Vato Nasondrotry ny Tany

Vato Nasondrotry ny Tany ๐Ÿ‘Vali-babena
๐Ÿ‘Fameloma-maso
๐Ÿ‘Tamberin'andraikitra
๐Ÿ‘‰Distrikan'i Moramanga

Miarahaba ny  ๐Ÿˆ (Rugby Club Moramanga), Izay nivaoka mpandresy tamin'ny Match de Dรฉfi nifandonana tamin'ny   (Tanร ).Ny L...
09/06/2026

Miarahaba ny ๐Ÿˆ (Rugby Club Moramanga), Izay nivaoka mpandresy tamin'ny Match de Dรฉfi nifandonana tamin'ny (Tanร ).

Ny Lahady 07 jiona 2026 lasa teo. Tao @ Kianja bรฉ ny ESGN.

Ny Vato Nasondrotry ny Tany dia manohana hatrany ny ๐Ÿ‰RCM๐Ÿˆ hatrany am-piandohana. Nonomboka tamin'ny Fanomezana ny Maillot.

Ho ela velona ny taranja baolina lavalava.

05/06/2026

Toy izao ny fampidiran'ny rano mahery @ forazaza

๐Ÿ‘‰Tsy miady akory ireo lehilahy matanjaka. ireo fa maneho ny kolon-tsaina sy ny fomba amam-panao.

.
Vato Nasondrotry ny Tany

29/05/2026

'Ndao hamelomaso ny kolontsaina eto @ District ny Moramanga.

Manome fotoana antsika Vahoakan'ny Commune Mandialaza anio hariva.

Forazaza faobe hialohavan'ny Tsimandrimandry hanehoana ny fomba amam-panao isakin'ny commune.





27/05/2026

Toy izao ny am-pahany tamin'ny Tsimandrimandry tany Analasoa.

Miomana ianareo Mandialaza fa anjaranareo indray ny 29 hifoha 30 mai 2026 ho avy izao.



20/05/2026

Mankasitraka ny Vahoakan'i Commune Fierenana. ๐Ÿ™

Isaorana ny Ben'ny Tanร na, Ny Filohan'nyVato Nasondrotry ny Tany FierenanaTolotra Botomaro sy ny ekipa rehetra.

๐Ÿ‘‰Voaray ny haren-tsaina sy fomba amam-panao @ forazaza, Ny dihy typiquement "Quadrille" sns....

๐Ÿ‘‰Mihomana ianareo ao Analasoa fa ianareo indray ny manaraka.

15/05/2026

Ny Vato Nasondrotry ny Tany dia manolotra ho antsika :
๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡

Toy ny fanao isan-taona, ny Vato Nasondrotry ny Tany dia mikarakara ๐Ÿ“ข๐…๐Ž๐‘๐€๐™๐€๐™๐€ ๐…๐€๐Ž๐๐„ ๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐“๐’๐ˆ๐Œ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐Œ๐€๐๐ƒ๐‘๐˜๐Ÿ“ข ho famerena...
01/05/2026

Toy ny fanao isan-taona, ny Vato Nasondrotry ny Tany dia mikarakara
๐Ÿ“ข๐…๐Ž๐‘๐€๐™๐€๐™๐€ ๐…๐€๐Ž๐๐„ ๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐“๐’๐ˆ๐Œ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐Œ๐€๐๐ƒ๐‘๐˜๐Ÿ“ข ho famerenana ny Kolontsaina ara-drazana izay iarahana amin'ireo ekipa efa za-draharaha.

๐Ÿ‘‰Ireto indray ร ry ny kaominina hanatanterahana izany:
โœ…Fierenana : 16-17 May
โœ…Analasoa: 22 -23 May
โœ…Mandialaza: 29- 30 May
โœ…๏ธ Ambohidronono : 19 -20 Jona
โœ…Anjiro: 26-27 Jona

โš ๏ธKoa manentana sahady antsika ray aman-dreny ร ry mba hisoratra anarana eny amin'ireo Birao Vato Nasondrotry Ny Tany eny an-toerana na eny amin'ireo Kaomanina voalaza etsy ambony.โš ๏ธ

FIKAONANDOHAM-PIRENEN'NY TANORA.
14/04/2026

FIKAONANDOHAM-PIRENEN'NY TANORA.

Commรฉmoration 29 Mars 1947.Ny fandaharam-potoana ho an'i District Moramanga.
21/03/2026

Commรฉmoration 29 Mars 1947.

Ny fandaharam-potoana ho an'i District Moramanga.

17/02/2026

Address

Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vato Nasondrotry ny Tany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share