CRAAD-OI Madagascar

CRAAD-OI Madagascar L’association CRAAD-OI est une association pan-Africaine basée à Madagascar pour les alternatives de développement dans l’Ocean Indien.

Le CRAAD-OI condamne fermement le meurtre de Henri Rakotoarisoa, activiste défenseur de l’environnement âgé de 70 ans qu...
09/06/2022

Le CRAAD-OI condamne fermement le meurtre de Henri Rakotoarisoa, activiste défenseur de l’environnement âgé de 70 ans qui a été massacré près de la commune de Moramanga le 01 juin 2022, et présente ses sincères condoléances aux familles et proches du défunt.

Ce massacre n’aurait jamais dû avoir lieu. C'est un malheur qui aurait pu être évité si les mesures nécessaires avaient été prises à temps, et surtout si les autorités compétentes avaient mis fin à l'impunité dont bénéficient les auteurs de telles atteintes aux droits des militants écologistes.

Nous réitérons notre appel aux autorités malagasy pour la mise en oeuvre de mesures urgentes afin de mieux protéger les militants écologistes et défenseurs des droits humains à Madagascar, en donnant la priorité à l'adoption du projet de loi sur la protection des défenseurs des droits humains et des lanceurs d’alerte.

Henri Rakotoarisoa a été massacré, jeudi 1er juin, près de la commune de Moramanga, à l’est du pays, par un peu moins d’une quarantaine de trafiquants. Ces derniers seront déférés au parquet lundi prochain.…

Du 30 mai au 01er juin 2022, en partenariat avec UPR Info, une ONG basée à Genève spécialisée dans le renforcement de l’...
07/06/2022

Du 30 mai au 01er juin 2022, en partenariat avec UPR Info, une ONG basée à Genève spécialisée dans le renforcement de l’Examen Périodique Universel (EPU), et en collaboration avec le bureau du Haut-Commissariat des Nations Unies aux Droits de l’Homme, le CRAAD-OI a organisé un atelier de renforcement des capacités des Organisations de la Société Civile sur le mécanisme EPU, notamment l’élaboration des rapports à mi-parcours.

Le Centre for Civil and Political Rights a également activement contribué à cette action à travers la formation sur les Organes des Traités.

A rappeler que l’'étape à mi-parcours de l’EPU a été une occasion de réunir les OSC travaillant sur plusieurs thématiques différentes et provenant des différentes régions du pays afin de faire le point sur le niveau de mise en œuvre des 203 recommandations reçues par Madagascar lors du dernier examen, notamment en identifiant les progrès réalisés mais aussi les défis restants en vue d’atteindre une mise en œuvre complète des recommandations EPU.

Développer un rapport à mi-parcours de l’EPU renforce le mécanisme de responsabilité de l’Etat et permet de mieux guider les actions des parties prenantes nationales pour remplir les objectifs des recommandations d’ici le prochain examen en janvier 2025.

 Campagne nationale pour la Justice climatique et les droits humains.Les contributions de Théo RAKOTOVAO en images.
03/06/2022


Campagne nationale pour la Justice climatique et les droits humains.
Les contributions de Théo RAKOTOVAO en images.

 Campagne nationale pour la Justice climatique et les droits humains.Les contributions de Mamina Rakotondravao en images...
02/06/2022


Campagne nationale pour la Justice climatique et les droits humains.
Les contributions de Mamina Rakotondravao en images.

 Campagne nationale pour la Justice climatique et les droits humains.Les contributions de RAIN'MBE en images.
02/06/2022



Campagne nationale pour la Justice climatique et les droits humains.
Les contributions de RAIN'MBE en images.

