ARTM sy FIMT

ARTM sy FIMT Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ARTM sy FIMT, Youth Organization, Mitsinjo, Tulear.

Rankizy ô...Nizara biscuit ho an'ny Bon secours ny College Notre Dame de Nazareth indray isika androany😢Somary ontsa iha...
10/05/2024

Rankizy ô...
Nizara biscuit ho an'ny Bon secours ny College Notre Dame de Nazareth indray isika androany😢
Somary ontsa ihany ny fo mahita azy ireo....
Mitomboa fahaizana ry zandry💗

Tontosa soamantsara androany ny asa fizarana sy fanampiana atolotra ho an'ireo ankizy sahirana.💙Rehefa mba faly izy iren...
09/05/2024

Tontosa soamantsara androany ny asa fizarana sy fanampiana atolotra ho an'ireo ankizy sahirana.💙
Rehefa mba faly izy ireny dia faly koa zahay!!!!!..

Any amin'ny MA Raï Tsitoh mandefa mp
10/04/2024

Any amin'ny MA Raï Tsitoh mandefa mp

21/02/2024

Ho antsika tanora eto toliara sy Madagasikara.
Mampilaza aminareo izahay fa afaka misoratra anarana raha te hiditra ho mpikambana ato satria efa manamboatra bagde izahay izao.
Ato amin'ny kaonty MA Raï Tsitoh no mandefasa MP raha toa ka hisoratra anarana na hanontany ny momba izany satria izy no filoha✊❤️
Antenainay fa ho maro isika tanora!!!

Asa fanampiana voalohany nataon'ny "association" androany 13 janoary 2024.Isaorana ny Tompo sy ny ireo mpikambanaNatata ...
13/01/2024

Asa fanampiana voalohany nataon'ny "association" androany 13 janoary 2024.
Isaorana ny Tompo sy ny ireo mpikambana

Natata Lord
Adelinah Rasoanantenaina
MA Raï Tsitoh
Raï Tsitoh Mi'kalo

01/01/2024

Amin'ny hafaliana lehibe no iarabana antsika nahatratra ny taona vaovao🌹
Hitondra fanambinana ho antsika anie ity taona ity😍
ARARTM sy FIMTyARTM sy FIMTIARTM sy FIMT

Izahay avy ato amin'ny ARTM sy FIMT dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noely e
25/12/2023

Izahay avy ato amin'ny ARTM sy FIMT dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noely e

Address

Mitsinjo
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ARTM sy FIMT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share