EOKY Club

Directions

EOKY Club Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EOKY Club, Nonprofit Organization, .

EOKY (Environmental and Outreach by Key Youth), un mouvement dedié à la conservation de la biodiversité de Madagascar, en unissant éducation, sensibilisation et actions concrètes pour preserver notre richesse unique.

🌳❌ FANTATRAO VE? | FANDRIPAHANA NY ALAFantatrao ve fa tsy ny hazo ihany no very rehefa simba na rava ny ala? 🌳Rehefa mih...
15/10/2026

🌳❌ FANTATRAO VE? | FANDRIPAHANA NY ALA

Fantatrao ve fa tsy ny hazo ihany no very rehefa simba na rava ny ala? 🌳

Rehefa mihena ny ala dia mety hihena koa ny toerana onenan’ny biby, ny loharanon-tsakafo ary ireo toerana fialofana ilain’ny karazam-biby maro. 🐦🦎🦋

Mety hisy fiantraikany amin’ny tany sy ny rano koa izany, ka manimba tsikelikely ny fifandanjan’ny tontolo iainana. 💧🌱

Noho izany, ny fiarovana ny ala dia midika ihany koa hoe fiarovana ny zavamananaina miankina aminy. 💚🌳

🇫🇷 LE SAVIEZ-VOUS ? | LA DÉFORESTATION

Saviez-vous que lorsque les forêts disparaissent, ce ne sont pas seulement les arbres qui sont perdus ? 🌳

La diminution des forêts peut entraîner une perte d’habitats, de ressources alimentaires et de refuges pour de nombreuses espèces. 🐦🦎🦋

Elle peut également affecter les sols et l’eau, perturbant ainsi progressivement l’équilibre des écosystèmes. 💧🌱

Protéger les forêts, c’est donc aussi protéger toute la biodiversité qui en dépend. 💚🌳

🇬🇧 DID YOU KNOW? | DEFORESTATION

Did you know that when forests disappear, it is not only trees that are lost? 🌳

Forest loss can reduce habitats, food resources and shelter for many species. 🐦🦎🦋

It can also affect soil and water, gradually disrupting the balance of ecosystems. 💧🌱

Protecting forests therefore also means protecting the biodiversity that depends on them. 💚🌳

🐦🌳 VALIN’NY QUIZ | VORONA SY HAZOEfa hitanao ve ny valiny marina? 👀💚👉 D — Ireo rehetra ireo! 🎉Manana anjara toerana lehi...
14/10/2026

🐦🌳 VALIN’NY QUIZ | VORONA SY HAZO

Efa hitanao ve ny valiny marina? 👀💚

👉 D — Ireo rehetra ireo! 🎉

Manana anjara toerana lehibe ho an’ny vorona ny hazo. 🌳🐦

🌱 Manome sakafo toy ny voankazo, voa ary bibikely izy ireo.
🪺 Manome toerana ahafahan’ny vorona manao akany.
🌳 Manome fialofana sy toerana azo antoka ihany koa.

Noho izany, ny fiarovana ny hazo sy ny ala dia manampy amin’ny fiarovana ireo vorona sy ny zavamananaina miankina aminy. 💚

🇫🇷 RÉPONSE DU QUIZ | LES OISEAUX ET LES ARBRES

Avez-vous trouvé la bonne réponse ? 👀💚

👉 D — Toutes les réponses ! 🎉

Les arbres jouent plusieurs rôles importants pour les oiseaux. 🌳🐦

🌱 Ils peuvent fournir de la nourriture, comme des fruits, des graines et des insectes.
🪺 Ils offrent des sites où certaines espèces peuvent construire leur nid.
🌳 Ils peuvent également servir d’abri et de refuge.

Protéger les arbres et les forêts contribue donc à préserver les oiseaux et les nombreuses espèces qui dépendent de ces habitats. 💚

🇬🇧 QUIZ ANSWER | BIRDS AND TREES

Did you find the correct answer? 👀💚

👉 D — All of the above! 🎉

Trees play several important roles for birds. 🌳🐦

🌱 They can provide food, such as fruits, seeds and insects.
🪺 They can provide nesting sites for some species.
🌳 They can also provide shelter and refuge.

Protecting trees and forests therefore helps protect birds and the many species that depend on these habitats. 💚

12/10/2026

🐦🌳 💚 Hanombohana ity herinandro ity, andao hizaha ny fahalalantsika momba ny vorona sy ny hazo! 👀🌿

Vonona hitsapa ny fahalalanao ve ianao? 😉 Aza mijery fotsiny fa mandraisa anjara amin’ny quiz anio!

