Association gne Zanaray mifagnampy

Association gne Zanaray mifagnampy Mifanampy qui signifie s’entraider, un moyen pour nous de contribuer au développement et afin de reha

"Tsy misy Manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy" Ny "A.Z.M" na Association gne Zanaray Mifanampy dia fikambanana nitsangany taminy taona 2021 mitondra ny anjara biriky aminy lafiny ara sosialy manao asa soa amin'ny lafiny rehetra ,toy ny fanampiana amin'ny resaka tsy fampiana ara sakafo,fitaovana,fitafy,fanampiana amin'ny resaka fampianarana ny amin'ny fampandrosoana ny faritra, ny fanenta

nana amin'ny lafiny rehetra. Izany hoe ny fikambanana dia misehatra amin'ny fanampiana ny mpiarabelona. Ny antompisian'ny association dia mahatsapa ireo mpikambana ao aminy fa na ireo mamanga na ireo an-tanana dia mahatsapa fa manana adidy mba hitondra ireo kely ananany,ireo kely hainy ,ireo heriny hanasoavana ny ireo iray tanindrazana iray fihaviana isika eto vangaindrano tananantsika.

Address

Vangaindrano
320

Telephone

+261340182818

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association gne Zanaray mifagnampy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association gne Zanaray mifagnampy:

Shortcuts

Share