Mi-Tily Horonantsary

Call Website Contact the organization

Mi-Tily Horonantsary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-Tily Horonantsary, Youth Organization, Tranom-bitsika, Antananarivo.

Ny Tily dia fanabeazana tanora zazalahy unionistes (FJKM, FLM, EEM, METM, FMTA), araka ny fomba fanabeazana skoto efa nanorenan’i Baden Powell azy, sady mamolavola azy ho vonona amin'ny fiainana ⚜️

16/10/2026

⚜️ TILY INDRAY ANDRO HO MANDRAKIZAY ⚜️

Inona no nentin'ny skotisma teo amin'ny fiainan'ise? 🫵🏕️

💬Zarao ato amin'ny taria/commentaires 👇😉


🎬🎙️Ny Mi-tily horonantsary sy feo no nandinka ny horonantsary ho amin'ny teny malagasy🇲🇬

Iza daholo ary ireo birao ato anaty Mi-tily horonantsary ?🤔👥Fifaliana ho anay ny mampahafantatra anareo ireo ekipa mandr...
21/09/2026

Iza daholo ary ireo birao ato anaty Mi-tily horonantsary ?🤔

👥Fifaliana ho anay ny mampahafantatra anareo ireo ekipa mandrafitra ny birao amin'ny alalan'ireto sary manaraka ireto 👇👇

Iza no fantar'ise ?😛


04/09/2026

✅ Ao anatin’ny fiofanana BOOTCAMP hatrany ireto tanora manana tetikasa amin’izao fotoana izao, tetikasa izay nanaovana antso ary isany naharesy lahatra ny tetikasan’izy ireo.

📍 Eny amin’ny Tranombitsika Antsahamarofoza izy ireo amin’izao fotoana izao, manatrika an’izay fiofanana izany. Andiany voalohany ity fiofanana ity izay natao ho an’ny Zone Centre, fa hoavy tsy ho ela ihany koa ny an’ny faritany hafa.

🎬 Mi-Tily Horonantsary

22/08/2026

🤔Tadidin'ise ve ilay FAMPIVONDRONANA FAHAROA ny Mi-Tily Horonantsary ilay nozarina teto amin'ny pejy?

🎯🚀Sombiny kely amin'ny back stage teny amin'ny Rovan'Ambohimanga.

🎬🎞️Mbola hitohy...



11/08/2026

FIFITI

11/08/2026

FIFITI

09/08/2026

📍Miainga avy aty Toamasina ny fampitana mivantana ny fanokafana ny FIFITI 2026
🎬 Araho ary!!

Misaotra ny ekipa rehetra Mi-Tily Horonantsary noho ny fanoloran-tena an'izy ireo nandrakitra an-tsary mba ho tahiry ny ...
06/08/2026

Misaotra ny ekipa rehetra Mi-Tily Horonantsary noho ny fanoloran-tena an'izy ireo nandrakitra an-tsary mba ho tahiry ny hetsika "LASY FAHA-90 TAONA MAVO SY LASY FAHA-90 TAONA MENA".🫶♥️

🔥Mbola maro ny asa miandry an'ise 🫵☺️

"Ataovy mpianatra ny firenena rehetra" (Mat 28:19b)

04/08/2026

📍Moramanga | 04 Aogositra 2026

⛺️ Andro faha-efatra amin’ny LASY 90 TAONA SAMPANA MENA isika izao, toy izao zaraina amin’ise izao ny lalao sy fifampizarana any an-dasy any!

🎬 Mi-Tily Horonantsary

Address

Tranom-bitsika
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Tily Horonantsary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Mi-Tily Horonantsary:

Shortcuts

Share