Iza amin’ireto no anisan’ny anjara asan’ny hazo ho an’ny vorona? 🌳🐦

A. Manome sakafo 🌱
B. Manome toerana hanaovana akany 🪺
C. Manome fialofana 🌳
D. Ireo rehetra ireo 💚

💬 Soraty ao amin’ny commentaire ny valinteninao: A, B, C na D! Andao hojerentsika hoe iza no mahita ny valiny marina! 👀✨

📅 Havoakanay amin’ny manaraka ny valiny miaraka amin’ny fanazavana. Aza adino ny miverina mijery! 💚

🇫🇷 💚 Pour bien commencer cette semaine, mettons nos connaissances sur les oiseaux et les arbres à l’épreuve ! 👀🌿

Prêts à relever le défi ? 😉 Ne vous contentez pas de lire, participez au quiz !

Quel rôle les arbres peuvent-ils jouer pour les oiseaux ? 🌳🐦

A. Fournir de la nourriture 🌱
B. Fournir des sites de nidification 🪺
C. Fournir un abri 🌳
D. Toutes les réponses 💚

💬 Partagez votre réponse en commentaire : A, B, C ou D ! Voyons qui trouvera la bonne réponse ! 👀✨

📅 La réponse sera publiée bientôt avec une petite explication. N’oubliez pas de revenir pour la découvrir ! 💚

🇬🇧 💚 Let’s start this week by testing our knowledge of birds and trees! 👀🌿

Ready to take on the challenge? 😉 Don’t just scroll by — join the quiz!

What role can trees play for birds? 🌳🐦

A. Providing food 🌱
B. Providing nesting sites 🪺
C. Providing shelter 🌳
D. All of the above 💚

💬 Share your answer in the comments: A, B, C or D! Let’s see who gets it right! 👀✨

📅 The answer will be revealed soon, together with a short explanation. Don’t forget to come back and check! 💚

🌍💚 WORLD CLEANUP DAY 2026 : MISSION ACCOMPLIE ! 🌱📍 Lieu : Ambohidratrimo♻️ Thème : « Journée sans pollution et sans sacs...
10/10/2026

🌍💚 WORLD CLEANUP DAY 2026 : MISSION ACCOMPLIE ! 🌱

📍 Lieu : Ambohidratrimo

♻️ Thème : « Journée sans pollution et sans sacs plastiques pour un environnement propre et durable »

Notre participation au World Cleanup Day 2026 à Ambohidratrimo s’achève sur une belle action collective en faveur de l’environnement ! 🌿

🙏 Un grand merci aux organisateurs et partenaires pour cette initiative :
🤝 Association HARP - Helping Ambohidratrimo by Recycling Plastics
🤝 Association Move Up Madagascar
🤝 Ministère de l'Environnement et du Développement Durable

👏 Nos sincères remerciements vont également à tous les volontaires qui ont donné de leur temps et de leur énergie pour contribuer à un environnement plus propre. Votre engagement et votre mobilisation font la différence !

💚 Ensemble, continuons à lutter contre la pollution, à réduire l’utilisation des sacs plastiques et à préserver notre environnement pour un avenir plus propre et durable. 🌍

🐦🌍 ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VORONA MPIFINDRA TOERANAMifindra toerana lavitra ny vorona mpifindra monina mba hitad...
09/10/2026

🐦🌍 ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VORONA MPIFINDRA TOERANA

Mifindra toerana lavitra ny vorona mpifindra monina mba hitady sakafo, toerana azo antoka ary toerana hiterahany. 🌍🐦

Mandritra ny diany, mila toerana ahafahany miala sasatra sy mitady sakafo izy ireo. Ny ala, ny honahona ary ireo toerana voajanahary hafa dia manana anjara toerana lehibe amin’izany. 🌳💧

Noho izany, ny fiarovana ny toeram-ponenany dia zava-dehibe amin’ny fiarovana ireo vorona ireo sy ny zavamananaina miaraka aminy. 💚

🇫🇷 JOURNÉE INTERNATIONALE DES OISEAUX MIGRATEURS 🐦🌍

Les oiseaux migrateurs parcourent de longues distances à la recherche de nourriture, de lieux sûrs et de sites de reproduction. 🌍🐦

