Aneffa Moramanga

Aneffa Moramanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aneffa Moramanga, Labor Union, Moramanga.

Misokatra am'Fomba ofisialy ny Assise Nationale Aneffa Madagascar.
27/02/2025

Misokatra am'Fomba ofisialy ny Assise Nationale Aneffa Madagascar.

08/09/2023

Ndao ra Iaraka aminaaay.... Iaraka aneho an'President ANDRY RAJOELINA fa mbola misy betsaka Ireo mila anazy.
Fa mbola Betsaka ny zavatra eto Moramanga Tsy Milamina.

Aneffa Moramanga Asa-Tana-MaroNokarakarain'Aneffa teto Moramanga sy Ny commune Rural AmbohibaryMankasitraka an'Andriamat...
14/06/2023

Aneffa Moramanga Asa-Tana-Maro

Nokarakarain'Aneffa teto Moramanga sy Ny commune Rural Ambohibary

Mankasitraka an'Andriamatoa PDS ANDRIAMANANKOLAFY Justin no sady President Afeffa Moramanga.

Andriamatoa TENDRY Maharavo Joël, SG Aneffa Moramanga

Tale Sekoly CEG Ampitambe.

Ireo chef Zap

Ny Mpampianatra rehetra
Ny Fokonolona sy ireo RAD
Ireo Mpianatra

Ankasitrahana manokana ny Solombavam-Bahoaka voafidy Teto Moramanga RAJAOBELINA Lova Herizo, angady nananana sy Vy naitana, nanolotra ireo fitaovana sy Fampitaovana rehetra nahafahana nanatanteraka izany rehetra izany

Com ANEFFA Moramanga ®💯

06/05/2023
M'lay tsika ra tsiova
06/05/2023

M'lay tsika ra tsiova

TEAM SolideM'lay tsika ra ts'Miova
20/04/2023

TEAM Solide
M'lay tsika ra ts'Miova

Aneffa Moramanga Dinika momban'Asa Tana-MaroHo an'FanabeazanaHo an'TanindrazanaM'lay Tsika rah ts'Miova ✌️
17/04/2023

Aneffa Moramanga Dinika momban'Asa Tana-Maro
Ho an'Fanabeazana
Ho an'Tanindrazana

M'lay Tsika rah ts'Miova ✌️

Address

Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aneffa Moramanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category