 16 ka hatramin’ny 20 jolay lasa teo.

Midera ny fahavononan’izy ireo izahay, izay manohana sy mampirisika anay hatrany amin’ny fanatanterahana ny iraka ataonay : ny hahatonga ny fitiliana sy ny fitsaboana ho takatry ny rehetra.

---

Et si les vraies vainqueurs du Sookany Trophy ne sont pas ceux que vous avez vus ?

Pendant que certains vibraient au rythme des vagues de Ramena, d’autres ont profité de cette occasion pour prendre une décision qui peut changer une vie : participer à nos séances de dépistage du cancer du sein et du cancer du col de l’utérus.

Plus de 200 femmes à Diego et plus de 100 femmes à Ramena ont fait ce choix : celui de prendre soin de leur santé et de se faire dépister du 16 au 20 juillet dernier.

Nous saluons le courage de toutes ces femmes et souhaitons faire de leur engagement un véritable porte-drapeau de notre mission : rendre la prévention et l’accès aux soins accessibles à toutes et à tous.

Mipetraka ao Fianarantsoa ve ianao ? Fantaro fa efa misokatra ho anao ireo fitiliana rà ao amin’ny Centre Rex Fianarants...
27/07/2026

Mipetraka ao Fianarantsoa ve ianao ?

Fantaro fa efa misokatra ho anao ireo fitiliana rà ao amin’ny Centre Rex Fianarantsoa .

Miaraka amin’ny AFD - Agence Française de Développement izany dia tsy miova ny fanoloran-tenanay : ny fanomezana fitiliana ara-pahasalamana azo antoka ho an'ny mponina ao Fianarantsoa.

Raha mila fanazavana fanampiny na te-haka RDV dia antsoy ny laharana : 032 11 615 12 – 038 11 615 12

---

À elle seule, une goutte de sang peut révéler bien plus d’informations que vous ne l’imaginez sur votre santé.

Les analyses d’hématologie sont désormais disponibles au Centre Rex Fianarantsoa.

Avec l’AFD - Agence Française de Développement, notre engagement reste le même : rapprocher des services de diagnostic fiables et accessibles auprès de la communauté de Fianarantsoa.

Pour plus d’informations ou prendre rendez-vous : 032 11 615 12 – 038 11 615 12

Aza miandry ela intsony fa raiso an-tanana dieny izao ny fahasalamanaoTongava amin’ny fitiliana maimaimpoana ny homamiad...
22/07/2026

Aza miandry ela intsony fa raiso an-tanana dieny izao ny fahasalamanao

Tongava amin’ny fitiliana maimaimpoana ny homamiadan’ny nono sy vozon’ny tranon-jaza izay karakarainay ao Antananarivo sy Fianarantsoa :
- Raha monina ao Anatananarivo ianao, ka tia haka RDV, dia azonao antsoina amin’ny laharana : 032 11 615 07 ny Centre Médical Kintana,
- Raha monina ao Fianarantsoa kosa ianao, ka tia haka RDV, dia azonao antsoina amin’ny laharana : 032 11 615 12 na 038 11 615 12 ny Centre REX

---

Un instant, prenez un moment d'attention pour votre santé

Ne ratez pas nos séances de dépistage gratuit des cancers du sein et du col de l'utérus.

Un dépistage, c'est souvent un petit pas mais c'est parfois celui qui change tout.
Que vous habitiez à Antananarivo ou à Fianarantsoa, nos équipes auprès de nos centres vous accueillent à bras ouverts :
- Si vous habitez à Antananarivo, prenez rendez-vous en contactant le Centre Médical Kintana au : 032 11 615 07.
- Si vous êtes à Fianarantsoa, vous pouvez prendre rendez-vous avec le Centre REX au : 032 11 615 12 - 038 11 615 12.

Ho an'i Fianarantsoa sy ny manodidina,Efa misokatra ny laboratoara fanaovana fitiliana ao amin'ny Centre REX ary anisan'...
20/07/2026

Ho an'i Fianarantsoa sy ny manodidina,

Efa misokatra ny laboratoara fanaovana fitiliana ao amin'ny Centre REX ary anisan'ny fitiliana ny biochimie.

Hitanao amin'ny sary fanehoana etsy ambany ny fitiliana rehetra afaka ataonay mikasika izany.

Raha mila fanazavana fanampiny, na haka RDV dia manasa anao hiantso ny laharana : 032 11 615 12 na 038 11 615 12.

