Mihary Vitalenergy Wellness

Mihary Vitalenergy Wellness Ity page " " ity dia mifantoka amin'ny fokolokoloana ny maha-ianao ara- tsaina, ara-batana

Marihiko kely fa ny fizaràna ireo raokandro malagasy dia voasokajy ao anatin'ny méthodes traditionnelles ary préventifs no tena ampiasaina azy !! Tsara ihany ny ahafantarana azy ireny ary ataovy ao anatin'ny programanao mihitsy ny fihinanana ireo sakafo sy légumes maro loko ary ireo karazam-boankazo mifanaraka amin'ny toetr'andro (fruits de saison) izay mitondra otrikaina sy akora mineraly. "ALEO

MISOROKA TOY IZAY MITSABO", aza miandry marary vao hikolokolo ny vatanao sy ny fahasalamanao e!!! Tsy maintsy manantona dokotera ihany anefa ianao mba ahafahanao manao bilans sy analyses de sang sy urine fa aza manao dokotera tena satria misy karazan'aretina sasany mety mahafaty raha toa ka tsy voatsabo haingana ! Mila mitandrina rehefa misotro tambavy satria ny doses tsy tena maîtrisé-ntsika malagasy loatra ka sao dia mandreraka ny Reins !! Tsara mihitsy ny fanantonana ireo spécialistes momban'ny pharmacopée chinoise na herboristerie na naturopathie mba ahazoanao ny fatra tena ilaina !! Rehefa tonga moa ny aretina dia ireny aloha no vonjy maika mandram-pahatonganao any amin'ny toerana fitsaboana indrindra ho an'ireo avy lavitra. NB: hitanao ato amin'ity groupe ity koa ny fizarana mifantoka amin'ny famerenana na fianarana teny anglisy amin'ny alalan'ny vidéo !

27/02/2026
20/01/2026
08/12/2025
08/12/2025

♨️FANAFODY NATORALY MAMPANIRY NY VOLO SOLA SY MHINTSANA TENA MANDAITRA♨️

Tsy ny olona efa nahazo taona ihany no lasa sola sy mihintsam-bolo amin'izao fotoana izao fa ireo tanora ihany koa.

♨️ZAVATRA▪️ILAINA♨️

▪️Clou de Girofle (Voan-Jirofo)

▪️Pelures d'Oignon (Fonon-Tongolo)

♨️FOMBA▪️FIKARAKARANA ▪️AZY♨️

▪️Alaivo ny Clou de Girofle 20 eo ho eo sy ny Pelures d'Oignon 5 eo ho eo ihany koa. Rehefa vita izay dia atao anaty Vilany na Casserole sady tapoina Rano indray Zinga lehibe fotsiny, ary ampangotrahina mandritra ny 15 minitra eo ho eo izay vao ahidina ary avela ho mangatsiaka.

♨️FOMBA▪️FAMPIASANA▪️AZY♨️

▪️Tsy maintsy tatavanina amin'ny Passoire mba azahoana ilay Rano madity tsara, izay vao afaka ampiasaina. Alaina amizay ilay akora efa avy nitatavanina teo, dia ahosotra amin'ny faritra mahay Sola sy Mihintsana amin'ny Volonao, ka avela eo mandritra ny 30 minitra izay vao kobanina amin'ny Rano mangatsika. Mazava ho azy fa afaka sasana miaraka amin'ny Shampoing rahateo ny Volonao rehefa manasa azy mba ho lasa manimanitra.

♨️FANAMARIHANA♨️

▪️Marihina etoana moa fa tsy maintsy 2 fois par semaine no fampiasana ity akora natoraly tena mandaitra ity, ary mandritra 16 andro no faharetany traitement dia lasa mitsiry tsara avy hatrany ny Volonao Sola sady Mihintsana teo tompoko. Mazava ho azy fa tsy maintsy manamboatra vaovao hatrany isaky ny mampiasa azy.

08/12/2025

🥑 Pancakes avoine–avocat 🥞

Une version réécrite, simple et agréable à lire sur mobile :

🥑🥞 Pancakes à l’avocat et à l’avoine 🥞🥑

Cette recette offre un petit-déjeuner nourrissant, naturellement sucré et facile à préparer. L’avocat, l’avoine et la banane apportent une texture douce et une bonne dose d’énergie durable.

Ingrédients pour 6 à 8 pancakes
• 1 avocat mûr
• 1 tasse de flocons d’avoine
• 2 œufs
• ½ tasse de lait au choix
• 1 banane mûre
• 1 cuillère à café d’extrait de vanille
• 1 cuillère à café de levure chimique
• ½ cuillère à café de cannelle (optionnel)
• Une pincée de sel
• Un peu de beurre ou d’huile pour la cuisson

Préparation de la pâte
Mixer l’avocat, les flocons d’avoine, les œufs, le lait, la banane, la vanille, la levure, la cannelle et le sel jusqu’à obtenir une pâte lisse. Ajouter un peu de lait si la texture est trop épaisse.

Cuisson
Chauffer une poêle antiadhésive à feu moyen-doux et la graisser légèrement. Verser de petites portions de pâte. Cuire environ 2 à 3 minutes de chaque côté, en retournant lorsque de petites bulles apparaissent.

Service
Servir chaud avec des fruits frais ou un filet de miel ou de sirop d’érable.

