Association Acacia Madagascar - Officiel

Association Acacia Madagascar - Officiel Notre but est d'aider les enfants et les jeunes à finir leurs études et d'avoir un bon avenir

19/11/2025

OFFRE D'EMPLOI

Recherche une personne apte à enseigner : français et anglais 3eme à Antsirabe ville

12/10/2025

ARARAOTY :
FRANÇAIS PARLÉ spécial samedi @ 2h00
👉 500 ar/séance (durée 3 mois)
TONGA DIA MAHAY MITENY

  SARAM-PIANARANA🎆 Ho fitsinjovana ireo raiamandreny sy ireo mpianatra Haka BEPC sy BACC,Ny association Acacia   Dia hia...
18/08/2025

SARAM-PIANARANA

🎆 Ho fitsinjovana ireo raiamandreny sy ireo mpianatra Haka BEPC sy BACC,

Ny association Acacia Dia hiantoka ny atsasaky ny droit d'inscription an'ireo ankizy 50 (ao @ mp ny critères de sélection) voafidy, Haka BEPC sy BACC @ ity

Izay rehetra Liana Dia mandefasa avy hatrany

💥NB: Marihina fa ao @ ny sekoly miara-miasa aminay no manankery ity offres ity

🔥 VAO MISY   VAO TONGA❤️ FANOHANANA NY  🙏 MIVAROTRA charbon Kininina @ vidiny mirary (kitapo lehibe 250kg) izahay👉 Mandr...
12/08/2025

🔥 VAO MISY VAO TONGA

❤️ FANOHANANA NY

🙏 MIVAROTRA charbon Kininina @ vidiny mirary (kitapo lehibe 250kg) izahay

👉 Mandray commande
👉 Manao livraison

🙏 Raha hividy charbon ihany Dia MBA aty mividy

❤️ FANOHANANA NY  🙏 MIVAROTRA charbon Kininina @ vidiny mirary (kitapo lehibe 250kg) izahay👉 Mandray commande 👉 Manao li...
25/07/2025

❤️ FANOHANANA NY

🙏 MIVAROTRA charbon Kininina @ vidiny mirary (kitapo lehibe 250kg) izahay

👉 Mandray commande
👉 Manao livraison

🙏 Raha hividy charbon ihany Dia MBA aty mividy

18/12/2024

BE

Hisokatra ny Club de Francais ato aminay ny Sabotsy 21 Déc @ 13h Pour 10 ans et plus

Sur mp ny inscription

Ho matotra izy rehefa lehibe ... " 😅
28/09/2024

Ho matotra izy rehefa lehibe ... " 😅

22/08/2024

Hiantoka ny antsasaka ankizy 40 Haka sy izahay
(Mandritra ny taom-pianarana)
ze liana ANTSIRABE

22/07/2024

FIANARANA MITENY FRANÇAIS

TONGA DIA PARLÉ AVY HATRANY
(@ Sabotsy @ 2h ny inscription)

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261348552389

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Acacia Madagascar - Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Acacia Madagascar - Officiel:

Share