Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa

Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa Page officielle de l'association des étudiants à la faculté EGSS-MCI , université de Fianarantsoa

JEUNE INTÈGRE POUR UNE SOCIÉTÉ PLUS JUSTE ET VIVABLE📢 Ho an’ny tanora rehetra eto Fianarantsoa!Manasa antsika hiatrika C...
24/08/2026

JEUNE INTÈGRE POUR UNE SOCIÉTÉ PLUS JUSTE ET VIVABLE
📢 Ho an’ny tanora rehetra eto Fianarantsoa!
Manasa antsika hiatrika CONFÉRENCE-DÉBAT momba ny lohahevitra:
« Engagement des jeunes dans la lutte contre la corruption à Madagascar »
Fotoana iray lehibe hifanakalozana hevitra sy handinihana ny anjara andraikitry ny tanora amin’ny fananganana fiarahamonina madio, mangarahara ary tompon’andraikitra.
🎤 Ireo mpandray anjara: • RANDRIANASOLO Felana Harifetra, Conseiller Principal Territorial de l’Éducation au BIANCO de Fianarantsoa
• RASOANANDRASANA Irina Jessica, Coordonnatrice Provinciale CAJAC Fianarantsoa – TI-MG
📅 Alarobia 26 Aogositra 2026
⏰ 14h30
📍 Grande Salle, BIANCO Tanambao – Fianarantsoa
Aoka isika tanora haneho fa manana anjara toerana lehibe amin’ny fisorohana sy ady amin’ny kolikoly isika, satria ny fanovana dia manomboka amin’ny fahavononana sy ny fahitsiana ananan’ny tsirairay.
Tanora mijoro, tanora tompon’andraikitra, tanora miady amin’ny kolikoly!
Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa

Fampahatsiahivana 🚨 TETIANDRO HIZARANA NY VATSIM-PIANARANA VOLANA FAHA DIMY HO AN'NY L1 HATRAMIN'NY M1. 🚨
24/08/2026

Fampahatsiahivana
🚨 TETIANDRO HIZARANA NY VATSIM-PIANARANA VOLANA FAHA DIMY HO AN'NY L1 HATRAMIN'NY M1. 🚨

21/08/2026

📢 SALON D’ORIENTATION – IHOSY 🎓✨
Miarahaba antsika rehetra 👋
Ampahafantarina ireo mpianatra afaka BAKA rehetra eto IHOSY fa anjarantsika indray anio ny Salon d’Orientation, izay hotanterahina eny amin’ny Tribune, manomboka amin’ny 16 ora (4 ora hariva). ⏰
🎓 Fotoana iray lehibe izao hahafantarana sy hahazoana fanazavana misimisy kokoa momba ireo sampam-piofanana sy parcours misy eo anivon’ny Faculté EGSS.
👉 Koa manentana antsika rehetra, indrindra ireo mpianatra afaka BAKA, mba samy ho tonga maro sy handray anjara amin’ity fotoana ity.
📍 Toerana : devant tribune– IHOSY
🕓 Ora : 16h00 anio
Tongava maro isika eto IHOSY! 💪🎓
💙 FACULTÉ EGSS
EXCELLENCE – UNION – PROGRÈS 🇲🇬

🎓 CONFÉRENCE D’ORIENTATION: OPPORTUNITÉS, CARRIÈRES ET PERSPECTIVES D’AVENIRUne conférence d’orientation dédiée aux oppo...
20/08/2026

🎓 CONFÉRENCE D’ORIENTATION: OPPORTUNITÉS, CARRIÈRES ET PERSPECTIVES D’AVENIR

Une conférence d’orientation dédiée aux opportunités d’études, aux carrières professionnelles et aux perspectives d’avenir.

📅 Vendredi 21 août 2026
🕙 À partir de 10h00
📍 Lieu : Andrainjato Fianarantsoa, Salle H

Cette rencontre sera l’occasion pour les étudiants de s’informer, de découvrir de nouvelles opportunités et de mieux préparer leur avenir académique et professionnel.

👉 Ne manquez pas ce rendez-vous

Venez nombreux et profitez de cette occasion pour échanger avec des professionnels et des intervenants issus de différents horizons.