08/12/2025
08/12/2025

DITE JIROFO : ILAY VAHAOLANA HO ANAO SY NY ANKOHONANAO

Raha mahatsikaritra ny iray na maromaro amin'ireto ianao eo amin'ny vatanao, na ny an'ny vadinao, na ny zanakao.... Mandehana haingana mividy clou de girofle 1 madco :

❌ Maheno maimbo vava matetika (mauvaise haleine)
❌ Mamofona be ny vatana (helika, tongotra, rehefa mipipi, ...)
❌ Mandefa rivotra maimbo matetika
❌ Manenoneno ny kibo nefa efa mihinana odi-kankana matetika ihany
❌ Sarotra mahita tory rehefa avy misakafo na tsy voky be akory aza
❌ Mavesabesatra ny aty sy ny vavony
❌ Farofy lava : seriserena, voan'ny gripa matetika, ...
❌ Diabetique : mora miakatra ny tahan'ny siramamy (tsy mbola mitsabo ato amin'ny Naturopharma)
❌ Tsy mikaka isanandro

👉 Dia ahoana, hoy ianao ny fomba fampiasa ilay clou de girofle ??

1️⃣ Fomba voalohany
Maraina vao mifoha
Maka rano mamay 1 kaopy
Asio clou de girofle 2 na 3,
andraso azo sotroina dia sotroy

2️⃣ Fomba faharoa
Raha efa manana ilay gourde thermos ireny
Fenoy rano mamay (dité 200ar dia mahafeno raha 1L fa tsy asiana siramamy)
asio clou de girofle 7isa dia ataovy rano fisotro Isanandro

💪💪 Manaova herinandro fotsiny dia ho hitanao ny fiovana lehibe miandry anao afaka 7andro.

➡️ Raha tsy manam-potoana loatra, argent colloïdal 1 sarony isa-maraina sy NaturoDetox atao, ho tsara lavitra ny vokatra ho azonao....

📞 Raha mila fanampiana avy amin'ny Naturopharma, antsoy ny 037 86 745 50 na 033 14 764 43

💚🇲🇬 Naturopharma - Samy Salama no Tsara





08/12/2025

🍠🍠ASTUCE FAHASALAMANA 🍠

💠💠TRATRAN'NY MIGRAINE !? 😱

🌸🌸FANAFODY MAHASITRANA AZY MALAKY NDRINDRA ! 👌

💥💥ZAVATRA ILAINA ⬇💥💥

💦💦Rano 1 Vera mangatsika tsy mafana🍷🍷🍷
🍋🍋🍋1/2 citron (jus) 🍋🍋
🥢🥢Sira 1 mitsongo 🥢🥢

🍃🍃Préparation 👇🍃🍃
🍂🍂Afangaro ireo dia sotroina @ fotoana mankarary ilay loha iny
Mirary fahasalamana ô 🤗 🤗 🤗I

08/12/2025

🇲🇬❤️Fomba iray entina hamerenana ny hatsaran-tarehy sady manadio ny hodi-tava amin'ny fomba natoraly amin'ny alalan'ny persil.
Mampangotraka rano atsasa litatra ary araraka ao ny persil faheny 1 avela hangotraka kely 15mnka esorina ambony afo ka havela hangatsiaka tanteraka ka andrarahana ranona citron 1sotro lehibe.
Mialohan'ny hatoriana sy ny maraina no manao azy ary tarehy avy nosasana no asina azy.
Afangaroy tsara ary iny no atao lotion ka raisina @ vovon-dandihazo ka handiovana ny tarehy.Isaky ny avy mampiasa dia tokony efa hahita vokany .Saingy miandry 1mois vao tena azo tsapaitanana ny fiasany.
Rehefa avy nanpiasa anio lotion io dia voadio tsara hatrany anaty mason-koditra rehetra any ary mahafotsy ny hoditra ihany koa. Na misy tasitasy na mony hiforona ihany koa dia tonianio lotion io ihany koa .
Na bongo maso na misy ilay poche maneho havizanana iny dia hainio no mamerina azy amin'ny laoniny .
Raha toa ka hampiasa azy amin'ny maso dia tsy asiana citron fa persil ihany dia ampy ary mitovy ihany ny fampiasana azy. Atao isanandro @ maraina sy hariva .
Zarao fa mahasoa ny hafa ihany koa merci 🙏🤗

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehehazo zavan-tsoa sy mahaliana isanandro ianao merci 👉 🇲🇬❤️ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangakely ery ambony indrindra dia tafiditra ianao 🇲🇬 ❤️

31/12/2024

Bonne année 2025 🥳🥳🥰💥💥🥰❤️❤️💥
"Bienvenue à bord de cette nouvelle année !

Au programme du vol : beaucoup de bonheur, mais aussi de la joie et une santé de fer.

Notre compagnie "Meilleurs voeux" vous offre la sérénité et l'apaisement.

C'est parti pour le décollage ! Notre vol va durer 365 jours."

QUE L'ABONDANCE COMMENCE 🙏🙏❤️🎀🥳


@à la une
Ihary Mireille Andriantsifaritana Mireille Andriantsifaritana

13/05/2024

⚡𝗙𝗶𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗱𝗮𝗹𝗼 𝘁𝗮𝗼 #𝗣𝗮𝗿𝗶𝘀 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗵𝗮𝗱𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝗻𝗼 𝗻𝗶𝗹𝗮𝘁𝘀𝗮𝗵𝗮𝗻'𝗻𝘆 #𝘃𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗻𝗶𝗱𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗳𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗧𝗼𝘂𝗿 𝗘𝗶𝗳𝗳𝗲𝗹. Tsy nisy naninona kosa ireo mpandeha tao anatiny raha ny fanazavana.

Adresse

La
Village Sainte Anne
97437

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Mihary Vitalenergy Wellness publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager