07/05/2025
Bonjour,
En voici nos calendrier culturel de cette semaine a nos cher(es)followers,
Amusez -vous bien et à très vite
Équipe Jeunes volontaires Madagascar
Manakory aby!
Salama!
Herin'andro vaovao
indro indray Ary ny fandaharam-potoana ara-kolotoralin-tsika amin'ity herin'andro ity.
Tsara moa no mampahafantatra fa miezaka foana isika manomboka izao mitondra izay fampafantarana ho antsika mpanataka ny pejy izay .
Anisany tena afantarana ny fikambanana indrindra ny sehatra ary kolotoraly
Ka indro Ary fandaharam-potoana voarainay
Mankasitraka !
Tohanantsika ny asantsika