SNGF - Silo National des Graines Forestières

SNGF - Silo National des Graines Forestières Vente de graines et de plants forestiers, fruitiers, horticoles

👥️🤝𝗙𝗮𝗺𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻’𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸itra 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻’𝗻𝘆  📍Antsahavola , 18 Aogositra 2026🌳Taorian’ny fanendrena tompon’andraikitra ambony ...
18/08/2026

👥️🤝𝗙𝗮𝗺𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻’𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸itra 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻’𝗻𝘆
📍Antsahavola , 18 Aogositra 2026
🌳Taorian’ny fanendrena tompon’andraikitra ambony nandritra ny Filankevitry ny Minisitra ny 13 Aogositra 2026 lasa teo, dia tontosa androany teto anivon’ny Minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ( ) ny famindran’andraikitra teo amin’ny tompon’andraikitra vaovao RABESANDRATANA Andriatahiry Tsirinirina sy NOMENAHARITIANA RABENITANY Yvannie Michela izay nisahana izany andraikitra izany teo aloha,
fotoana izay notarihan’Andriamatoa Sekretera jeneraly 𝗭𝗔𝗠𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗲𝗿𝗶𝗻𝗶𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗥𝘂𝗳𝗶𝗻.🌿
↗️
🌿🌵Tsodrano no omena ny Talé vaovao hahefabe amin’ny adidy sy andraikitra miandry ato amin'ny SNGF.🌳

Aza adino !!!Rahampitso ilay fotoana anaovana ilay fiofanana an!
11/08/2026

Aza adino !!!
Rahampitso ilay fotoana anaovana ilay fiofanana an!

🎧"Tontolo iainana sy ny tontolo manodidina".🎬Fandaharana nandraisan'ny SNGF anjara anehoana ny maha zava-dehibe ny fambo...
06/08/2026

🎧"Tontolo iainana sy ny tontolo manodidina".
🎬Fandaharana nandraisan'ny SNGF anjara anehoana ny maha zava-dehibe ny fambolenkazo eto Madagaszikara.
Fandaharana arahinao eto amin'ny RADIO Madagasikara FM 99.2 isaky ny Asabotsy amin'ny 4 ora sasany

🌲🌳Mitoy hatrany ny   karakarain'ny SNGF,📅Aza hadino fa 12-13 Aogositra izao indray ny fotoana an!Ho anareo izay tsy afak...
06/08/2026

🌲🌳Mitoy hatrany ny karakarain'ny SNGF,
📅Aza hadino fa 12-13 Aogositra izao indray ny fotoana an!
Ho anareo izay tsy afaka tamin'ny farany teo dia araraoty fa fotoana izao.
Sarany tsy miova:
Mandefa Mp izay hisoratra anarana.

🌳🌳Tanteraka soamantsara ny fiofanana famokarana zanakazo andiany faha-4 izay nokarakarainay.🙏Misaotra anareo niatrika iz...
30/07/2026

🌳🌳Tanteraka soamantsara ny fiofanana famokarana zanakazo andiany faha-4 izay nokarakarainay.
🙏Misaotra anareo niatrika izany.
📅Aza adino fa amin'ny #12-13 Aogositra iandray ny fotoana manaraka an!
🗓️Efa misokatra ny fisoratana anarana.

Ao anatin'ny fiofanana tanteraka ny mpiofana izao,Rehefa vita teorika dia Tonga dia fampiharana avy hatrany no atao.
30/07/2026

Ao anatin'ny fiofanana tanteraka ny mpiofana izao,
Rehefa vita teorika dia Tonga dia fampiharana avy hatrany no atao.

Efa akaiky ny fotoana!-  sy   ny fotoana an!Mbola tsy tara raha misy vonona hisoratra anarana momba ity fiofanana famoka...
27/07/2026

Efa akaiky ny fotoana!
- sy ny fotoana an!
Mbola tsy tara raha misy vonona hisoratra anarana momba ity fiofanana famokarana zanakazo ity.

🌳🌲Aza adino ny fotoanantsika an!📅Ny 29-30 Jolay ho avy izao ilay Fiofananana📝Mbola misy toerana malalaka fa misorata ana...
22/07/2026

🌳🌲Aza adino ny fotoanantsika an!

📅Ny 29-30 Jolay ho avy izao ilay Fiofananana

📝Mbola misy toerana malalaka fa misorata anarana dieny izao.

Araraoty fa fotoana famokarana zanakazo izao!

🎄🌱Maro ianareo no liana amin'ilay Fiofanana famokarana zanakazo satria ao anatin'ny famafazana ambioka tokoa izao.📢Ireto...
24/06/2026

🎄🌱Maro ianareo no liana amin'ilay Fiofanana famokarana zanakazo satria ao anatin'ny famafazana ambioka tokoa izao.

📢Ireto indray ny daty manaraka hanatanterahana izany:
📆29-30 Jolay 2026
📆12-13 Aogositra 2026
📆09-10 Septambra 2026

Alamino dieny izao ny fotoana
Sarany:

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Telephone

+261343981805

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SNGF - Silo National des Graines Forestières posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to SNGF - Silo National des Graines Forestières:

Shortcuts

Share