Fisema Alaotra-Mangoro

Fisema  Alaotra-Mangoro syndicat, formation

Retour en images...🥰 ❣️Formation sur le thème : Résilience et Militantisme.❣️FISEMA Ambatovy Moramanga.
12/06/2024

Retour en images...🥰
❣️Formation sur le thème : Résilience et Militantisme.
❣️FISEMA Ambatovy Moramanga.

01/05/2024

MAMONO MPIASA = MAMONO FIRENENA

01Mai - Fête du travail 💼👨‍⚖️

Tontosa omaly Talata 5 Mars 2024 ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2024 ho an'ny FISEMA Alaotra Mangoro.✓ Nisy ny ...
06/03/2024

Tontosa omaly Talata 5 Mars 2024 ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2024 ho an'ny FISEMA Alaotra Mangoro.
✓ Nisy ny fandraisana ireo mpikambana vaovao
✓ Nisy ny fampianarana mikasika ny syndicat sy izay tsara ho fantatra momba izany.
✓ Tao iany koa ny dinika mikasika ny programme rehetra @ ity taona ity, ny activités sportives , ny activités fidirambola ho an'ny syndicat .
✓ Izany dia nofaranana tamin'ny korana mahafinaritra.
Koa manentana antsika hatrany ny @ firaisankina ee👍

Noely mizara an-tsary🎄🥳🎁🎀Mankasitraka ireo rehetra izay nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka nahatontonsaina Izao andro...
23/12/2023

Noely mizara an-tsary🎄🥳🎁🎀
Mankasitraka ireo rehetra izay nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka nahatontonsaina Izao andro izao.
🤶Misaotra anareo nanome tsiky ireo ankizy tao Fahazavana.
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ny Fisema Alaotra-Mangoro .

20/12/2023

🤶🎅 Krismasy!!!
Amin'izao andro fety Izao andao iaraka hizara ho an'ireo sahirana...🎁🎄🎁
🎀🥳Fankalazana ny fety miaraka miaraka amin'ireo ankizin'ny Akany Fanavotana ny 23 desambra Izao.
🎄❤️Espace Volania @8:30 ny Fotoana.

📣📣📣 FANKALAZANA NY FETIN'NY ASA 📣📣📣 🧑‍🏫 Fantatrao ve ireo zoanao arak'asa?ara raha misy olana inona avy ireo drafim-pand...
26/04/2023

📣📣📣 FANKALAZANA NY FETIN'NY ASA 📣📣📣

🧑‍🏫 Fantatrao ve ireo zoanao arak'asa?ara raha misy olana inona avy ireo drafim-pandaminana tokony arahina?

🧑‍🏫 Inona izany fiahiana ara-tsosialy ?inona avy izany?

🧑‍🏫 Aiza no anjara asan'ny Syndicat ?..
Maro be ireo fanontaniana manitikitika anao momban'ny lalan'ny asa?Natao ho anao ity🫵

❗❗❗TONGAVA MARO GONA AH😉

Ho fahatsiarovana ny andro "08 Martsa",ny FISEMA dia manamafy ny fanoherana ny herisetra atao amin'ny vehivavy ary Mitak...
08/03/2023

Ho fahatsiarovana ny andro "08 Martsa",ny FISEMA dia manamafy ny fanoherana ny herisetra atao amin'ny vehivavy ary Mitaky ny fitovian-jo.

Ny sabotsy 18 febroary teo no fihaonana voalohany hoan'ny Fisema Alaotra-Mangoro  izay natao teo ambany fiahin'ny Fisema...
20/02/2023

Ny sabotsy 18 febroary teo no fihaonana voalohany hoan'ny Fisema Alaotra-Mangoro izay natao teo ambany fiahin'ny Fisema Nasionaly.

🔥 Ho fandraisana anjara amin'ny ady amin'ny fiovan'ny toetr'andro sy famerenana indray an'ny Madagasikara ho nosy maitso dia namboly hazo Borana na "Albizia gummifera" 900 isa ny ekipa. Izany Dia natao tao Antsirinala Fanalamanga Ary ireo zanaka hazo dia avy amin'ny orinasa Fanalamanga.
👉Nisy koa ny fanentanana momba ny VIH SIDA izay niarahana tamin'ny Pair Éducateur Ambatovy AMSA.

🔥Ny hariva dia nanatanterka ny fiarahabana taona sy fanolorana "solom-body akoho" ny Sekretera Jeneraly Nasionaly Randianasolo José.
Ny tontolo nadro dia nofaranana tamin'ny takalo sy fiaraha mifaly.

Nandray anjara tamin'izany ny mpikambana avy ao Ambatovy,SMIMO,Madacan Ary Fanalamanga.

Ary eto Dia manararotra misaotra ny DG ny Fanalamanga tamin'ny fanohanana sy fiaraha-miasa nahatotonsana izao hetsika izao.

Tazanareo eto ny famintinana an-tsara ny tontolo andro☺️

Tontosa omaly Zoma 02 Décembre 2022 ny fihaonana izay nataon'ny FISEMA SMIMO Moramanga. Sady ho  fanaovambeloma ny taona...
03/12/2022

Tontosa omaly Zoma 02 Décembre 2022 ny fihaonana izay nataon'ny FISEMA SMIMO Moramanga. Sady ho fanaovambeloma ny taona 2022 toy ny fanao isantaona.
✓Nisy ny fifampizarana traikefa.
✓Fampianarana maro Samy hafa.
✓ Fandraisana ireo mpikambana vaovao.
Ny firaisan-kina ho hery😉

Androany ao @ Hôtel Bezanozano.@2 Ora tolak'andro.=> Andeha iaraka hanotrona ny SG antsika isika🤩
20/10/2022

Androany ao @ Hôtel Bezanozano.@2 Ora tolak'andro.
=> Andeha iaraka hanotrona ny SG antsika isika🤩

Ho famaranana ny fankalazana ny "Asa Mendrika" dia tontosa omaly ny fihaonana-be izay nokarakarain'ny  FISEMA Alaotra-Ma...
09/10/2022

Ho famaranana ny fankalazana ny "Asa Mendrika" dia tontosa omaly ny fihaonana-be izay nokarakarain'ny FISEMA Alaotra-Mangoro.
👉Tonga nanatrika izany fihaonana izany ny:
-FISEMA SMIMO
- FISEMA Fanalamanga
- FISEMA MADACAN
- FISEMA Ambatovy Amsa
👉Tanteraka ny fifidianana ireo Birao vaovao.
👉Nisy koa ny fizarana momba ny "Syndicalisation".

Ankasitrahana tanteraka ny fandraisana anjara sy fahavitrihan'ireo mpikambana nandritra ny fihaonana.
Ary hisaorana indrindra ireo avy ao @ FISEMA Ambatovy Amsa nikarakara ny fihaonana.

Address

Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fisema Alaotra-Mangoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category