02/06/2022



Hetsika fiaraha-mientana ho an’ny Rariny ara-toetr’andro sy ho an’ny Zon’olombelona.
NAHOANA ? Satria manambana ny Malagasy ny loza ateraky ny fiovan’ny toetr’andro ka tokony handray FEPETRA faran’izay haingana hiatrehana izany.
Mila MANDRAY ANJARA amin’izany NY VAHOAKA, indrindra fa ireo izay tena voakasika dia tsy iza fa ireo vahoaka any amin’ny TONTOLO AMBANIVOHITRA sy ireo vondron’olona MAREFO.
Mila RAFITRA SY POLITIKA mirona any amin’ny FAMPANDROSOANA MAHARITRA isika ka mila ATSAHATRA dieny izao izay hetsika rehetra mety hanampy trotraka ny fahasimban’ny tontolo iainana sy ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro, anisan’izany ny ASA FITRANDRAHANA TOY NY TETIKASA BASE TOLIARA sy ny FITRANDRAHANA TERRES RARES any Ambanja satria LOZA MANAMBANA NY VAHOAKA MALAGASY izany.
-------------------------


Une campagne de sensibilisation et de mobilisation sur la Justice climatique et les Droits Humains.
POURQUOI ? Parce que les impacts du changement climatique sont des menaces pour la population Malagasy et qu’il faut PRENDRE DES MESURES urgentes à cet égard, AVEC LA PARTICIPATION DES COMMUNAUTES CONCERNEES, notamment les POPULATIONS RURALES et les autres groupes VULNERABLES. Nous avons besoin de MESURES et de POLITIQUES orientées vers le DEVELOPPEMENT DURABLE et nous DEVONS ARRETER tous projets qui contribuent à la destruction de notre environnement et de nos systèmes écologiques et qui exacerbent les impacts du changement climatique, tels que LE PROJET MINIER BASE TOLIARA et LE PROJET D’EXPLOITATION DE TERRES RARES à Ambanja parce qu’ils constituent DES MENACES RELLES pour la population Malagasy.

 Ankasitrahina manokana ireo nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka ity hetsika fanentanana ity dia tsy iza fa ireo mpi...
02/06/2022



Ankasitrahina manokana ireo nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka ity hetsika fanentanana ity dia tsy iza fa ireo mpiara-miasa ao amin'ny CRAAD-OI sy ireo tanora mpikambana ao amin’ny Réseau des Jeunes pour le Développement Durable (RJDD) rehetra manerana ny Nosy izay nandray anjara tamin’ny fanomanana sy ny fanatanterahana ny hetsika natao na tamin'ny fanohanana avy lavitra koa aza, ary koa ireo solotenan’ny FARM (Femmes en Action Rurale de Madagascar) izay nifanome tanàna.

 .ANKILIMALINIKETsy latsa-danja ny hetsika tany Ankilimalinike (Toliara II) ary nitora-jofo mihitsy aza niaraka tamin’ir...
02/06/2022

.
ANKILIMALINIKE

Tsy latsa-danja ny hetsika tany Ankilimalinike (Toliara II) ary nitora-jofo mihitsy aza niaraka tamin’ireo tanora sy ireo mpanan-kanto.
Natomboka tamin'ny filaharana an-dàlam-be ny hetsika.
Nanome tànana manokana tamin’izany ny mpanan-kanto LE BON
--------------------------------------------
Le dernier et non le moindre, Ankilimalinike (Toliara II). Une ambiance des plus chaleureuses avec les jeunes et nos artistes activistes.
Un carnaval sur la RN9 a ouvert l'évènement.
L’artiste LE BON y a également participé.

  TOLIARANafonja ny hafatra avy amin’ireo tanoran’i Toliara sy ireo mpanankanto.----------------------------------------...
02/06/2022

TOLIARA

Nafonja ny hafatra avy amin’ireo tanoran’i Toliara sy ireo mpanankanto.
--------------------------------------------
Des messages vibrants de la part des jeunes de Toliara et des artistes.

 TOLIARAAnkasitrahina indrindra ireo fiarahamonim-pirenena ao Toliara tamin’ny fanehoany firaisan-kina sy fiaraha-mienta...
02/06/2022


TOLIARA

Ankasitrahina indrindra ireo fiarahamonim-pirenena ao Toliara tamin’ny fanehoany firaisan-kina sy fiaraha-mientana tamin’ny hetsika natao.
--------------------------------------------
Un remerciement particulier à la société civile de Toliara pour leur solidarité lors de cette campagne.

