27/01/2026
Miarahaba antsika rehetra,
Ny FI.Mpi.Ma. maneran-tany, ny Sampama FI.Mpi.Ma. eto Norvezy miara-miasa amin'ny VNM (Vennskapsforening Norge - Madagaskar), Fikambanana Fifankatiavana Norvezy Madagasikara dia faly manasa anao/anareo hiaraka hifanotrona sy handray anjara amin'ny velakevitra izay atolotry:
🌍Atoa RANJATOHERY Harilala mpikambana mahefa ao amin'ny Akademia malagasy, mpahay tantara, mpanoratra, mpikabary.
🌍LOHAHEVITRA : "
Ny fivavahana kristianina sy ny fanjanahantany teo amin'ny tantaran'i Madagasikara".
🌍FOTOANA: Talata 10 febroary 2026
🕕ORA: 6 ora hariva (ora Eoropa), 8 ora alina ( Madagasikara)
🌍TOERANA: Sanitetsforening, Helse hus 1, Schiøtztgt. 5-7 Stavanger - Norvezy
🌍Azo arahina amin'ny fampitan-davitra Zoom.
ID : 820 1921 0477
MDP: MALAGASY
Maniry soa ny fahatongavanao sy hanatrika izany.