Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy - Faritany Antananarivo

Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy - Faritany Antananarivo Habaka hifandraisan'ireo mpikambana FI.MPI.MA. Faritany Antananarivo.

๐Ÿค Miarahaba antsika mpikambana rehetra โœ… Tonga indray ny fotoana hiaonantsika Faritany FI.MPI.MA. Antananarivo Koa manas...
27/06/2026

๐Ÿค Miarahaba antsika mpikambana rehetra

โœ… Tonga indray ny fotoana hiaonantsika Faritany FI.MPI.MA. Antananarivo
Koa manasa antsika rehetra amin'izany FIVORIANAMBEM-PARITANY izany

๐Ÿค Miarahaba antsika rehetra tompoko โœ… Tonga indray ny fotoana izay efa fanaontsika isan-taona โ˜˜๏ธ TSIDI-BOHITRA โ˜˜๏ธ ๐Ÿ—“๏ธ Sab...
24/04/2026

๐Ÿค Miarahaba antsika rehetra tompoko

โœ… Tonga indray ny fotoana izay efa fanaontsika isan-taona

โ˜˜๏ธ TSIDI-BOHITRA โ˜˜๏ธ
๐Ÿ—“๏ธ Sabotsy 2 Mey 2026
๐Ÿ•‘ Manomboka amin'ny 9ora maraina
โ˜˜๏ธ ROVAN'AMBOHIMANGA

๐Ÿ‘ Mampiavaka azy ity ihany koa dia hisy ny seho maro

๐Ÿ™ Saram-pidirana 2.000AR
๐ŸšŒ Samy manomana ny fiarany ny isan-tsehatra

๐Ÿ€Ny kinasa tian-ko tรฒMila ezaka sy asaAntomboka amin'ny fosy saina vonona io dia lasa๐Ÿ€๐Ÿ’ŸHetsika fanomanana Zaikabe 2026๐Ÿ’Ÿ๐Ÿ‘‰...
01/04/2026

๐Ÿ€Ny kinasa tian-ko tรฒ
Mila ezaka sy asa
Antomboka amin'ny fo
sy saina vonona io dia lasa๐Ÿ€

๐Ÿ’ŸHetsika fanomanana Zaikabe 2026๐Ÿ’Ÿ
๐Ÿ‘‰ Faritany FI.MPI.MA. Antananarivo
๐Ÿ‘‰Sampana FI.MPI.MA. Ambohitrimanjaka Atsimon' Ikopa

๐Ÿ’ชTontosa tamin'ny filaminana sy fahombiazana ny VARIBEMENAKA nokarakarain'ny Sampana Ambohitrimanjaka Atsimon'Ikopa ny sabotsy 28 martsa 2026 lasa teo.

๐Ÿซ‚Tonga nanotrona
๐Ÿ‘‰Filoham-paritany FI.MPI.MA. Antananarivo sy ireo birao, tan-tsoroka mandrafitra izany.
๐Ÿ‘‰Filohan-tsampana SA.MI-MA. "D"
๐Ÿ‘‰Filohan-tsampana Mpiava, Analamanga Miaro ny Kolotsaina, Itaosy.
Ary ireo solotena avy amin'ny Filohan-tsampana Maro.
๐Ÿ‘‰Mpikambana FI.MPI.MA. avy amin'ny Sampana sy Rantsana Maro
๐Ÿ‘‰Namana sy Sakaiza avy amin'ny Fiangonana, orinasa, sekoly... sy Fikambanana Mpikabary hafa ary ireo olompantatra .
๐Ÿ‘‰Mponina Ambohitrimanjaka.

