Mission La lumière du Monde

Mission La lumière du Monde Pejy, Pst Haja RAKOTOMALALA. Fizarana fahatsaran'i Jesosy KRISTY

29/03/2023
09/03/2023

Ny taola maina rehefa tratran'ny faminanian'i Ezekela Dia nadre ka Tonga niverina tamin'ny fiainana.
Tsy mbola maina tanteraka ianao eny na Dia maina tanteraka aza mbola misy fanatenana. Maminany Aho , Aoka hiverina amin'ny fiainana ny Maty rehetra any aminao. Anio ihany Dia tateraka izany.

07/03/2023
23/02/2023

SAMIA MIHERITRERITRA:

Matahotra avokoa isika rehefa hoe cyclone no ho avy 💦☄️🌧️, Ny Antony? Satria hitanao fa tsy hafaka ny hifanehitra aminy ianao fa mety ho faty ka Dia miezaka ny miaro ny tenanao mba ho velon'aina. F
a mba manaona kosa ianao manoloana ny teny hoe Ho avy Jesosy. Afaka hiatrika izany fotoana izany ve ianao, fa tahaka ny tsy maintsy nadalovan'ny cyclone teto amintsika no tsy maintsy hisehoan'izany andro izany.
Mbola manana fotoana hiomanana isika. Aza naman'oreo mpiteny hoe: Aiza ihany izany Jesosy izany. Efa ela no nadrenesako izany. Fa mbola tsy Tonga ihany. N'a koa ireo Mino ihany fa variana , minia manadino Io fotoana iray endrasan'ny mpino maneran-tany Io.
Indro ho avy fiaingana Aho hoy izy: ny maso rehetra hahita Ahy eny na ireo izay nadefona Ahy aza.
Tsara ny mana-karena sy manam-pahaozana Ary manana karazan-java-tsoa eto antany fa ratsy raha ny izany rehetra izany no lasa Hery iray hiazona anao tsy hiakatra rehefa Tonga tampoka ilay andro iray.
Androany mapatsiahy anao Aho: HO AVY JESOSY. RY MPINO RERAKA NOHO FANENJEHANA. SY FA ARATSIANA. AZA KIVY, MAHEREZA FA HO AVY JESOSY. Ianao mbola mijoro no ilainy. Ianao mahay miandry Azy.
HO FOANA ANGE NY TEBITEBINAO E! HO FAFANY NY RANOMASINAO. FETY BE NO MIANDRY ANAO. AO AMIN'NY FANSANA FAMPAKARAM-BADY ZANAK'ONDRY. AZA ADINO FA IANAO ILAY FOFOM-BADINY. Tazomy ny fahadiovana ho an'ilay Malalanao.

PsHaja

Address

Moramanga
514

Telephone

+261326043528

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mission La lumière du Monde posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Mission La lumière du Monde:

Share