04/13/2026
✨ Start the week with courage and joy!
Every new week is a new opportunity to grow, to learn, and to believe in yourself. At Tovovavy Mendrika, we remind our girls that their dreams are powerful and their future is bright.
Take this week one step at a time.
Be brave enough to try.
Be kind enough to lift others.
And believe that you are capable of amazing things.
Let’s make this a week of confidence, leadership, and purpose. 🌱
💛 You are stronger than you think.
⸻
✨ Atombohy amin’ny herim-po sy fifaliana ny herinandro!
Isaky ny manomboka herinandro vaovao dia misy fahafahana vaovao hianarana, hitomboana ary hinoana ny tenanao. Ao amin’ny Tovovavy Mendrika, mampahatsiahy ny tovovavy izahay fa manan-kery ny nofinofiny ary mamirapiratra ny hoaviny.
Ataovy tsikelikely ny dianao amin’ity herinandro ity.
Mahereza manandrana zavatra vaovao.
Asehoy ny hatsaram-po amin’ny hafa.
Ary minoa fa afaka mahavita zava-mahatalanjona ianao.
Andao hataontsika herinandro feno fahatokisana, fitarihana ary tanjona. 🌱
💛 Mahery kokoa noho izay eritreretinao ianao.