03/07/2026
๐ข๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐-๐๐
๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ข
Antsoina ise Sampana Maitso eto amin'ny Faritany hiatrika ny LFTT
๐ 15,16,17,18 Jolay 2026
โฑ๏ธ Fahatongan'ny rehetra: 04 ora hariva
๐ Manarintsoa Ambositra
โ๏ธ Aza adino fa tokony ho tonga ny Alahady 05 Jolay 2026 ho avy izao ny fisoratana anaran'ireo Sokajy
๐ Ho an'ise Mpiandraikitra, efa niomana ianareo fa ampio hatrany izay fiomanana izay
๐ Ho an'ise Beazina, omano ny Sokajin'ise
-
๐ 034 15 934 43, 034 05 549 23
-
-
-