10/06/2026
🦋 AMPELA ONLINE STORY : HAYA COLLECTION
☺️ Asmine no mitondra ny marika HAYA mifantoka manokana amin'ny famoronana sy fanjairana "Abaya, Hijab, Khimar"
Tamin'ny alalan'ny Ampela Online no nahazoany tosika fampitaovana entina mampiroboroobo ny orinasany.
🚀 Ato no nianatra ny fahaizana mandrindra ny commande, ny fanaterana entana, ny famoahana izany amin'ny pejy Instagram, Tiktok ary Facebook
Ary ianao rahoviana no hisandratra hiaraka amin'ny AMPELA ONLINE ?