Fipmam Imerintsiafindra Ambohitrandriana

Fipmam Imerintsiafindra Ambohitrandriana Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany

πŸ’– FIFALIANA HO NY FIPMAM SAMPANA IMERINTSIAFINDRA NY MANASA ANTSIKA FIPMAM REHETRA HIARA HANAO LASY TSELATRA NY : ✍🏻 Zom...
13/11/2025

πŸ’– FIFALIANA HO NY FIPMAM SAMPANA IMERINTSIAFINDRA NY MANASA ANTSIKA FIPMAM REHETRA HIARA HANAO LASY TSELATRA NY :

✍🏻 Zoma 21 amin'ny 6 ora hariva h@ Alahady 23 Novambra 2025

✍🏻 Toerana : IMERINTSIAFINDRA

✍🏻 Saran-dasy : Vary 4 kapoaka sy vola 6000 ar, ny mihoatra tsy ferana toy ny mahazatra antsika.

✍🏻 Entano ny namana, ento ny namana vaovao hiara- paly sy hialavoly ary hifampita fahalalana

✍🏻 Maro ny fihetsiketsehana sy fialamboly ataontsika amin'io koa tongava maro ary hiomana sahady ny amin'ny tetikasa manaraka isika ho fampandrosoana ny fikambanana

πŸ™πŸ» Samia ho tahian'Andriamanitra

✍🏻 Filan-kevitra : 034 54 162 85

Paix!😍😍😍Miantso antsika FIPMAM rehetra ho tonga marobe @ LATSE, hanamafy ny fiombonam-po isika sady hidinika ny: 1)-LASI...
22/09/2025

Paix!😍😍😍
Miantso antsika FIPMAM rehetra ho tonga marobe @ LATSE, hanamafy ny fiombonam-po isika sady hidinika ny:
1)-LASIN-JOBILY 75e Mahajanga
2)-Fihaonambe 75e Antananarivo
3)-Famaranana Jobily 75e + tsangambato
Ny LATSE dia hatao any Imeritsiafindra manomboka Zoma ny 26 Septembre @ 6h ariva ka atramin'ny Alahady 28 Septembre atoandro
Mitondra 6000ar sy vary 4 Kapoaka
Ny mihoatra tsy ferana
Izay tsy mahefa an'izay nefa te-hoavy dia tongava, ento izay vitanao

Aza adinoina ry Namana...
12/04/2025

Aza adinoina ry Namana...

πŸ™πŸ» Ho VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY πŸ™πŸ»πŸ™ŒπŸ» FIPMAM πŸŽŠπŸŽ‰ 75 TAONA πŸŽ‰πŸŽŠπŸ‘ŒπŸ» ANDEHA ISIKA HIFANOTRONA, HISAOTRA SY HIDERA AN'...
08/03/2025

πŸ™πŸ» Ho VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY πŸ™πŸ»

πŸ™ŒπŸ» FIPMAM

πŸŽŠπŸŽ‰ 75 TAONA πŸŽ‰πŸŽŠ

πŸ‘ŒπŸ» ANDEHA ISIKA HIFANOTRONA, HISAOTRA SY HIDERA AN'ANDRIAMANITRA ARY HIARA-PALY NOHO IZANY

πŸ‘‰πŸ» SABOTSY 15 MARTSA 2025
AMIN'NY 9 ORA SY SASANY

🀝🏻 FIFAMPIARAHABANA TAOM-BAOVA SY FANOKAFANA NY TAON-JOBILY

🏰 TOERANA : FFPM VOHIPIRAISANA AMBOHIJATOVO ATSIMO

β›ΉπŸ»πŸ€ΊπŸ€Όβ€β™‚οΈ HISY NY LALAO SY FANENTANA FIPMAM SAMIHAFA

πŸ€™πŸ»MANENTANA ANTSIKA FIANAKAVIAMBE NY FIPMAM REHETRA HO TONGA MARO

🀟🏻 ASAINA KOA ISIKA IZAY MANIRY NY HO MPIKAMBANA VAOVAO

πŸ₯£ SAMIA MITONDRA SAKAFO ATOANDRO SAHAZA, SY TSAKOTSAKO HIFAMPIZARANA

🀞🏻RAHA OHATRA MOA TSY MAHAVIMBINA DIA TONGAVA FOANA FA IZAY EO NO HIFAMPIZARANA E. TOY NY EFA FANAONTSIKA HATRAMIN'IZAY πŸ₯°πŸ₯°

πŸ‘πŸ» Tongava daholo e. mifanentana fa hafa ihany ny FIPMAM πŸ‘πŸ»πŸ‘πŸ»πŸ‘πŸ»

πŸ“ž FIFANDRAISANA: 034 39 861 10 . 034 12 722 26.

Address

Imerintsiafindra
Antananarivo

Telephone

+261343986110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fipmam Imerintsiafindra Ambohitrandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fipmam Imerintsiafindra Ambohitrandriana:

Share