09/06/2025
Mirary fiononana feno sy mankahery ny fianakavian'ireo ankizy namoy ny ainy noho ny lozam-pifamoivoizana Tao Moramanga, mirary fahasitranana haingana sy fahasalamana ihany koa hoan'ireo naratra, mirary anareo rehetra ho tongasoa amin'ny fiverenana an-tanana.