ONG RECO Developpement

ONG RECO Developpement Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ONG RECO Developpement, Non-Governmental Organization (NGO), Moramanga, New York, NY.

L'ONG RECO- DÉVELOPPEMENT a pour objet essentiel l’étude et la réalisation des programmes visant au développement , tout en contribuant à l’amélioration du niveau de vie de la population

Ho antsika fikambanana tantsaha mijoro ara -panjakana misehatra @ fiompiana sy fambolena ato anatin'ny distrika Moramang...
08/29/2024

Ho antsika fikambanana tantsaha mijoro ara -panjakana misehatra @ fiompiana sy fambolena ato anatin'ny distrika Moramanga,ao anatin'izany ny commune23 natao ho anao ity

KELY SISA DIA AZO JIFAINA NY ZANAKA CARPE ROYAL SY TILAPIA NILOTICA ETO MORAMANGA
10/25/2022

KELY SISA DIA AZO JIFAINA NY ZANAKA CARPE ROYAL SY TILAPIA NILOTICA ETO MORAMANGA

09/21/2021

ianareo fikambanana tantsaha mijoro ara-panjakana ato anatin'ny distrika Anosibe An'ala sy Moramanga mitady fanampiana amin'ny fampivelarana ny asanao (fambolena, fiompiana ary ny jono) dia manatona ny biraon'ny ONG RECO-DEVELOPPEMENT AMBOHIMADERA enceinte église assemblée de Dieu Moramanga na antsoy ny Tél: 034 89 906 82

URGENT :NY ONG RECO-DEVELOPPEMENT MORAMANGA DIA  MITADY FIKAMBANANA MPAMATSY AKOHO GASY  MAROBE HAMATSY FIKAMBANANA TANT...
02/22/2021

URGENT :NY ONG RECO-DEVELOPPEMENT MORAMANGA DIA MITADY FIKAMBANANA MPAMATSY AKOHO GASY MAROBE HAMATSY FIKAMBANANA TANTSAHA MARO ATO ANATIN'NY DISTRIKA MORAMANGA.

FIKAMBANANA MIJORO ARA-DALANA NO TAKIANA.IZANY HOE MANANA NIF SY STAT ARA-DALANA

RAHA TOA KA LIANA AMIN'IZANY IANAO DIA HIANGAVIANA HIANTSO NY TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'IRETO LAHARANA NA MAILAKA IRETO

LAHARANA TARIBY:034 79 265 00
MAILAKA:[email protected]

12/05/2020

NY ONG RECO-DEVELOPPEMENT MORAMANGA DIA MITADY FIKAMBANANA MPAMATSY AKOHO GASY SY KISOA HAMATSY FIKAMBANANA TANTSAHA MARO ATO ANATIN'NY DISTRIKA MORAMANGA

FIKAMBANANA MIJORO ARA-DALANA NO TAKIANA.IZANY HOE MANANA NIF SY STAT ARA-DALANA

RAHA TOA KA LIANA AMIN'IZANY IANAO DIA HIANGAVIANA HIANTSO NY TOMPON'ANDRAIKITRA AMIN'IRETO LAHARANA NA MAILAKA IRETO

LAHARANA TARIBY:034 79 265 00
MAILAKA:[email protected]

Address

Moramanga
New York, NY

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG RECO Developpement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ONG RECO Developpement:

Share