Diademe

Diademe Ministère de louange et jeunesse

ASIO IMPACT NY FISIANAO 👊

Seho antsary vitsivitsy ny Evangelistion tao Motombo ankoro omaly niarahana t@fiangonana Alpha sy omega...🙏Mankasitraka ...
15/05/2026

Seho antsary vitsivitsy ny Evangelistion tao Motombo ankoro omaly niarahana t@fiangonana Alpha sy omega...

🙏Mankasitraka an'Andriamanitra lehibe fa tena nirehitra iny fotoana iny🔥

Isaorana ny ekipa rehetra

Aza mifaly fotsiny hoy Jesosy fa nanaiky anareo ny devoly,,fa mifalia fa voasoratra any andanitra ny anaranareo🤗

Diadème
Voninahitra
ASIO IMPACT 👊

🤝Ny louange matanjaka dia avy amin’ny ekipa miray fo.👉Tsy mifaninana,👉Tsy miady micro👉Tsy mifampisehofa miara-manandratr...
30/04/2026

🤝Ny louange matanjaka dia avy amin’ny ekipa miray fo.

👉Tsy mifaninana,
👉Tsy miady micro
👉Tsy mifampiseho
fa miara-manandratra an’Andriamanitra.

Rehefa iray ny fo,
dia iray ihany koa ny feo,
ary miova ny atmosphère.

ASIO IMPACT 👊

27/04/2026

Ny mozika ihany koa dia fitaovana iray mahatonga firaisana eo tanora...

Fitaovana lehibe manan-daja eo 'ny filazantsara

ASIO IMPACT 👊

Ny asa fanompoana dia piste iray mamolavola antsika ho amin’ny fahamatorana ara-panahy. 🙏Ao no anefena ny fonao,🙏Ao no h...
13/04/2026

Ny asa fanompoana dia piste iray mamolavola antsika ho amin’ny fahamatorana ara-panahy.

🙏Ao no anefena ny fonao,
🙏Ao no hanitarana ny relation-nao,
🙏Ao no hanamboarana anao ho qualité sy mendrika amin’ny antso.

🔥Ny fanompoana dia tsy sehatra fotsiny,
fa toerana hanovana anao🔥

Koa mandrosoa hatrany,
Aza mijery olona,
Ataovy ho an’ny Tompo izay rehetra ataonao. 🙏

ASIO IMPACT. 👊

12/04/2026

Nanaona ny atmosphère androany tao am-piangonana?
Andao MBA samy hizara ao

Ho an'ny mpitarika fiderana 🎊 tsy mihira fotsiny isika fa mamorona atmosphère. ☝️Tsy ampy raha animation fotsiny Rehefa ...
10/04/2026

Ho an'ny mpitarika fiderana

🎊 tsy mihira fotsiny isika fa mamorona atmosphère.

☝️Tsy ampy raha animation fotsiny

Rehefa miakatra amin’ny fo madio ny fiderana, dia miova ny toe-panahin'ny fiangonana
👉 mihena ny tahotra
👉 miala ny fahakiviana
👉 miakatra ny finoana
👉 mandroso ara-panahy ny tsirairay

🙏 Izay no antony hitakiana atsika handeha sy fitondranan-tena mendrika

Tadiavo hatrany Ilay qualité tsara hatonga n'y fideranao hisy impact

ASIO IMPACT 👊

Ny toerana maha groupe de louange dia ANTSO.Ary antso lehibe, mitohy hatrany  andanitra. Ny groupe de louange dia fitaov...
08/04/2026

Ny toerana maha groupe de louange dia ANTSO.
Ary antso lehibe, mitohy hatrany andanitra.

Ny groupe de louange dia fitaovana mahery vaika🔥eo am-pelatanan'ny fiangonana.
Rehefa mijoro araka ny tokony ho izy isika dia afaka mamorona atmosphère mampandresy ny fiangonana amin'ny ady atrehany.

Rehefa mamaky ny 2 Tantara 20 isika, dia mahatsapa tsara ny impact nisy rehefa nihira ny louange — nialoha ny fandresena ny fiderana.

📖 "Ary raha nanomboka nihoby sy nidera ireo,dia nasian'i Jéhovah otrika hamely ny taranak'iAmona..."
— 2 Tantara 20:22

Koa tadiavo hatrany ilay qualité tsara indrindra, ho anao manana izany andraikitra izany.
Satria antso lehibe no napetraka eo an-tananao

ASIO IMPACT NY FISIANAO 👊

17/03/2026

RÉPÉTITION TSARA = FOTOAMBAVAKA MISY IMPACT

🎵 Torohevitra vitsivitsy ho an'ny mpitarika louange ,hampiakatra hatrany ny atmosphère spirituelle rehefa mitarika🌟Ny at...
09/03/2026

🎵 Torohevitra vitsivitsy ho an'ny mpitarika louange ,hampiakatra hatrany ny atmosphère spirituelle rehefa mitarika

🌟Ny atmosphère spirituelle dia ny toe-panahy ao amin’ny fiangonana rehefa manomboka midera an’Andriamanitra ny olona.
🌟Ny leader sy ny groupe de louange dia manana andraikitra lehibe amin’ny fanampiana ny fiangonana hiditra amin’izany fanatrehan’Andriamanitra izany.

1. Fanomanana ara-panahy

- Mivavaka alohan’ny culte
- Mangataha fitarihan’Andriamanitra
- Manadio ny fo sy ny fanahy

2. Alamino mialoha ireo hira hohiraina,

-Clé an'ilay hira
-iza no mitarika azy

3. Mihaino ny fitarihan’ny Fanahy Masina

- Indraindray mila averina ny hira iray
- Indraindray mila mijanona kely
- Indraindray mila mampiditra vavaka

4. Avelao hidera ny fiangonana

- Aza mihira irery foana
- Avelao hihira sy hivavaka ny olona

5. Aza maika

- Mijanona amin’ny hira iray raha mbola tsapa ny fanatrehan’Andriamanitra

✨Ny atmosfera spirituelle tsy avy amin’ny mozika fotsiny, fa avy amin’ny fanatrehan’Andriamanitra.


🔥 CELLULE DE PRIÈRE – DIADÈME 🔥Tu fais qW dans la vie ?Asa fotsiny ve? Fianarana? Sa misy appel lehibe kokoa miandry ana...
03/03/2026

🔥 CELLULE DE PRIÈRE – DIADÈME 🔥

Tu fais qW dans la vie ?

Asa fotsiny ve? Fianarana? Sa misy appel lehibe kokoa miandry anao?

✨ Andao hiaraka hianatra sy hafatatra ny fisianao eo 'Andriamanitra...
– Worship
– Partage
– Témoignage

📅 Jeudi – 18h00
📍 Amborongony Soanafindra

🔥 Viens découvrir ton appel et ta mission !


Address

Toliary
Toliara

Telephone

+261344672152

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Diademe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Diademe:

Share