05/06/2023
Ny OVEDE dia nandray anjara tamin'ny fankalazana ny andro manerantany hoan'ny TONTOLO IAINANA, izay notanterahina teto Ambositra renivohitra androany 05 Jona 2023 tamin'ny alalan'ny fatsimponana ireo fako mpiparitaka eraky ny lalana. Niarahana t@ Dredd Amoron'i Mania sy ireo Fikamabanana maro samy hafa. Mnentana antsika olompirenena rehetra mba samia hikajy sy hikolokolo ny tontolo iainantsika.🙏
VIVE L'OVEDE