08/08/2026
Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa Vitasoa ny Lasy Fankalazana 90 taona Sampana Mavo sy Mena izay natao teto Moramanga.
Tsy adino ihany koa ireo Mpiara miombon'antoka rehetra :
👉 Ianareo Filohan'ny Synodam piangonana tsirairay avy
👉Andriamatoa Gascar Fenosoa ministry ny serasera sy Kolontsaina, Ray mpiahy ny Fankalazana sy ireo mpiara miasa Aminy
👉Ramatoa Ministry ny Mponina sy Firaisankina sy ireo mpiara miasa aminy
👉 Andriamatoa lehiben' ny Etat Major ny Tafika Malagasy sy ireo Mpiara miasa Aminy.
👉Ianareo Médecin Militaire rehetra
👉 Andriamatoa lehiben' ny BNGRC sy ireo mpiara miasa aminy
👉District Moramanga Izay tarihin'i Andriamatoa Chef District
👉 Commune Urbaine Moramanga izay tarihin'i Andriamatoa Ben'ny Tanana
👉 Commune Rurale Ambohibary izay tarihin'i Andriamatoa Ben'ny Tanana
👉👉Andriamatoa lehiben' ny Groupement Ambatondrazaka
👉Andriamatoa Commandant École (ESGN Moramanga)
👉Andriamatoa Commandant de Compagnie Moramanga sy ireo mpiara miasa aminy
👉Andriamatoa Commandant de Brigade Moramanga sy ireo mpiara miasa aminy
👉Andriamatoa Commissaire de Police Moramanga sy ireo mpiara miasa Aminy
👉Andriamatoa Chef D' Établissement ny Maison Centrale Moramanga sy ireo mpiara miasa aminy
👉Ny Talén'ny orinasa Ambatovy sy ireo mpiara miasa Aminy
👉Ny Talén'ny orinasa Fanalamanga sy ireo mpiara miasa aminy
👉Ny Filohan'ny Komity Lehibe sy ireo mpiara miasa aminy
👉Ny Filohan'ny Foibem pikambanana sy ireo ekipa miara Aminy
👉Ny Ekipa Sampana Mavo Nasionaly rehetra sy ny Filohan'ny Lasy Fankalazana
👉Ny Ekipa Sampana Mena Nasionaly rehetra sy ny Filohan'ny Lasy Fankalazana
👉Ny UK Scout izay avy amin'ny firenena Telo samihafa
👉Ny Tompon'ny Tany nanaovana Lasy Fankalazana
👉Ny Filoham Paritany Alaotra Ambatondrazaka sy ny ekipany
👉Ianareo Volontaire rehetra
👉Ny Filohan'ny Komitim Paritany Mangoro Moramanga sy ny ekipany
👉Ny Ekipa Paritany Mangoro Moramanga rehetra
👉Ianareo tapaka sy namana rehetra sy izay mety tsy voatonona eto
Misaotra, misaotra, misaotra 🙏🙏🙏