Jio Vanil

Directions Contact the organization

Jio Vanil Je partage des opportunités pour la jeunesse ici!

Formateur en idéation de projet | Leadership communautaire et entrepreneurial | Personal Branding | Gouvernance associative | Confiance en soi

📩 Collaboration : [email protected]

Hainareo ve fa any Europe matetika mora nohon’ny mandeha Taxi ny mandeha avion?🤩😅 Tamin’ity dia iray ity izao dia 15€ fo...
02/11/2026

Hainareo ve fa any Europe matetika mora nohon’ny mandeha Taxi ny mandeha avion?🤩😅

Tamin’ity dia iray ity izao dia 15€ fotsiny ny billet d’avion naloako🥳 vol naharitra ora 2 ary nampifandray firenena roa samy hafa mihitsy anefa io, nefa ny taxi nandehanako nankany amin’ny Aéroport 20€😵‍💫.

Misy politika ara-toe-karena lehibe ao ambadik’izany. Fa ho tantaraiko anaty VLOG iray raha mahaliana anareo ka manoratra eo amin’ny commentaire hoe « OUI » ianareo. Hihi, tena mandany fotoana be manko ilay manao VLOG fa raha betsaka ianareo no liana dia ataoko ny fitantarana izany🙃.

01/11/2026

Happy 17k🎉🔥

Nofinofy iray isan’ny tanteraka ihany koa tamin’ity taona ity ny nanitsahana an’i Espagne. 🇪🇸🍺🥳Tao Barcelone no nandehan...
31/10/2026

Nofinofy iray isan’ny tanteraka ihany koa tamin’ity taona ity ny nanitsahana an’i Espagne. 🇪🇸🍺🥳

Tao Barcelone no nandehananay, ville tena chaleureuse be sady tena ahitana cultures karazany maro be. Isan’ny ville iray tena tiako iverenana indrindra.

30/10/2026

Tsy haiko koa nareo raha misy manao ohatranah fa io na tsy trondro àry fa rehefa biby fihinana malandy be ireny dia tiako hohanina mitsangana daholo😫😂.

26/10/2026

Maharay messages be dia be aho manontany « job étudiant ». Sao mba manana soso-kevitra ianareo ampidiran’ny
mpianatra vola?🙏🏽 Ataovy eo amin’ny commentaire. Mankasitraka 🙏🏽

Araka ny nampanantenaiko omaly dia ireto ilay irika fanararaotra misokatra ho an’ny Tanora Afrikanina, tafiditra ao anat...
23/10/2026

Araka ny nampanantenaiko omaly dia ireto ilay irika fanararaotra misokatra ho an’ny Tanora Afrikanina, tafiditra ao anatin’izany isika tanora malagasy.

Efa tonga dia ny rohy mankany anaty tranonkala ofisialin’ireo mpikarakara daholo ireo napetako ireo, tena mila mazoto mamaky tsara a😉. Dingana be ny famakiana, dia rehefa hitanao fa tokony mahafeno ny fepetra ianao dia ataovy avy hatrany ny fifaninanana.

Tsindriako indray fa ao anatin’ireo rohy tsirairay avy ireo no misy ny fanazavana feno rehetra momba izy rehetra avy dia tena anjaranareo ny mamaky fa tsy afaka manazava tsirairay aho.

Ary tamin’izy ireo avy dia efa samy nisy tanora malagasy nandray anjara avy daholo, porofo izany fa afaka miditra tsara isika, afaka mahafeno fepetra tsara. Ho an’izay tsy mbola mahafeno fepetra, jereo hoe inona ny mbola mila ataonao dia manomana an’izay dia amin’ny taona manaraka mandray anjara.

1️⃣ World Food Forum Youth Policy Board: https://youth.world-food-forum.org/youth-assembly/youth-policy-board/en

2️⃣ United Nations Youth Professional Program: https://careers.un.org/young-professionals-programme?language=en

3️⃣ Community Engagement Exchange 2027: https://www.irex.org/program/community-engagement-exchange-program-application-information

4️⃣ YALE World Fellowship 2027: https://jackson.yale.edu/international-leadership-center/yale-peace-fellows

5️⃣ Junior Fellows Internship Program Japan: https://unu.edu/junior-fellows-internship-programme

Zarazarao sao misy olona tokony hanao anefa tsy mahita ity publication ity.

Mirary soa! Vitantsika io💪🏽

Misorata anarana amin’ity zareo dia mba tafihaona ao isika a😁
23/10/2026

Misorata anarana amin’ity zareo dia mba tafihaona ao isika a😁

Fantatrareo ve fa ankoatra ny « bourses d’études académiques » dia maromaro ihany koa ny lalana hafa hahafahana mandeha ...
22/10/2026

Fantatrareo ve fa ankoatra ny « bourses d’études académiques » dia maromaro ihany koa ny lalana hafa hahafahana mandeha miofana sy maka traik’efa any ivelany?

Maromaro indray izao ireo irika fanararaotra izay misokatra any, ary azontsika tanora malagasy andraisana anjara.

Asio commentaire hoe « Liana » raha tianareo ny hanambarako azy ireo anaty ranty iray dia ho zaraiko eto rahampitso.

Mirary soa!🙌🏼

Faly aho mampahafantatra anareo fa nanomboka erinandro vitsivitsy izay dia manolotra Fandaharana isa-maraina ao amin’ny ...
21/10/2026

Faly aho mampahafantatra anareo fa nanomboka erinandro vitsivitsy izay dia manolotra Fandaharana isa-maraina ao amin’ny Kultura TV-FM ny tenako isa-maraina amin’ny 6ora - 6ora sasany.

« FANILON’NY MPANDRAHARAHA » ny anaran’ilay Fandaharana, ary natao iresahana momba ny fandraharahana sy ny fampandrosoana.

Misy efa nahita ve?😁 Raha sitrakareo koa dia manomeza loha-hevitra mifandraika amin’izany tsara resahana mandritra ny fandaharana, ataovy eo amin’ny commentaire🙏🏽.

Mandram-pitafa daholo dia mirary soa ho antsika rehetra.

TFS

𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧 𝐚𝐭 𝐭𝐡𝐞 𝐔𝐧𝐢𝐭𝐞𝐝 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐔𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐲 𝐢𝐧 𝐓𝐨𝐤𝐲𝐨!The UNU Junior Fellows Internship is open to Master's and PhD students ...
15/10/2026

𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧 𝐚𝐭 𝐭𝐡𝐞 𝐔𝐧𝐢𝐭𝐞𝐝 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐔𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐲 𝐢𝐧 𝐓𝐨𝐤𝐲𝐨!

The UNU Junior Fellows Internship is open to Master's and PhD students and recent graduates.

✅ Under 32 years old
✅ Max. 5 years of work experience
✅ Fluent in English
💰 Monthly stipend provided
🏢 Work at the UNU headquarters in Tokyo, Japan

📌 Apply: go.unu.edu/JFSP27 (Check the official deadline.)

Tag a friend who should apply! 👇

Address

Mahébourg

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jio Vanil posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Jio Vanil:

Shortcuts

Share

Nearby non profit organizations