Kiady Vaknà Ofisialy

Kiady Vaknà Ofisialy Mouvement Scout Laïc Kiadin'I Madagasikara

https://www.facebook.com/100090543652559/posts/758447443850037/?app=fbl
04/09/2025

https://www.facebook.com/100090543652559/posts/758447443850037/?app=fbl

📢 Vaovao lehibe 🚨

Taorian’ny antso izay natao, antso nisokatra ho an’ny skoto malagasy rehetra, dia am-pifaliana no anolorana antsika ireo izay hisolo tena ny Kiadin’i Madagasikara amin’ny International Leadership Training ( ILT) izay ho tanterahina eto Antananarivo ny 11 hatramin’ny 13 Septambra ho avy izao.
Nandalo fifantenana izy ireo ary nahafeno ny fepetra takiana rehetra amin’izany ofana izany.

🚺 RAKOTOMALALA Andrianantenaina avy ao amin’ny Fivondronana Ranomasina, Faritany Atsinanana

🚹 RAKOTOTIANA Riantsoa Heriniaina Aimé avy ao amin’ny Fivondronana Kianga, Faritany Analamanga

Mirary soa ho azy mianadahy!

02/09/2025

🌍✨ Scouts Madagasikara on the road to September 2025! ✨🌍

📅 Antananarivo, August 18, 2025

Madagascar is getting ready to proudly host major world Scouting events this September, including the 10th Africa Scout Youth Forum🇲🇬🔥

True to our commitment, young people are at the forefront of the organization leading, inspiring, and showcasing the power of youth in shaping the future of Scouting.💪🌱

👉 See you in September in Antananarivo for this historic adventure!

————-

Efa vonona i Madagasikara handray ireo hetsika skoto lehibe amin’ny volana Septambra ho avy izao, anisan’izany ny 𝗙𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮𝗺𝗯𝗲𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗦𝗸𝗼𝘁𝗼 𝗲𝘁𝗼 𝗔𝗳𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟭𝟬 🇲🇬🔥

Ny tanora no loha-laharana amin’ny fikarakarana, mitarika, manome aingam-panahy ary mampiseho ny herin’ny tanora amin’ny fananganana ny hoavin’ny Skotisma .💪🌱

Address

Vatofotsy
Antsirabe
110

Telephone

+261340603734

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiady Vaknà Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Kiady Vaknà Ofisialy:

Share