Soa fihanatra. Hetsika maro ho vita, Zaikabe ho tanteraka
Mitohy ny dia ..
# Iray hatrany, iray mandrakariva"

๐ŸŒฟโญ๏ธAny misy tia, miandry topimaso.Mikiry mafy ery, tsy resin'ny ankaso.Fa any misy sambatra nihoty fahombiazana.Anaty fi...
23/03/2026

๐ŸŒฟโญ๏ธAny misy tia, miandry topimaso.
Mikiry mafy ery, tsy resin'ny ankaso.
Fa any misy sambatra nihoty fahombiazana.
Anaty fikambanana manompo Tanindrazana.
Vonona hijoro hanaja tsy hitaraina.
Hanandratra sy hiaro izato Kolontsaina. โญ๏ธ๐ŸŒฟ

Tontosa ny 22 martsa 2026 tetsy amin'ny efitrano malalaky ny LMA Ampifiloha ny hetsiky ny Sampana Analamanga Miaro Ny Kolontsaina
๐Ÿ‘‰ Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao
๐Ÿ‘‰ Fandraisan-tanana andiany Emboka
๐Ÿค Fandraisana mpikambana vaovao
๐Ÿ‘‰ Fampitana Fanilo andiany Emboka -- Eni-mangamanga
๐Ÿ‘‰ Fanolorana Vodiakoho ho an'ny Raimandreny
๐Ÿ‘‰ Fiaraha-misakafo sy totorebika.

๐Ÿ’Ÿ Nanafy Haja ny fihaonana

๐Ÿ‘‰ Ireo solotena avy amin'ny Foibe FI.MPI.MA.
๐Ÿ‘‰ Ny Filoham-paritany Antananarivo sy ireo birao namana
๐Ÿ‘‰ Ireo Raimandrenin'ny Sampana
๐Ÿ‘‰ Ireo mpikambana tranainy sy vaovao
๐Ÿ‘‰ Namana, fianankavina, sakaizan'ny Sampana.

# Antananarivo. Miroso hatrany, ๐Ÿ’ช๐Ÿป๐Ÿ™๐Ÿป Miara-mandroso.

Alahady 8 Martsa 2026Fifaliana hatrany ny eto amin'ny Faritany Fi.MPI.MA. Antananarivo.โค๏ธ Hetsika:โค๏ธ        ๐Ÿ’š Sampana FI...
12/03/2026

Alahady 8 Martsa 2026
Fifaliana hatrany ny eto amin'ny Faritany Fi.MPI.MA. Antananarivo.

โค๏ธ Hetsika:โค๏ธ
๐Ÿ’š Sampana FI.MPI.MA. MPITIA SY MPIKANTO ๐Ÿ’š

๐Ÿ‘‰ Fanokanana ho Rantsana Ny Rantsana FI.MPI.MA. Ambohimanga Rova
๐Ÿ‘‰ Fandraisan-tanana Andiany Emboka
๐Ÿ‘‰ Fandraisana Mpikambana
๐Ÿ‘‰ Fanasaloran-damba Mpikambana Raikitra.
๐Ÿ‘‰ Fifampiarahabana nahatratra ny taona 2026
๐Ÿ‘‰ Fampitana Fanilo andiany Emboka - Eni-mangamanga

โค๏ธ Nanafy haja ny lanonana
๐Ÿ‘‰ Tompon'andraikitry Lycรฉe Andriamborona
๐Ÿ‘‰ Filoham-paritany Fi.MPI.MA. Antananarivo sy ireo birao mpiara-miasa aminy
๐Ÿ‘‰ Ireo Filohan-tSampana sy Mpitia sy mpikanto
๐Ÿ‘‰Ireo Mpikambana sy ny fianakaviny ary ireo sakaiza tsy mahafoy.

๐Ÿค Mitombo isa sy mivelatra misandrahaka amin'ny faritra: Analamanga, Itasy, Bongolava ny toeram-pampianarana kabary eto anivon'ny Faritany Fi.MPI.MA. Antananarivo

"Kabary harem-pirenena.....
# Iray hatrany, iray mandrakariva"

โœ… Miarahaba antsika mpikambana rehetra ๐Ÿ‘‰ Fivoriambem-paritany Alahady 15 Martsa 2026 ๐Ÿ‘‰ Manomboka amin'ny 2ora tolakandro...
10/03/2026

โœ… Miarahaba antsika mpikambana rehetra

๐Ÿ‘‰ Fivoriambem-paritany
Alahady 15 Martsa 2026

๐Ÿ‘‰ Manomboka amin'ny 2ora tolakandro

๐Ÿ‘‰ Efitrano malalaka ao amin'ny Mopera Anatihazo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy - Faritany Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share