MiiSah

MiiSah Miisah – Sehatra hahitana boky lokoina sy lalao ho an'ny ankizy. Outils éducatifs : livres, coloriages et jeux pour apprendre en s’amusant.

Sady mianatra no milalao – Learn while having fun!

11/10/2026

fialamboly mahasolo finday, mety ho an’ny mpianakavy

Hainao ve ireo isa vaventy?Fantatrao ve ny filaza azy:*  amin’ny teny malagasy?* amin’ny teny frantsay ?* amin’ny teny a...
09/10/2026

Hainao ve ireo isa vaventy?
Fantatrao ve ny filaza azy:
* amin’ny teny malagasy?
* amin’ny teny frantsay ?
* amin’ny teny anglisy ?

Isany hitanao ao anaty ny Izaho manisa ireo isa vaventy amin’ireo fiteny telo ireo

Lazao eo amin’ny taria izay mbola tsy renao mihitsy.

❤️ Mipetraka an-databatra ny vokatra voalohany novokarin’i MiiSah ❤️Izaho manisa kilalaoBoky fanazarantena ho an’ny zaza...
08/10/2026

❤️ Mipetraka an-databatra ny vokatra voalohany novokarin’i MiiSah ❤️

Izaho manisa kilalao
Boky fanazarantena ho an’ny zaza telo taona no mihoatra
Ahitana :
- fianarana manisa;
- ireo isa amin’ny teny malagasy, frantsay ary anglisy;
- fanazarantena hanoratra isa;
- sary lokoina;
- ireo isa vaventy;
- kilalaon-tsaina.

Mankasitraka ny Poupouné mampiantrano mandritry ny hetsika Hanitr’i Gasikara, eo amin’ny zaridainan’Antaninarenina ny 7-8-9 Oktobra.

’activités

Ilay tsotra sa ilay misy anarana?
14/03/2026

Ilay tsotra sa ilay misy anarana?

Fotsy sy maintyAzo atao tsara ihany koa indrindra ho an’ny zaza vao teraka.Iza no tianao?   ́bés
12/03/2026

Fotsy sy mainty
Azo atao tsara ihany koa indrindra ho an’ny zaza vao teraka.
Iza no tianao?

́bés

🌊 Ny tontolon’ny ranomasina 🌊
11/03/2026

🌊 Ny tontolon’ny ranomasina 🌊

volana 🔆 kintana 🔆 rahonaTsara ery ny torimaso amin’izao ́bés
10/03/2026

volana 🔆 kintana 🔆 rahona
Tsara ery ny torimaso amin’izao

́bés

Sady haingon-trano no mahasondriana ny zazakelyModèles de mobiles pour les fans de dinosaure
09/03/2026

Sady haingon-trano no mahasondriana ny zazakely

Modèles de mobiles pour les fans de dinosaure

07/03/2026

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MiiSah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share