Au cours de leur voyage, ils ont besoin de sites où se reposer et se nourrir. Les forêts, les zones humides et d’autres milieux naturels jouent un rôle important dans leurs déplacements. 🌳💧

Protéger ces habitats, c’est donc contribuer à la conservation des oiseaux migrateurs et de toute la biodiversité qui en dépend. 💚

🇬🇧 INTERNATIONAL MIGRATORY BIRD DAY 🐦🌍

Migratory birds travel long distances in search of food, safe places and breeding grounds. 🌍🐦

During their journeys, they need places where they can rest and feed. Forests, wetlands and other natural habitats play an important role in supporting their movements. 🌳💧

Protecting these habitats therefore helps conserve migratory birds and the biodiversity that depends on them. 💚

🌍♻️ J-1 - RAHAMPITSO NY FOTOANA! 💚Efa vonona ve ianao? 💪🌱Andao hiara-hientana ho an’ny tontolo madio kokoa amin’ny alala...
09/10/2026

🌍♻️ J-1 - RAHAMPITSO NY FOTOANA! 💚
Efa vonona ve ianao? 💪🌱

Andao hiara-hientana ho an’ny tontolo madio kokoa amin’ny alalan’ny World Cleanup Day 2026! 🧹🌿

📅 Sabotsy 10 Oktobra 2026
📍 Ambohidratrimo
⏰ 07:45 maraina

📌 Toerana fihaonana: Kaominina Ambohidratrimo
🗺️ Lien maps ijerena an'ilay toerana :
https://maps.app.goo.gl/n4Db8QVHL6PR7pMTA

🌿 INONA AVY NY HETSIKA?
🧹 Fanadiovana faobe
♻️ Fifaninanana fanangonana fako
🌱 Fanentanana momba ny fiarovana ny tontolo iainana
🌍 Atrikasa fampiharana ireo fomba fiaina miaro ny tontolo iainana
🤝 Fifampizarana sy fifandraisana amin’ireo tanora sy mpiara-miombon’antoka

🎒 Inona avy no tokony hoentina?
✅ Casquette
✅ Fanamiana fikambanana misy anao
✅ Gants
✅ Gourde (réutilisable)
✅ Cache-bouche
✅ Fitaovana fanadiovana
✅ Sakafo maivana

📢 Aza tara ary asao koa ny namana!
🌱 Ny tontolo madio dia andraikitry ny tsirairay. Isika rehetra no afaka mitondra fiovana!

08/10/2026

🌍 J-2 — SABOTSY 10 OKTOBRA 2026! ♻️💚

📍 Atsimomparihy – Ambohidratrimo
⏰ Tongava aloha araka izay tratra fa amin’ny 06h30 izahay dia efa afaka mandray anao eny.
🕗 Fanombohan’ny fotoana : 07h45

🧤 Ankoatra ny fitaovana entina manadio dia aza adino ny mitondra :
💧 Gourde — samia mitondra ny azy mba hampihenana ny fampiasana tavoahangy plastika.
🧤 Gants sy fitaovana fiarovana.
👕Fanamian’ny fikambanana ampiaraho amin’ny akanjo maivamaivana ahafahana miasa
😷 Cache-bouche ho fiarovana mandritra ny fanadiovana.

👉 Tsy mila miandry! Raha vonona ianao dia tongava, raiso ny fitaovanao, ary andao hiara-hientana! 🌱

07/10/2026

🌱🌳 FANTATRAO VE?

🌱 Fantatrao ve fa tsy ny fambolen-kazo fotsiny no atao hoe reboisement?

Ny reboisement dia ny famerenana na fanarenana ny rakotra ala amin’ny alalan’ny fambolena hazo, indrindra any amin’ireo toerana very na simba ny ala.

💧 Ny hazo dia manampy amin’ny fiarovana ny tany sy ny rano.
🐦 Manome toeram-ponenana sy sakafo ho an’ny biby maro izy ireo.
🌍 Ary manampy amin’ny fitazonana ny fifandanjan’ny tontolo iainana.

Koa rehefa mamboly hazo isika, tsy hazo iray ihany no ambolentsika, fa manampy amin’ny fanarenana ny tontolo iainana. 💚🌱

🇫🇷 LE SAVIEZ-VOUS ? | REBOISEMENT

🌱 Saviez-vous que le reboisement ne consiste pas seulement à planter des arbres ?

Le reboisement vise à restaurer ou à reconstituer un couvert forestier grâce à la plantation d’arbres, notamment dans les zones où les forêts ont été dégradées ou perdues.

