Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga

Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga

03/06/2026

Politique Nationale du Sport

02/06/2026

❌ J - J

📣 Ho an’Antananarivo Renivohitra
📅 Androany 2 Jona no fotoana ho an’ny fikahonandohan’ny tanora.

📍 Toerana : Havoria Anosy
🕐 Ora : Tongava amin’ny 1 ora tolakandro no fandraisana ny mpandray anjara fa amin’ny 2 ora kosa no fanombohana.

🪪 Entina : CIN na fanamarinan-taona , 👊👊👊 mba ho ny feontsika tanora tokoa no ho re.
👥 Ho an’iza ?
Ho an’ny tanora 14 hatramin’ny 35 taona, tsy ankanavaka, eto amin’ny CUA.

✨ Andao hiara-haneho hevitra, ary ento ny namana ka mandraisa anjara ho an'ny ho avin'ny Taninjanaka 🇲🇬

🔷 Tongava maro ry TANORA namako ! 🙏

Ministère de la Jeunesse et des Sports
CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo
Minisitera misahana ny Fanavaozana
Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga

02/06/2026
31/05/2026

Fandrafetana ny Politique Nationale du Sport,
Irero avy ireo mpikambana ao amin'ny Comité Mixte Régional de Pilotage Analamanga. Marihina fa mbola misy banga ny toerana koa miantso izay voakasika handefa ny anarany.

Solontenan'ny Ligy:
- RASON Andrianina / Président Ligue Tennis de table
- ANDRIAMAMPANDRY Holihasina Zo / Ligue Volleyball

Solontenan'ny Seksiona :
- NJARAHARIVOLA Tolotriniaina
- RABEARIVELO Edouard

Solontenan'ny klioba :
- Aina Miadanarivo / MTB
- RAHONIMANDROSO Andrianjafinera Natolotsoa

Anciens gloires :
- RASON Andrianina
- Serge RAVELOARISON

Sportifs de haut niveau :
- ZAVA Garein
- EMADISON Aina Horavaka

Avy amin'ny ENS EPS :
- ANDRIAMAMONJY Miora
- RINAMALALA Ulrich

Représentants des jeunes d'Analamanga :
- ANDRIAMAMONJY Mihasintsoa Ariniaina

Ireto manaraka ireto indray ireo mpikatroka sy ireo manana andraikitra amin'ny fanatanjahantena hiatrika ny Fikaonandoha ny 12 juin 2026 :

Ligues :
- RAZAFINJATO Harimahefa Monique / Karaté
- EDDY Jean Philipe / Lawn Tennis
- RAZAFIMANDIMBY Roger / Athlétisme
- MAHAVY Dedy Phigarot / Athlétisme
- RATOVONANAHARY Haingo Mampionona / Basketball
- RAHARIMANANA Faratiana / Jeu d'Echecs
- RAHERINIRINA Yves / Pétanque
- ANDRIANAINAHARIVELO Mahandrimanana / Paralympique
- TAHIENDRAZA Petera / Cyclisme
- Elinjara Luc / Escrime
- FEZOTONDRAZA Fanoela / Handball
- RAFIDISON Gina / Danse Sportive
- RANJAVOLOLONA Julie Claudette / Taekwondo
- RAKOTOMALALA Pierrot / Karaté
- RANDRIAMANANTSOA Lova Landy Zolisoa / Lawn Tennis
- RASOAMAHARO Tahiana / Gymnastique
- R. Ravaka / Sport Boules
- RAZAFIMANDIMBY Roger / Athlétisme
- RAKOTOARIMANANA Henintsoa / Football
- RANARIVELO Xavier / Jiu Jutsu
- RASOAHOBY Tojonantenaina / Judo

Ireto ny solontena avy amin'ny Sections :
- RAVELOJAONA Jean Léonce Section Football Andramasina
- NATREHINDRAINY Narindra Pascaline / Amboidratrimo
- RAKOTOMALALA Elia / Manjakandriana
- RAKOTOSON Tiana Germain Emmanuel / Manjakandriana
- TOVONJANAHARY Vonjiarimino / Ankazobe
- DODOSON Arlelino H. / Atsimondrano
- RAKOTONANDRASANA Safidy / Tennis de table Tana Ville
- RASOLONJATOVO Tolotra / Section Tana Ville Lawn Tennis
- ANDRIANANTENAINA Jean Felix / Basketball