Faculté Egss-Mci Universite de Fianarantsoa Officiel

📢𝗧𝗲𝘀𝘁 𝗱𝗲 𝗻𝗶𝘃𝗲𝗮𝘂 𝗘𝗚𝗦𝗦 𝟮𝟬𝟮𝟲,  𝟮𝟵 𝗲𝘁 𝟯𝟬 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟲𝑷𝒓𝒆𝒏𝒆𝒛 𝒄𝒐𝒏𝒏𝒂𝒊𝒔𝒔𝒂𝒏𝒄𝒆 𝒅𝒆𝒔 𝒄𝒐𝒏𝒅𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏𝒔 𝒅’𝒂𝒄𝒄𝒆̀𝒔 𝒆𝒕 𝒑𝒓𝒆́𝒑𝒂𝒓𝒆𝒛 𝒅𝒆̀𝒔 𝒎𝒂𝒊𝒏𝒕𝒆𝒏...
18/08/2026

📢𝗧𝗲𝘀𝘁 𝗱𝗲 𝗻𝗶𝘃𝗲𝗮𝘂 𝗘𝗚𝗦𝗦 𝟮𝟬𝟮𝟲, 𝟮𝟵 𝗲𝘁 𝟯𝟬 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗲𝗺𝗯𝗿𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟲

𝑷𝒓𝒆𝒏𝒆𝒛 𝒄𝒐𝒏𝒏𝒂𝒊𝒔𝒔𝒂𝒏𝒄𝒆 𝒅𝒆𝒔 𝒄𝒐𝒏𝒅𝒊𝒕𝒊𝒐𝒏𝒔 𝒅’𝒂𝒄𝒄𝒆̀𝒔 𝒆𝒕 𝒑𝒓𝒆́𝒑𝒂𝒓𝒆𝒛 𝒅𝒆̀𝒔 𝒎𝒂𝒊𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒕 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒂𝒏𝒅𝒊𝒅𝒂𝒕𝒖𝒓𝒆 !

Découvrez sur l’affiche, toutes les informations essentielles concernant :
• 𝐋𝐞𝐬 𝐜𝐨𝐧𝐝𝐢𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐝’𝐚𝐜𝐜𝐞̀𝐬 𝐚𝐮 𝐭𝐞𝐬𝐭 𝐝𝐞 𝐧𝐢𝐯𝐞𝐚𝐮
• 𝐋𝐞𝐬 𝐦𝐚𝐭𝐢𝐞̀𝐫𝐞𝐬 𝐚̀ 𝐜𝐨𝐦𝐩𝐨𝐬𝐞𝐫 𝐞𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐡𝐨𝐫𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬
• 𝐋𝐞𝐬 𝐝𝐚𝐭𝐞𝐬 𝐝𝐞𝐬 𝐞́𝐩𝐫𝐞𝐮𝐯𝐞𝐬 𝐩𝐚𝐫 𝐩𝐚𝐫𝐜𝐨𝐮𝐫𝐬
• 𝐋𝐞𝐬 𝐜𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞𝐬 𝐝’𝐞𝐱𝐚𝐦𝐞𝐧 𝐝𝐢𝐬𝐩𝐨𝐧𝐢𝐛𝐥𝐞𝐬

#𝑬𝑮𝑺𝑺
̀𝒔
Faculté Egss-Mci Universite de Fianarantsoa Officiel

🎤LE SOIFEE, CE N’EST PAS QUE DES EXPOSITIONS !C’est aussi un espace de rencontres, d’échanges et de partage de connaissa...
18/08/2026

🎤LE SOIFEE, CE N’EST PAS QUE DES EXPOSITIONS !

C’est aussi un espace de rencontres, d’échanges et de partage de connaissances à travers des conférences autour de l’orientation, de la formation, de l’emploi et de l’entrepreneuriat.

✨ Découvrez, une à une, les 8 conférences qui vous attendent au SOIFEE 2026 !

📅 19 • 20 • 21 août 2026
📍 Devant le CEDII Tsianolondroa – Fianarantsoa

👉 Rendez-vous au SOIFEE 2026 !
Faculté Egss-Mci Universite de Fianarantsoa Officiel

CLUB KABARY SY ART ORATOIRE AE-EGSS : ANDIANY FAHA-2Faly izahay mizara aminareo fa tontosa soa aman-tsara ny Andiany fah...
15/08/2026

CLUB KABARY SY ART ORATOIRE AE-EGSS : ANDIANY FAHA-2

Faly izahay mizara aminareo fa tontosa soa aman-tsara ny Andiany faharoa amin’ny Club Kabary sy Art Oratoire ao amin’ny AE-EGSS.

