15/10/2026
🚀🚀🚀
Faly ery mamaky an izao 🥰😍
Sady fière ihany namorona ny SmartBusiness by Danielle satria ao aho no afaka manampy Ireo mpandraharaha na futur mpandraharaha hamorona offre mahasarika Sy afaka manampy ary hampiasa ity réseaux sociaux ity mba ho lasa mampiditra vola 😊
Misaotra anareo hatrany maka fotoana manoratra toy izao satria tena important amiko Sy amin’ny aza ataoko .
Iangaliana dia iangaliana anie ireny programme ireny vao Tonga eny an-tananareo dia rehefa Mahatoky ahy sahala Amin’izao ianareo dia faly aho sady fière satria rehefa manjifa ny olona iray dia raisiko ho respect Sy valorisation ho an’ny asako izany . 😊
Mirary soa be hahomby amin’ny business izay atao rehetra 🥰
.