Ravinala Roots

Ravinala Roots Ravinala Roots - Ivon - toerana mamorona sy manampy, mampiroborobo asa tanana, fivelomana ary fanjifana ny vokatra amin ny vidiny mirary, tsara kalitao, mateza
(1)

05/14/2026
05/10/2026

Salama daholo isika rehetra

Mandroso 😊😊😊
04/14/2026

Mandroso 😊😊😊

04/11/2026

Inspiration ity ho anao manana eeritreritra hamorona business mahaleo tena.
Abonneo ny pagentsika ry reto a Ravinala Roots 🙏

04/10/2026

Tolotr ‘asa

04/10/2026

Resadresaka mahaliana Ravinala Roots

Te hiresaka business kely aho androany. ✂️🧵Maro amintsika no efa mivarotra: misy manjaitra, misy mivarotra lamba, misy e...
03/26/2026

Te hiresaka business kely aho androany. ✂️🧵

Maro amintsika no efa mivarotra: misy manjaitra, misy mivarotra lamba, misy entana isan-karazany. Izahay koa ao amin’ny Ravinala Roots dia ao anatin’izany.

Fa zavatra iray no zava-dehibe:
tsy ampy ny mivarotra fotsiny mila stratégie matanjaka.

Ny business dia tsy vitan’ny hoe:

mandany hery,
mandany fotoana,
mandany vola.

Raha tsy misy paikady mazava dia mety ho reraka fotsiny isika fa tsy mahita vokatra.

👉 Mila fantatra:

iza no mpanjifanao
inona no mampiavaka ny vokatrao
ahoana no fomba hifandraisana amin’ny olona (eto amin’ny Facebook indrindra)
ary ahoana no hitazonana ny kalitao sy ny fitokisan’ny mpanjifa

Tsy mila lehibe avy hatrany, fa mila mivoatra tsikelikely amin’ny fomba voahevitra.

Aoka isika hifanohana, hifampianatra, ary hampiakatra ny business Malagasy ✨

Ravinala Roots 🌿

Efa hafana ny andro ... Araho ny pagentsika
03/22/2026

Efa hafana ny andro ... Araho ny pagentsika

Itony ny jupe sy ny short
03/10/2026

Itony ny jupe sy ny short

Address

PO Box 91
Nanaimo, BC
V9R5K8

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ravinala Roots posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share