 TOLIARAIsan’ny voakasika voalohany amin’ny ady mahakasika ny rariny ara-toetr’andro sy ny Zon’olombelona i Toliara noho...
02/06/2022


TOLIARA

Isan’ny voakasika voalohany amin’ny ady mahakasika ny rariny ara-toetr’andro sy ny Zon’olombelona i Toliara noho ny tranga maro izay efa misy any sy ny fisian’ny tetikasa Base Toliara any an-toerana.
Nanampy tamin’ny fanentanana natao tao Toliara ny tarika VILON’ANDROY
--------------------------------------------
Toliara figure parmi les zones les plus concernées par la lutte pour la Justice climatique et les Droits humains à cause de tout ce que la population subit déjà ainsi qu’à cause du projet minier Base Toliara qui menace la région.
Le groupe VILON’ANDROY nous a prêté main forte lors de cette campagne de sensibilisation.

 SAKARAHAVahoaka tsy toko tsy forohina no nihaino sy nandray ny hafatra avy amin’ny mpanankanto sy ny tanora momba ny ra...
02/06/2022


SAKARAHA

Vahoaka tsy toko tsy forohina no nihaino sy nandray ny hafatra avy amin’ny mpanankanto sy ny tanora momba ny rariny ara-toetr’andro sy ny zon’olombelona tao Sakaraha. Ankasitrahina indrindra izy ireo.

Une foule innombrable est venue écouter les messages des artistes et des jeunes sur la Justice climatique et des droits humains à Sakaraha dans la région Sud-Ouest de Madagascar.

 ILAKAKANandalo tao Ilakaka ihany koa ny   nanao fanentanana mahakasika ny Rariny ara-toetr’andro, ara-tontolo iainana a...
02/06/2022


ILAKAKA

Nandalo tao Ilakaka ihany koa ny nanao fanentanana mahakasika ny Rariny ara-toetr’andro, ara-tontolo iainana ary momba ny ZOn’olombelona satria voakasik’izany avoko ny faritra rehetra eto Madagasikara.
La Caravane de sensibilisation est également passée par Ilakaka pour sensibiliser la population sur les questions de la Justice climatique et des droits humains car toutes les régions de Madagascar sont concernées.

02/06/2022
20/05/2022



Malaza ankehitriny ny fivadihana tsikelikely any amin’ny angovo madio sy maitso. Tena ilaina izany kanefa mila mailo koa isika. Aoka tsy ho mora sodoka satria ny Firenena marefo toa an’i Madagasikara dia mety hizaka ny fiantrakany ratsy amin’izany fiovan’angovo izany amin’ny alàlan’ny fitrandrahana akora sasany toy ny « Terres rares ».

Tsara ho fantatsika fa mila io akora avokoa ny teknolojia moderna ankehitriny indrindra fa ireo fitaovana amin’ny angovo tsy mandoto toy ny fiara mandeha amin’ny herin’aratra na ny angovo avy amin’ny rivotra na ilay antsoina hoe éolienne ireny. Itony karazana fitrandrahana itony anefa dia manary akora simika maro ary miteraka fandotoana goavana farak’izay manimba ny tontolo iainana ary mitera-doza ho an’ny olombelona toy ny aretina omamiadana.
Noho izany dia mitady firenena manaiky hitrandrahana izany akora izany sy hopotehina toy izany ireo firenen-dehibe satria ny vahoaka any aminy tsy manaiky ny hanaovana izany intsony kanefa izy te- hirona any amin’ny angovo azo havaozina sady te-hahazo vola aman-karena koa.
Ekena ny fiovana amin’ny angovo azo havaozina sy madio, fa tsy ekena kosa ny fanaovana an’i Madagasikara ho sorona amin’ny fitrandrahana izany.

Ka noho izany dia mila miray hina ihany indray koa isika, mila miara-mitaky ny rariny hatrany ho fiarovana ny zontsika, ny aintsika, ny ho avintsika,

Tsy ekena ny fitrandrahana mamotika ny Malagasy toy izany....


