Fandroana Andriaka Anakara, Vatomasina

Fandroana Andriaka Anakara, Vatomasina Nosokafana ity pejy manokana ity mba handraisana ny lesoka sy hitondrana ny mety ho fagnatsarana ny Fandroana Andriaka Anakara. Vatomasy mandroso gny tanjogna ๐Ÿ™

Raisina antagnandroa gny soso-kevitra avy amintsika.

 RAGNANDRIA, izahay Mpikarakara ny Fandroana Andriaka  2025 teto an-tanร na rehetra, dia misaotra gny Zagnahary sy gny Ra...
15/12/2025



RAGNANDRIA, izahay Mpikarakara ny Fandroana Andriaka 2025 teto an-tanร na rehetra, dia misaotra gny Zagnahary sy gny Razagna fa tontosa soamantasara ny fetin-tsika taminโ€™ity taona 2025 ity. Izany no tanteraka dia nohonโ€™ny firaisan-kinantsika rehetra sy nohonโ€™ny fitiavantsika anโ€™i Vatomasina.๐Ÿ™๐Ÿ’ฏ๐Ÿ‘‹

Koa aminโ€™ny anaranโ€™ny Mpikarakara rehetra no isaorana ireto olona sy sokajinโ€™olona rehetra ireto :

โญNy Randriambe, Katibo, ny zaza SOJA, ny Loholo, Andriambaventy ary ny Anakaravavinโ€™ny Tsignanamihandrefa.
โญNy Zokizalahy sy Katrikatriny ary ny Anakandria, ny Sefo Zazalahy sy ny Zazalahy tanora ary ireo anakavy amin-dreny sy ireo tanora rehetra.
โญNy Famille , fa idrindra Honorable JOLCE, izay nanampy betsaka taminโ€™ny fanomanana rehetra, nanome ny zava-pisotro sy ny alim-padihizana niarahana taminโ€™ny de Manakara.
โญNy Famille , izay nanampy taminโ€™ny fikarakarana.
โญNy Famille izay nanome manokana taminโ€™ny anaranโ€™izy mianakavy.
โญFamille , izay namangianโ€™ny Directeur General de la Police Nationale sy nagnomezany fagnampiana ho anโ€™ny Tanร na.
โญ Mr , isan'ireo nagnetsiketsika tao Vatomasina sy Antananarivo.
โญMadame , aminโ€™ny maha DG an JIRAMA azy dia taminโ€™ny alalany no nahazoantsika ny JIRO anโ€™ny ho 48 ora tsy tapaka teto Vohipeno ny 12 sy 13 ivonโ€™ny fety.๐Ÿ’ก๐Ÿ”Œ
โญNy , izay miorina eto Vatomasina, Vohipeno ary manerana ny Nosy, ka nanome fagnampiana vola sy miaraka amina kojakoja ho anโ€™ny Tanร na.
โญNy FIZANAKARA TANA , izay nanome ny sy ny nanofana fiara ho anโ€™ny , ary nanome ny ยซ SEZA LAVA ยป ho fanagnanโ€™ny Tsignanamihandrefa, ary nagnome ny hoanโ€™ny tanora mpanao baolina.

โญNy Lehibenโ€™ny Distrikanโ€™i sy ny Benโ€™ny Tanร nanโ€™ny Kaominina Ambonivohitra Vohipeno izay nanome malalaka anay mpikarakara taminโ€™ny Fotoana rehetra sy nanome ny fanomezan-dalana.

โญIsaorana ny manaraka ireto : , NY SY , NY , Mr , Mr

โญNy mpanao ๐Ÿ‘•TEE-SHIRT ๐Ÿ‘• dia ireto telo ireto : Mr Lรฉonard Patrick Hery, Mr Ramiandrisoa Roberto Patrick , Mr Angeluc Mexico Razafindehavana

Ireo rehetra izay nandray anjara ka tsy ho ary ho voatanisa eto, Andriamanitra manan-karempahasoavana anie hamaly soa ny vitantsika rehetra. Enganie samy ho tratrinโ€™ny ho avy aby koa.