Représentants Clubs :
- HARINAIVO Pely Augustin / KCE Karaté
- RAZAFINDRAIBE Romule Eric / ASKA Karaté
- RAZAFIMAHEFA Narcisse / ISKA Karaté
- HALLOATOANI Ali / ASKA Karaté
- Dagadiste Judith /KUN KC Karaté
- RAMIANDRISOA Fanjavola
- ANDRIAMANANJEZIKA Lantonirina Fehizoro/ Ony MKC Karaté
- RANOHAVINIAINA Gracia / ASC Aro Karaté
- RANDRIANARIVELO Hervé Rija Tiana / ASCUPSH Parasportif
- RAVELOARISOA Erico Henintsoa / CSSA Parasportif
- RAMAMONJISOA Farantsa Mirindra Herivola / CSSA Parasportif
- RAKOTOVAO Eddy / Basketball
- RAFENOHARISOA Judith
- ANDRIANANTENAINA Liantsoa Sarobidy
- RAKOTOMANANA Jean Paul / ASCUPSH Malvoyant
- ANDRIAMORASATA Mirah / ASCUPSH Malvoyant
- ANDRIANARISOA Ny Aina / Parasportive

Sportifs de haut niveau :
- ZAVA Garein
- EMADISON Aina Horavaka
- RANOMENJANAHARY Sitrakiniaina Alban
- RANDRIANARISON Tononiaina
- FARALALAINA Nosianjarasoa

Anciens gloires :
- RASON Andrianina
- RAKOTONDRASOA Jean de Dieu
- RAVONIMBOAHANGY Eleonore
- RAZAFINDRAMAHATRA Harijesy
- Maurice Hervé Romuald Eugène
- RANDRIANARISOA Rindra Harimbola Rina

Mbola misokatra foana ny fandraisana anarana.
Mankasitraka antsika mpitantana sy mpitia fanatanjahantena rehetra.

Fanazavana 0324679455 whatsapp.

30/05/2026

🔷 𝐑𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎, 𝐅𝐎𝐓𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐙𝐀𝐎, 𝐈𝐋𝐀𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀𝐎

🟦 Andao hiara-hientana hanohana ny tanorantsika sy hitaky vahaolana maharitra ho an’ny hoavy.

📅02 Jona 2026
📍 Havoria Anosy
🕑 2 ora tolakandro

Aza mijanona ho mpijery fotsiny fa tongava maro hanohana ny hetsiky ny tanora miandrandra fanavaozana.
💪Ny Feon’ny tanora no herin’ny fiovana !

✊ Miaraka isika tanora, miaro ny hoavy sy ny asa mendrika ho an’ny rehetra.

Minisitera misahana ny Fanavaozana
Ministère de la Jeunesse et des Sports
Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga

30/05/2026
Championnat Analamanga BasketballFinal N1B Hommes / DamesGymnase AnkoaySamedi 30 mai 2026
30/05/2026

Championnat Analamanga Basketball
Final N1B Hommes / Dames
Gymnase Ankoay
Samedi 30 mai 2026

29/05/2026

Fikaonandohan'ny Tanora.
Fikaonandoha manokana ho an'ny eto Antananarivo Renivohitra ny 02 jina 2026 ao amin'ny Havoria Anosy manomboka amin'ny 01 ora tolakandro.

Fikaonandohan'ny Tanora eto amin'ny Distrika Atsimondrano, Kaomina Soavina, Tsiafahy, Ankaraobato, Ambohijanaka, Ambalav...
27/05/2026

Fikaonandohan'ny Tanora eto amin'ny Distrika Atsimondrano, Kaomina Soavina, Tsiafahy, Ankaraobato, Ambohijanaka, Ambalavao, Antanetikely, Tanjombato.

27/05/2026

Fikaonandohan'ny Tanora ho an'ny eto Antananarivo Renivohitra.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Analamanga:

Share