๐˜พ๐™ก๐™ช๐™— ๐™‘๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™—๐™š๐™–๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– - ๐˜พ๐™‘๐™๐™ ๐™€๐™‰๐™Ž

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐˜พ๐™ก๐™ช๐™— ๐™‘๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™—๐™š๐™–๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– - ๐˜พ๐™‘๐™๐™ ๐™€๐™‰๐™Ž

๐˜พ๐™ก๐™ช๐™— ๐™‘๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™—๐™š๐™–๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– - ๐˜พ๐™‘๐™๐™ ๐™€๐™‰๐™Ž Education relative ร  l'environnement

Miarahaba antsika rehetra๐Ÿฅฐ,,, Misaotra antsika rehetra tsisy ankanavaka nohon'ny nahatontosa ny JME omaly 11 Jiona 2026....
12/06/2026

Miarahaba antsika rehetra๐Ÿฅฐ,,, Misaotra antsika rehetra tsisy ankanavaka nohon'ny nahatontosa ny JME omaly 11 Jiona 2026.Mankasitraka ireo encadreurs sy ny mpampianatra tao amin'ny Sekoly ENS ,ireo parcours rehetra nandray anjara, fa indrindra isika membre ny Club Vintsy tsisy ankanavaka โ˜˜๏ธ. Mankasitraka ireo mpiara-miombon'antoka rehetra nanaiky hatrany niara-niasa.
Indro ny fintina an-tsara ny omaly.Alefaso ao amin'ny commentaires ihany koa ny sarinareo tao mba iaraha-mahita raha misy.๐ŸŽ€ Aza adino ny mipartage โ˜˜๏ธ

12/06/2026
Tahak'izao ny endriky ny fiomanana fa nareo vahiny sy mpitsidika sisa no handrasanay rahampitso fa zahay efa nanomana za...
10/06/2026

Tahak'izao ny endriky ny fiomanana fa nareo vahiny sy mpitsidika sisa no handrasanay rahampitso fa zahay efa nanomana zavatra tsara be ho anareo๐Ÿ˜.
Ireto ny fandaharam-potoana:
๐Ÿ•— 8h00: Carnaval et dรฉguisement
๐Ÿ•˜ 09h00: Ouverture stands
๐Ÿ•š 11h00 : Confรฉrence ( Amphithรฉรขtre de l' ENS)
๐Ÿ• 13h00 : Activitรฉs culturelles
โ™ฆ๏ธ Ouverture : Chorale de l'ENS Ampefiloha
โ™ฆ๏ธ Thรฉรขtre, Dihy, Hira, Slam, Poรฉsie
โ™ฆ๏ธ Artiste hiarahana amin'ny Akon'i Mania
โ™ฆ๏ธ Dihy sy zumba.... Sns
Amboary ny fotoana ary, Ento ny ao an-trano.
Misokatra hoan'ny rehetra๐Ÿ˜

Manatitra ny arahaba ho antsika rehetra๐ŸฅฐTonga ny fotoana๐Ÿ’šIreto avy ny tsara ho fantatra hoan'ny mpandray anjara rehetra ...
10/06/2026

Manatitra ny arahaba ho antsika rehetra๐Ÿฅฐ
Tonga ny fotoana๐Ÿ’š
Ireto avy ny tsara ho fantatra hoan'ny mpandray anjara rehetra rahampitso mba ho tsara fiomanana isika .
๐Ÿ‘‰ Fahatongavana : 06h 30
๐Ÿ‘‰ Carnaval : 08h00 - 09h00
๐Ÿ‘‰ Ouverture stands : 9h00 ( efa misy fizarร na ny stands ka manaraka ny lamina efa nampetraka isika rahampitso)
๐Ÿ‘‰ Confรฉrence : 11h00 ( mijanona daolo aloha ny stands rehefa mande ny confรฉrence)
Ary miverina misokatra kosa rehefa mahazo toromarika avy amin'ny tompon'andraikitra.
๐Ÿ‘‰ Fitafy iraisana : Fotsy
NB : Samia tompon'andraikitra amin'ny entana sy izay fitaovana hampesaina isika rehetra rehetra.
" Aza adino ny mitondra tsikitsiky๐Ÿ˜๐Ÿ˜"
Ento ny namana rehetra๐Ÿ’•

Miarahaba antsika rehetra ๐Ÿฅฐ,,,tontosa soamantsara ny fanadiovana ny sekolintsika ENS rehefa tamin'ny androany iny,,,Mank...
09/06/2026

Miarahaba antsika rehetra ๐Ÿฅฐ,,,tontosa soamantsara ny fanadiovana ny sekolintsika ENS rehefa tamin'ny androany iny,,,
Mankasitraka antsika rehetra namaly ny antso. Natao izao fanadiovana izao mba ho fanomanana ny hetsila misesy ao amin'ny sekoly๐Ÿซถ๐Ÿป Mankasitraka antsika rehetra.Amin'ny Alakamisy 11 Jiona 2026 ny fotoana izanyโ˜˜๏ธ
Fitina an-tsary :

Tonga ny fotoana๐ŸฅฐENS ve Ianao ?Rahampitso ny fotoana, ๐Ÿ‘‰ Hetsika fanadiovana ny sekolintsika, Ndao kolokoloina fa izay  m...
08/06/2026

Tonga ny fotoana๐Ÿฅฐ
ENS ve Ianao ?
Rahampitso ny fotoana,
๐Ÿ‘‰ Hetsika fanadiovana ny sekolintsika, Ndao kolokoloina fa izay mahakolokolo manana ny soa๐Ÿฅฐ
๐Ÿ‘‰ Mitondrร  fitaovam-panadiovana sy voninkazo mba hirinao hanatsarana ny ENS๐ŸŒฑ๐Ÿ’š
๐Ÿ‘‰ Ora 11h00 - 12h30
" Aza adino ny mitondra tsikitsiky๐Ÿ˜"

Address

ENS Ampefiloha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐˜พ๐™ก๐™ช๐™— ๐™‘๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™—๐™š๐™–๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– - ๐˜พ๐™‘๐™๐™ ๐™€๐™‰๐™Ž posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share