MISAOTRA RAGNANDRIA ! LONOKY SAMBY HO TSARA !๐Ÿ™๐Ÿ™

Hoy ny ZOKI-ZALAHY, SEFO ZAZALAHY, KATRIKATRINY, ZAZALAHY ary ny Anakavy amin-dReninโ€™ny Tsignamihandrefa.

Sonia
Mr RAMIANDRISOA Jimmy Hermann (dit : HERY)
๐Ÿ“ทFizanakara Antananarivo๐Ÿ’ฅ

๐—— ๐—.  ๐—Ÿ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜†
13/12/2025

๐—— ๐—. ๐—Ÿ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜†

๐šƒ๐™ฐ๐™ผ ๐šƒ๐™ฐ๐™ผ
13/12/2025

๐šƒ๐™ฐ๐™ผ ๐šƒ๐™ฐ๐™ผ

๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ด๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ฎ๐—บ ๐—ง๐—ฎ๐—บ
13/12/2025

๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ด๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ฎ๐—บ ๐—ง๐—ฎ๐—บ

๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ
13/12/2025

๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

๐‘ฝ๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’•๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’‰๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐Ÿ™Lonoky hirotsaka amintsika aby gny fahasoavana ๐Ÿ™ ๐Ÿ™  ๐Ÿ™  ๐Ÿ™  ๐Ÿ™  ๐Ÿ™  ๐Ÿ™  ๐Ÿ™๐Ÿค—
13/12/2025

๐‘ฝ๐’‚๐’—๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐‘ญ๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’•๐’‚๐’‰๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’‰๐’Š๐’‚๐’๐’‚ ๐Ÿ™

Lonoky hirotsaka amintsika aby gny fahasoavana ๐Ÿ™
๐Ÿ™
๐Ÿ™
๐Ÿ™
๐Ÿ™
๐Ÿ™
๐Ÿ™

๐Ÿ™๐Ÿค—

๐“๐จ๐ง๐ ๐š ๐’๐จ๐š ๐€๐ฆ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐š๐ญ๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š
13/12/2025

๐“๐จ๐ง๐ ๐š ๐’๐จ๐š ๐€๐ฆ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐š๐ญ๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ง๐จ๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š

๐— ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ด๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐˜†๐š๐šŠ๐š—๐š๐š›๐š’๐šŠ๐š–๐š‹๐šŽ ๐š—๐š˜ ๐š–๐š’๐š๐šŠ๐š›๐š’๐š”๐šŠ
13/12/2025

๐— ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ด๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐˜†

๐š๐šŠ๐š—๐š๐š›๐š’๐šŠ๐š–๐š‹๐šŽ ๐š—๐š˜ ๐š–๐š’๐š๐šŠ๐š›๐š’๐š”๐šŠ

๐˜ผ๐™ข๐™—๐™ค๐™๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™–๐™ˆ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ž๐™œ๐™ฃ๐™ฎ ๐™œ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™–๐˜ฝ๐™š
13/12/2025

๐˜ผ๐™ข๐™—๐™ค๐™๐™ž๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™–

๐™ˆ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ž๐™œ๐™ฃ๐™ฎ ๐™œ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™–๐˜ฝ๐™š

๐‰-๐‰๐€๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Š๐š๐ง๐จ๐ญ๐ฒ๐™ต๐šŠ๐š—๐š๐š˜๐šŠ๐š—๐šŠ ๐šŠ๐š—๐š๐š›๐š’๐šŠ๐š”๐šŠ 2025
13/12/2025

๐‰-๐‰

๐€๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Š๐š๐ง๐จ๐ญ๐ฒ

๐™ต๐šŠ๐š—๐š๐š˜๐šŠ๐š—๐šŠ ๐šŠ๐š—๐š๐š›๐š’๐šŠ๐š”๐šŠ
2025

J-1๐šƒ๐šœ๐šŠ๐š›๐šŠ ๐š๐šœ๐š˜๐š๐š›๐šŠ๐š—๐š˜ ๐š—๐šข ๐š๐šŽ๐š๐šข
12/12/2025

J-1

๐šƒ๐šœ๐šŠ๐š›๐šŠ ๐š๐šœ๐š˜๐š๐š›๐šŠ๐š—๐š˜ ๐š—๐šข ๐š๐šŽ๐š๐šข

Address

Vatomasina
Vohipeno

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fandroana Andriaka Anakara, Vatomasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share