Ity hetsika ity dia natao hanamafisana ny fahaiza-miteny, ny fahaiza-mandresy lahatra, ny fahatokisan-tena ary indrindra ny fahaizana mampiasa am-pahendrena ny teny Malagasy.

Ny Club Kabary sy Art Oratoire dia sehatra iray ahafahan’ny mpianatra mampivelatra ny talentany, mianatra mifampihaino, maneho hevitra ary mijoro am-pahatokiana eo anatrehan’ny besinimaro.

Mankasitraka ireo mpampiofana ary indrindra ireo mpikambana rehetra izay nandray anjara tamin’ity andiany faharoa ity.

Kabary sy fahaiza-miteny : fitaovana lehibe ho an’ny tanora vanona sy tompon’andraikitra.

AE-EGSS — Ambition • Cohésion • Progrès
Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa

Vous nous avez manqué ❤️Promis on n’a pas disparu. DIH’EGSS travaille en silence et revient plus fort.On vous donne rend...
15/08/2026

Vous nous avez manqué ❤️
Promis on n’a pas disparu. DIH’EGSS travaille en silence et revient plus fort.

On vous donne rendez-vous le 23 Août à la RÉVÉLATION 2.0
Merci au Crews 𝐅𝐨𝐫𝐭-𝐝𝐚𝐧𝐬𝐞 pour l’invitation 🙏

Pour les billets 👉 contactez directement nos membres DIH’EGSS
On compte sur vous pour mettre le feu 🔥 et venez nombreux pour nous soutenir 👐🏽


Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa

Un grand merci à celles et ceux qui sont venus échanger avec l'équipe de l'EGSS Fianarantsoa lors du Salon de l’Étudiant...
14/08/2026

Un grand merci à celles et ceux qui sont venus échanger avec l'équipe de l'EGSS Fianarantsoa lors du Salon de l’Étudiant organisé par le MESUPRES .

Vos questions, votre curiosité et votre enthousiasme nous motivent à continuer à vous accompagner dans vos projets d’études et votre orientation.

📍 𝐑𝐞𝐧𝐝𝐞𝐳-𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐝𝐞𝐦𝐚𝐢𝐧 𝟏𝟒 𝐚𝐨𝐮̂𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟔 𝐚𝐮 𝐊𝐒𝐋𝐌𝐃 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐧𝐣𝐚𝐭𝐨 𝐅𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐬𝐮𝐢𝐭𝐞!

Venez découvrir nos formations, échanger avec notre équipe et trouver les réponses à toutes vos questions sur nos choix de parcours:
✅Economie-Gestion
✅Marketing et Commerce International
✅Sciences Sociales de Développement
✅Travail Social et Administration Sanitaire

👉 L’équipe de l’EGSS Fianarantsoa vous attend nombreux !




CLUB KABARY ATO AMIN’NY AE-EGSSMitohy amin'ny asabotsy 15 AOGOSITRA 2026 hoavy izao ny club de kabarin-tsika ato amin'ny...
13/08/2026

CLUB KABARY ATO AMIN’NY AE-EGSS
Mitohy amin'ny asabotsy 15 AOGOSITRA 2026 hoavy izao ny club de kabarin-tsika ato amin'ny Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa
Te hianatra kabary ve ianao? Te hianatra hiteny amim-pahatokiana eo imason’olona ve ianao? Raha eny, dia natao ho anao ity.
Misokatra manomboka amin’ny Sabotsy ho avy izao ny CLUB KABARY ato amin’ny AE-EGSS.
Fotoana: 8 ora maraina
Toerana: Salle A7 EGSS
Misokatra ho an’ny mpianatra rehetra ato amin’ny Faculté EGSS ny Club Kabary.
Ny tanjona dia ny hanampy ny mpianatra hahay hiteny tsara, haneho hevitra amim-pahatokiana ary hampivelatra ny fahaizany amin’ny kabary sy ny fitenenana eo imason’olona.
NB: MAIMAIM-POANA. Tsy misy vola aloa.
Ho an’ny mpianatra, hatrany ho an’ny mpianatra.
Na miantso ny laharana 0380605722 ( président AE-EGSS Nome Flavien Razafimandimby )
Tongava maro

Address

Andrainjato Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share