Student Led Movements Vontovorona - SLM V/ CPC M

Student Led Movements Vontovorona - SLM  V/ CPC  M Our purpose is to help fulfill the Great Commission (Making disciple of Christ in the whole world)
Ou

✨📖 “Go and make disciples of all nations…” – Matthew 28:19This is more than an event. It’s a mission. 🔥🎉 GRAND OPENING –...
02/03/2026

✨📖 “Go and make disciples of all nations…” – Matthew 28:19
This is more than an event. It’s a mission. 🔥
🎉 GRAND OPENING – SLMV
(Student Led Mouvement Vontovorona)
A movement by students, for students — called to grow, lead, and impact the campus for Christ.
🗓 March 19, 2026
⏰ 6:00 PM
📍 CPCM (Campus Pour Christ Madagascar)
Come and be part of the vision❤️➗✝️❓

Campus Pour Christ Madagascar - Ofisialy Student Led Movement Madagascar - SLM Mada

J'irai avec Jésus 🔥
05/11/2025

J'irai avec Jésus 🔥

J'irai avec JÉSUS ✝️🚶‍♀️
✝️" Inty aho, iraho aho. "✝️

Ito indray ny fihaonantsika SLM Madagascar rehetra😇 LASY LEHIBE🥳: ho tanterahana ny 05 hatramin'ny 07 Desambra hoavy izao ka eto Antananarivo no hanatanterahina azy, ka ao amin'ny FOFIKRI Ilafy.✔️ Misy ny fiofanana hoan'ireo Mpianatra Mpampitombo. 📚📋 Fiaraha-milalao sy miombona amin'ireo fampianarana maro samy hafa. 🗒

Tanjona: dia ny fampiraisana antsika mpikambana ato amin'ny SLM manerana ny Madagasikara.

Tongava maro eee!!! 🥳

Amboary  ny fotoana ⏳
26/09/2025

Amboary ny fotoana ⏳

J'irai avec JÉSUS ✝️🚶‍♀️
✝️" Inty aho, iraho aho. "✝️

Ito indray ny fihaonantsika SLM Madagascar rehetra😇 LASY LEHIBE🥳: ho tanterahana ny 07 hatramin'ny 09 Novambra hoavy izao ka eto Antananarivo no hanatanterahina azy✔️ Misy ny fiofanana hoan'ireo Mpianatra Mpampitombo. 📚📋 Fiaraha-milalao sy miombona amin'ireo fampianarana maro samy hafa. 🗒

Tanjona: dia ny fampiraisana antsika mpikambana ato amin'ny SLM manerana ny Madagasikara.

NB: ampitaina tsy ho ela ny toerana hanatanterahana izany eto Antananarivo. 😇

Tongava maro eee!!! 🥳

20/09/2025

Ny fonao no varavarana dondomin'i Jesoa.
Tsy ampy ny mahalala hoe zanak'Andriamanitra i Jesoa Kristy sy ny fananana fihetsem-po fa maty noho ny fahotantsika Izy. Ny hoe mandray an'i Kristy dia miverina amin'Andriamanitra amin'ny fibebahana ary matoky fa miditra ao amin'ny fiainantsika Izy ka mamela ny helontsika sy manavao antsika ho araka ny sitrapony.

20/09/2025
19/09/2025

Andriamanitra irery no mamerina amintsika ny fifandraisana Aminy. Izany dia nataony tamin'ny alàlan' Jesoa Kristy izay nisolo voina antsika teo amin'ny hazofijaliana.

17/09/2025

Ny fiainana atolotr'Andriamanitra antsika: Jaona 10:10

Fiadanana ehh👋👋 ✨ Alim-bavaka ✨Alakamisy 04 Septambra 2025🕖 7 ora alina – 11 ora alina📍 CPCM – Vontovorona“Aoka hazava e...
25/08/2025

Fiadanana ehh👋👋
✨ Alim-bavaka ✨
Alakamisy 04 Septambra 2025
🕖 7 ora alina – 11 ora alina
📍 CPCM – Vontovorona
“Aoka hazava eo imason’ny olona ny fahazavanareo” (Matio 5:16).

Iee,ho ento daholo ny namana, ny coloc, ny cobloc, ny cofil, izay fantatrao rehetra amin'io! 🏃🏻‍♀️🏃🏼‍♂️🏃🏽‍♀️🏃🏿‍Toy izao ...
06/08/2025

Iee,ho ento daholo ny namana, ny coloc, ny cobloc, ny cofil, izay fantatrao rehetra amin'io! 🏃🏻‍♀️🏃🏼‍♂️🏃🏽‍♀️🏃🏿‍
Toy izao ny andinindiny:
🗓️ Zoma 15 Août 2025
🧭🏔🗺📌Toerana :Ambatomasina
🕘 Fiaingana @ 8h maraina
🥅 Terrain de Volley
❌🧤 Zavatra hoentina:
- Sakafo sahaza ny tsirairay
- Rano sy satroka
📖 Jaona 14:27
"Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo."

Address

CUR Vontovorona
Antananarivo
TANA102

Telephone

+261343274332

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Student Led Movements Vontovorona - SLM V/ CPC M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Student Led Movements Vontovorona - SLM V/ CPC M:

Share