20/05/2022



Mila mandray andraikitra ny fanjakana hametraka paik’ady matotra ny amin’ny fomba hiatrehana ny loza rehetra ateraky ny fiovan'ny toetr'andro ary mila dinhina miaraka amin'ireo vahoaka voakasika izany mba tena hahomby tokoa.

Mila mandray andraikitra koa ny fanjakana hampitsahatra ny zavatra rehetra izay hita fa mety hanampy trotraka izany fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro izany. Anisan’izany ny fandotoana rivotra avy amin’ny orinasa sasany na ataon’ny olona sasany. Anisan’izany ny asa fitrandrahana mety hamotika ny tontolo iainana satria tokony hanarina ny tontolo iainana isika izao fa tsy hanimba intsony raha tsy izany dia ts hanana ho avy intsony isika.

Tokony hifantoka amin’ny fampandrosoana mirona mankany amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny zon’olombelona isika mba ho tena fampandrosoana lovain-jafy tokoa.

Arovy ny ho avin'i Madagasikara.


19/05/2022

- RAIN'MBE

Manana zo isika hiaina, manana zo isika tsy ho avakavahana, manana zo isika hisakafo araka ny tokony ho izy, manana zo isika hianatra, manana zo isika hisitraka fitsaboana araka ny tokony ho izy, manana zo isika hiaina anaty tontolo iainana madio, manana zo isika hanana fari-piainana sahaza, manana zo isika hanana trano fonenana sahaza, manana zo isika tsy ho esorina amintsika tsy ara-drariny ny fananantsika toy ny tany, manana zo isika hisitraka rano fisotro madio, manana zo isika haneho hevitra, manana zo isika tsy hiharan’ny tsy rariny toy ny herisetra, ny famonoana, ny fanolanana, ny fanaparam-pahefana, ... manana zo isika hifidy, manana zo isika hiatrika fitsarana marina tsy mitanila, manana zo isika tsy hiaina anaty kolikoly satria izany dia miteraka tsy fitoviana sy fitongilanana....

Izany rehetra izany no atao hoe zon’olombelona izay ananantsika tsirairay tsy ankanavaka.

Ny Fanjakàna no tompon’andraikitra feno amin’ny fanajàna, sy ny fiarovana ary ny fampanjariana ny Zon’Olombelona voalohanu. Amin’ny maha olom-pirenena antsika, dia zontsika tanteraka ny misitraka sy mitaky izany zontsika izany, kanefa manana adidy sy andraikitra koa isika miaraka amin’izay. Isan’ny lehibe indrindra amin’izany ny tsy fanitsakitsahana ny zon’ny hafa sy ny fanarahan-dalàna. Manana zo isika fa manana andraikitra koa hanaja sy tsy hanitsakitsaka ny zon’ny hafa.

Tsy ekena ny fanitsakitsahana ny zontsika, tsy ekena ny famotehana ny ho avintsika. Noho izany dia mila mandray andraikitra isika. Tsy mila miandry tolorana fa kosa mila mikaroka. Mikatsaka fahalalana momba ny zontsika. Manara-maso ny fanatanterahana sy ny fanajana izany zontsika ary mitsangana hiaro sy hitaky raha sanatria voahitsakitsaka ilay zontsika na ny zon’ny mpiara-belona amintsika.. Fa afaka manampy ny fanjakana koa isika amin’ny fampanajàna ny zontsika amin’ny alàlan’ny fampahafantarana azy sy ny fitorohana ny zavatra tsy mety, amin’ny alàlan’ny fanentanana ny namantsika, ...

Fotoana izao andraisantsika an-tànana ny fiainantsika sy ny ho avintsika ka andao ary hiara-hientaka isika, hiafampiaro isika, hifanampy isika, hifanoro isika ho an’ny tanindrazantsika.


 IHOSY : « Manan-karena ianareo eto Ihosy satria manana ny isan’ny sangany amin'ny fiarovana ny zon’olombelona dia Atoa ...
19/05/2022



IHOSY : « Manan-karena ianareo eto Ihosy satria manana ny isan’ny sangany amin'ny fiarovana ny zon’olombelona dia Atoa Thomas RAZAFINDREMAKA ao amin’ny Fikambanana Gny To tsy mba Zaigny. Araraoty izany hanovàna ny tsy mety sy ny tsy rariny, mifanomeza tànana ».

