RALI Madagascar

RALI Madagascar Rassemblement des Agriculteurs Libres et Indépendants (RALI) dia mitondra vina ho fampiroboroboana ny fambolena eto Madagasikara.

Manolo-tena amin’ny famokarana madio, maharitra ary manaja ny tontolo iainana, ho fampandrosoana ireo tantsaha. 💚🇲🇬

11/08/2026
01/08/2026
https://www.facebook.com/share/p/1Jdf68PcxZ/?mibextid=wwXIfr
24/07/2026

https://www.facebook.com/share/p/1Jdf68PcxZ/?mibextid=wwXIfr

𝗙𝗮𝗵𝗮𝘃𝗶𝘁𝗮𝗻-𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗸𝗮𝗳𝗼 :

✅🔥𝗛𝗮𝗯𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝟮𝟬% 𝗮𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗿𝘆 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮, 𝗺𝗶𝗮𝗺𝗽𝘆 𝗧𝗩𝗔 𝟱%.

🔹Hampiharina amin'ny vary hafarana eto Madagasikara ny haban-tseranana 20 % miampy TVA 5 %. Tafiditra ao anatin’ny Lalàna mifehy ny tetibolam-panjakàna nasiam-panitsiana 2026 io fanapahan-kevitra io. Tanjona ao anatin'izany ny hampihenana ny fiankinan-doha amin’ny fanafarana vary sy hanamafisana ny fifaninanana eo amin’ny famokarana vary eto an-toerana, manoloana ny fanafarana vary manodidina ny 800 000 taonina isan-taona.

🔹Ankoatran'izay, misy koa ny fanalefahana ny hetra amin’ireo akora ilaina amin’ny fambolena sy ny fampiasam-bola amin’ny fotodrafitrasa fanondrahana sy fitaterana. Fanapahan-kevitra sy fepetra heverin'ny fitondrana hampitombo ny voka-bary eto Madagasikara ato anatin'ny taona ho avy.
____________________

Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy réactions sy mizara ny vaovao.

Barea MAHAMASINA FIAM 2026
06/06/2026

Barea MAHAMASINA
FIAM 2026

Address

Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RALI Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share