ALLO ALLO

Directions

ALLO ALLO �Une voix du Sud. Pour son pays 🇲🇬

Ry Malagasy namako, marina fa maro amintsika no very fitokisana noho ny zava-nitranga taloha. Kanefa raha tiantsika ny h...
22/10/2026

Ry Malagasy namako, marina fa maro amintsika no very fitokisana noho ny zava-nitranga taloha.

Kanefa raha tiantsika ny hahita fiovana dia mila firaisankina sy fanohanana isika. Tohano ny Filoham-pirenena Colonel Michael Randrianirina amin’ny ezaka ataony hiadiana amin’ny kolikoly sy hanarenana an’i Madagasikara.

Ireo rehetra nomena andraikitra dia tokony hiara-hiasa sy hanatanteraka ny adidiny amim-pahamarinana, satria ny fanovana dia tsy vitan’ny olona iray ihany fa mila ny fandraisan’anjaran’ny rehetra.

Tiaro nao va t’y tiaroko? Tour nao koa zay
20/10/2026

Tiaro nao va t’y tiaroko? Tour nao koa zay

🙏 MISAOTRA ANAREO, VAHOAKA TOLIARA! ❤️Mankasitraka sy misaotra antsika Vahoaka Toliara tsy an-kanavaka rehetra izay nano...
14/09/2026

🙏 MISAOTRA ANAREO, VAHOAKA TOLIARA! ❤️

Mankasitraka sy misaotra antsika Vahoaka Toliara tsy an-kanavaka rehetra izay nanotrona sy nanohana ahy tamin’ity andro manan-tantara teo amin’ny fiainako ity, indrindra tamin’izao Passation de pouvoir izao, izay nandraisako ny andraikitra ny PDS-n’ny Kaominina Ambonivohitr’i Toliara.

Manome toky anareo, Vahoaka Toliara, aho fa hiasa amim-pahavitrihana, amim-pahitsiana ary amim-pahavononana, ho fanarenana sy fampandrosoana ity tanàna iaraha-mana ity.

Vonona aho hanangana sy hanatsara izay mbola tsy nety, ary hiara-hiasa amin’ny rehetra ho tombontsoan’i Toliara sy ny mponina ao aminy. 🇲🇬❤️

Toliara antsika rehetra, ka ny fampandrosoana azy dia andraikitsika rehetra.

Faly ny fo, faly koa izahay maneho ity PDS Vaovao ity 🏆
07/09/2026

Faly ny fo, faly koa izahay maneho ity PDS Vaovao ity 🏆

🏆PDS NY TOLIARA🏆

Tsy androany no nanombohan’ity tolona ity. Tolona efa hatry ny ela, natao tamim-pahanginana sy faharetana. Ankehitriny, tanteraka ihany ny zavatra nantenaina.

Arahabaina indrindra noho ny fanendrena ho PDS-n’i Toliara,Andraikitra lehibe sy voninahitra izany.

Mirary fahendrena, fahombiazana ary faharetana amin’ny fanatanterahana izany andraikitra izany, ho tombontsoan’i Toliara sy ny mponina eto amy tsika. 🇲🇬🤝 Tondraha De Mitiry

Nombreux sont ceux qui se revendiquent comme des leaders, mais le véritable leadership se reconnaît dans les actes, dans...
31/08/2026

Nombreux sont ceux qui se revendiquent comme des leaders, mais le véritable leadership se reconnaît dans les actes, dans la proximité avec le peuple et dans la capacité à écouter.

Un vrai leader est celui qui reste connecté à sa communauté, particulièrement à sa jeunesse. Il comprend ses attentes, partage ses conseils et accompagne ceux qui ont besoin d’être guidés.

Il n’est peut-être pas toujours mis en avant, car il agit souvent avec discrétion, mais ceux qui le côtoient savent reconnaître sa valeur et son engagement.

Respect à toi pour ton dévouement. Pour beaucoup, tu es un frère, un père de cœur et un guide. Merci d’être une source de conseils et de motivation pour la jeunesse.

Toliara ko 💪
16/07/2026

Toliara ko 💪

Ny tena tompondaka dia tsy izay mandresy fotsiny, fa izay mizara ny fahalalany sy manangana ny taranaka.

Faly aho nihaona indray tamin'ity namana efa ela ity, izay mbola manentana sy mampita ny soatoavin'ny judo amin'ny tanora. Angelo Kaya man

Hajao, miezaha, ary aza kivy! 🥋💪

🙏 tanora mikiry 🙏
14/07/2026

🙏 tanora mikiry 🙏

Guidé par une vision claire et le courage d'agir, transforme les défis d'aujourd'hui en victoires de demain. Tondraha De Mitiry

Address

Toliara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALLO ALLO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby non profit organizations