Ankasitrahana indrindra ireo fiarahamonimpirenena teto Ihosy tamin’’ny fifanomezan-tànana sy ny fifanotronana tamin’ny fanentanana natao. Raha miray hina toy izao isika dia ho maivana ny andraikitra.


 ZOn'olombelona sy Rariny ara-toetr'andro/ara-tontolo iainanaRAIN’MBE : « Andao hanova fisainana….Andao hanova fomba fia...
18/05/2022



ZOn'olombelona sy Rariny ara-toetr'andro/ara-tontolo iainana

RAIN’MBE : « Andao hanova fisainana….Andao hanova fomba fiaina…. Arovy ny tontolo iainana. … Nosiko i Madagasikara ka sarotiny aho amin’izay rehetra mahakasika azy ».


 Mpanankato mpandala ny maha-malagasy sy ny zon’olombelona ka mitaona ny olona hanaja ny zava-boahary mba hanjakan’ny ra...
18/05/2022



Mpanankato mpandala ny maha-malagasy sy ny zon’olombelona ka mitaona ny olona hanaja ny zava-boahary mba hanjakan’ny rariny ara-toetr’andro sy ara-tontolo iainana.

MAMINA: « Aza avela ho simba izao tontolo izao ... Aza avela hiafy ny kanto Malagasy »


 ZOn'Olombelona / Rariny ara-toetr'andro/tontolo iainana.Théo RAKOTOVAO: "Tsy nohon'ny vola fa ho an'ny tanindrazana. As...
18/05/2022



ZOn'Olombelona / Rariny ara-toetr'andro/tontolo iainana.

Théo RAKOTOVAO: "Tsy nohon'ny vola fa ho an'ny tanindrazana. Asan-Jagnahary ity atao ity".


 Les jeunes activistes membres du Réseau des jeunes pour le développement durable à Fianarantsoa. Solidarité militante! ...
18/05/2022



Les jeunes activistes membres du Réseau des jeunes pour le développement durable à Fianarantsoa. Solidarité militante!


 Une occasion formidable pour rencontrer les jeunes activistes membres du RJDD dans la région Vakinankaratra.
18/05/2022



Une occasion formidable pour rencontrer les jeunes activistes membres du RJDD dans la région Vakinankaratra.


  Dia Iray Ady - FIANARANTSOASinganina manokana ny tanoran’i Fianarantsoa fa tena manan-talenta no be finiavana. Ho avin...
18/05/2022

Dia Iray Ady - FIANARANTSOA
Singanina manokana ny tanoran’i Fianarantsoa fa tena manan-talenta no be finiavana. Ho avin’ny fiarovana ny zon’olombelona sy ny tanindrazana.




  Dia Iray Ady - FIANARANTSOAAnkasitrahana manokana ny fiarahamonimpirenena ao Fianarantsoa sy ireo vahoaka marobe tonga...
18/05/2022

Dia Iray Ady - FIANARANTSOA
Ankasitrahana manokana ny fiarahamonimpirenena ao Fianarantsoa sy ireo vahoaka marobe tonga nanotrona sy nandray ny hafatra nampitaina.



  Dia Iray Ady - FIANARANTSOABe loatra ny fanimbàna ny tontolo iainana natao nandritra izay taon-jato nifandimby izay, i...
18/05/2022