💧 Les arbres contribuent à protéger les sols et les ressources en eau.
🐦 Ils fournissent également de la nourriture et des habitats à de nombreuses espèces.
🌍 Ils participent ainsi à l’équilibre des écosystèmes.

Alors, planter un arbre, c’est aussi contribuer à restaurer notre environnement. 💚🌱

🇬🇧 DID YOU KNOW? | REFORESTATION

🌱 Did you know that reforestation is more than simply planting trees?

Reforestation aims to restore or rebuild forest cover by planting trees, especially in areas where forests have been degraded or lost.

💧 Trees help protect soil and water resources.
🐦 They also provide food and habitats for many species.
🌍 They therefore contribute to healthy and balanced ecosystems.

So, when we plant a tree, we are also helping to restore our environment. 💚🌱

07/10/2026

🌍♻️ J-3 — 3 ANDRO SISA!

Efa manakaiky ny World Cleanup Day Madagascar 2026! 💚
🗓️ Sabotsy 10 Oktobra 2026
📍 Lac Atsimomparihy – Rova Ambohidratrimo
⏰ Fahatongavana : 7h45 eo Atsimomparihy

📢 Aoka hiely ny hafatra!
Ho an’ireo rehetra efa vonona handray anjara, aza adino ny mampahafantatra sy manasa ireo olona manodidina anao ihany koa.

👉 Zarao amin’ny namana, ny fianakaviana, ny mpiara-miasa ny vaovao momba ny hetsika ary entano izy ireo handray andraikitra amin'ny fikajiana ny fahadiovana.

✅ Asao izy ireo hiaraka aminao amin’ity hetsika iaraha-manadio sy iaraha-mientana ity.
✅ Zarao amin’ny tambajotra sosialy ny vaovao sy ny datin’ny hetsika, mba hahafantaran’ny olona maro kokoa izany.
✅ Ampahafantaro ireo mbola tsy mahalala fa Sabotsy 10 Oktobra izao no fotoana hiarahantsika manatanteraka ny World Cleanup Day Madagascar 2026.
💚 Ny hafatra zaraina androany dia mety hahatonga olona iray handray anjara rahampitso.

📢 3 andro sisa!
Antsoy ny namana, ny fianakaviana, ny mpiara-miasa ary ireo rehetra vonona hiara-hientana amintsika.
Aza adino ny fanamiana (tenue) mampiavaka ny vondrona misy anao 😉❣️
🌍 Ndao hanadio. Ndao hiara-hientana. Ndao hampiely ny hafatra!

🎓🌿 FÉLICITATIONS POUR CETTE BELLE RÉUSSITE !Toute l’équipe d’EOKY Club adresse ses chaleureuses félicitations à Heritsoa...
06/10/2026

🎓🌿 FÉLICITATIONS POUR CETTE BELLE RÉUSSITE !

Toute l’équipe d’EOKY Club adresse ses chaleureuses félicitations à Heritsoa Sedra Fanantenana l’une de nos volontaires, à l’occasion de sa sortie de promotion en Licence ! 🎉

Elle a suivi une Licence d’Ingénierie en Gestion des Catastrophes et Réductions des Risques (LIGCRR) au sein de la Faculté des Sciences et Applications.

À travers cette formation, elle s’est spécialisée dans la prévention et la gestion des risques liés aux catastrophes, tels que les cyclones, séismes, éruptions volcaniques et autres événements susceptibles d’affecter les populations et leur environnement.

Son parcours met également l’accent sur la réduction de la vulnérabilité des communautés, la sensibilisation avant, pendant et après les catastrophes, ainsi que le renforcement de leur résilience.

🌱 Son travail de Licence, consacré à la gestion des catastrophes et à la réduction des risques à travers la gestion durable des ressources naturelles dans le district de Moramanga, témoigne de l’importance d’une approche durable face aux risques auxquels les communautés sont confrontées.

💚 Chez EOKY Club, nous sommes fiers de voir nos volontaires avancer, développer leurs compétences et contribuer, chacun à leur manière, à la protection de notre environnement et au bien-être des communautés.

👏 Félicitations Sedra pour cette sortie de promotion !
Nous te souhaitons beaucoup de réussite et de belles opportunités pour la suite de ton parcours. 🌿✨

EOKY Club — Grandir, s’engager et agir pour un avenir durable.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EOKY Club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your organization to be the top-listed non profit organization?

Share