---

Notre nouveau laboratoire au Centre Rex Fianarantsoa propose désormais une large gamme d'analyses de biochimie, pour un suivi complet de votre santé.

Depuis son ouverture, ce centre grandit avec celles et ceux qu'il sert. Ce nouveau laboratoire s'inscrit dans cette même continuité : rapprocher les soins de ceux qui en ont besoin.

Pour plus d'informations ou prendre rendez-vous : 032 11 615 12 - 038 11 615 12

Tontosa soamantsara ny fitiliana maimaim-poana natao tany amin'ny Dispensaire an'i Diego, omaly Alakamisy 16 Jolay. Tsy ...
17/07/2026

Tontosa soamantsara ny fitiliana maimaim-poana natao tany amin'ny Dispensaire an'i Diego, omaly Alakamisy 16 Jolay.

Tsy mijanona hatreo anefa izahay, fa mbola hotohizana ny hetsika any amin'ny CSB II Ramena, manomboka androany 17 Jolay ka hatramin'ny 19 Jolay. Ho hitanao eny ny ekipanay isan'andro manomboka amin'ny 8 ora maraina ka hatramin'ny 5 ora hariva.

Mbola hiverina eny amin'ny Dispensaire Diego indray ny ekipanay, ny 20 Jolay tontolo andro, ka aza tara.

Zarao amin'ny manodidina anao izany.

---

Une première journée au plus près des communautés de Diego Suarez.

Dans le cadre de notre engagement pour une santé accessible à tous, nos équipes étaient au Dispensaire de Diego hier pour une première journée de dépistage gratuit, à la rencontre des familles et des communautés locales.

Cap maintenant sur Ramena !

Nous vous donnons rendez-vous au CSBII Ramena du 17 au 19 juillet, chaque jour de 8h à 17h, pour poursuivre ces séances de dépistage gratuites.

Puis, nos équipes seront de retour au Dispensaire de Diego le 20 juillet, toujours de 8h à 17h, pour une nouvelle journée de dépistage.

Parlez-en autour de vous et invitez vos proches à venir se faire dépister.

Ho an’ny vehivavy monina eto Diego, aza adino fa manomboka rahampitso ny fotoanantsika.Fantaro ary fa mizara roa ny fiti...
15/07/2026

Ho an’ny vehivavy monina eto Diego, aza adino fa manomboka rahampitso ny fotoanantsika.

Fantaro ary fa mizara roa ny fitiliana izahay karakarainay eto an-toerana ary MAIMAIM-POANA izany :
- Ny voalohany dia ho atao ao amin’ny Dispensaire Diego ny 16 sy ny 20 jolay ho avy izao, amin’ny 8 ora maraina katramin’ny 5 ora hariva.
- Ny faharoa dia ho tanterahina kosa ao amin’ny CSB II Ramena ny 17,18 ary 19 jolay, amin’ny 8 ora maraina katramin’ny 5 ora hariva hatrany.

Entano ny manodidina anao fa zava-dehibe ny fitiliana mialoha.

---

Save the date!

Ne ratez pas les séances de dépistages gratuits à Diégo dans le cadre du Sookany Trophy

RDV le 16 et 20 Juillet, de 8h à 17h au Dispensaire de Diégo et le 17,18,19 Juillet à la CSBII Ramena.

Parlez-en autour de vous! Sensibilisez votre entourage à l'importance du dépistage.

Diego sy ny manodidina!Ho avy izahay, mandritra ny fifaninana Sookany Trophy , hanatanteraka fitiliana maimaim-poana ny ...
14/07/2026

Diego sy ny manodidina!

Ho avy izahay, mandritra ny fifaninana Sookany Trophy , hanatanteraka fitiliana maimaim-poana ny homamiadan'ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza.

Mitongava dia aza misalasala mitondra namana, ilazao ny manodidina anao. Aleo misoroka toy izay mitsabo.

---

Sookany Trophy n'est pas qu'un évènement autour de la mer !

Avec notre équipe, nous allons effectuer des dépistages des cancers du sein et du col de l'utérus.

Parlez-en autour de vous!

Le dépistage précoce peut sauver des vies alors n'attendez plus.

Address

La Tour Redland/Rue Ravoninahitriniarivo/Ankorondrano
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fondation Akbaraly Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fondation Akbaraly Madagascar:

Shortcuts

Share