Dia Iray Ady - FIANARANTSOA
Be loatra ny fanimbàna ny tontolo iainana natao nandritra izay taon-jato nifandimby izay, indrindra fa ny nataon’ireo firenen-dehibe manan-katao. Ny indostria izay farak’izay mandoto, ny fitrandrahana tsy ankijanona, ny fomba fiaina mamotika ny tontolo iainana. Noheverin-dry zareo fa tsy manam-pahataperana ny zava-boahary, ny harena ankibon’ny tany sy ny natiora hany ka dia tsy nahalala onony izy fa ny hikatsaka harena hatrany hatrany foana no tao an-dohany.
Dia lasa nanan-karena tokoa izy ireo, saingy isika Malagasy no isan’ny tena mizaka ny vokatr’izany nataony izany satria niteraka ny fiovan’ny toetr’andro sy ny vokany mafy dia mafy izay zakaintsika amin'izao fotoana izao izany. Tadindomin-doza isika ankehitriny. Tsy rariny e !!! Mila onerana izany, ary onerana araka ny tokony ho iz y: ara-bola, ara-teknolojia, ara-pitaovana sns...
Fa isika koa dia mila miray hina hisakana izay fanimbàna mety hanampy trotraka izao efa loza entin’ny fiovan’ny toetr’andro izao: ireo asa fitrandrahana hamotika fa tsy hampivoatra, ny fandoroana ny ala sy ny tanety, ny fangoronana ny tany sy ny ala, ireo karazana endrika fanimbàna ny tontolo iainana miteraka fanitsakitsahana ny zon’olombelona rehetra.... Aleo hatsahatra. Andao hifanome tànana hiaro an’i Madagasikara. Hiaro ny ho avintsika.



• 15 May:  Antsirabe manoloana ny Hôtel des Thermes (@ 2 ora)• 16 May:  Fianarantsoa manoloana ny Hôtel de ville  (@ 2 o...
12/05/2022

• 15 May: Antsirabe manoloana ny Hôtel des Thermes (@ 2 ora)
• 16 May: Fianarantsoa manoloana ny Hôtel de ville (@ 2 ora)
• 17 May: Ihosy eo amin’ny Terrain de Football/ akaikin’ny Lapan’ny Tanàna / (@ 2 ora)
• 18 May: Ilakaka eo amin’ny tany malalaka akaikin’ny Jovenna (@ 10 ora sy 30 mn)
• 18 May: Sakaraha eo amin’ny Terrain de Football (@ 4 ora)
• 20 May: Toliara I, eo ampitan’ny Hôtel Plazza (@ 4 ora)
• 21 May: Ankilimalinike, eo amin’ny Lapan’ny tanàna (@ 3 ora)

Caravane de sensibilisation sur la Justice climatique et les Droits Humains - Axe Sud du 15 au 21 Mai 2022Andao hiara-hi...
12/05/2022

Caravane de sensibilisation sur la Justice climatique et les Droits Humains - Axe Sud du 15 au 21 Mai 2022

Andao hiara-hientana. Andao hiara-handray andraikitra. Andao hifampiaro - Andao hiara-hitaky....




11/05/2022
10/05/2022

Nahazo fahafahana vonjimaika ny namana Jeannot RANDRIAMANANA, mpiaro ny zon'olombelona.
Mankasitraka indrindra ireo nanohana rehetra ary mbola miandrandra ny fanampianareo amin'ny fiatrehana ny fitsarana amin'ny faha 14 jona ho avy izao.
# Foanonyfanamelohanaan'iJeannot
--------------------------------
Liberté provisoire obtenue pour Jeannot RANDRIAMANANA, défenseur des droits humains.
Merci pour votre soutien. Nous comptons encore sur votre solidarité en vue du 14 juin prochain date à laquelle la Cour statuera sur le fond.

‼️Antso avo ho an’ny manam-pahefana handrava  ny didy sy ny vesatra nanamelohana an’Andriamatoa Jeannot Randriamanana‼️
09/05/2022

‼️Antso avo ho an’ny manam-pahefana handrava ny didy sy ny vesatra nanamelohana an’Andriamatoa Jeannot Randriamanana‼️

08/05/2022

La frontière planétaire du cycle de l'eau douce vient d’être franchie. Elle est la sixième de neuf limites. Ce modèle, développé par 26...

06/05/2022

À Madagascar, plusieurs organisations de la société civile réclament la libération d’un enseignant de la ville de Mananjary, au sud-est de l’île, dévastée par le cyclone Batsirai en février. L’enseignant…

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CRAAD-OI Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to CRAAD-OI Madagascar:

Share