Association Tanora Mifanampy

Association Tanora Mifanampy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Tanora Mifanampy, Nonprofit Organization, Tulear.

Mamerina ny fisaorana anareo tompoko zahay ato @ A.T.M ,Misaotra anareo izahay tamin fanampiana nahatontosa iny hetsika ...
05/01/2023

Mamerina ny fisaorana anareo tompoko zahay ato @ A.T.M ,Misaotra anareo izahay tamin fanampiana nahatontosa iny hetsika festival de couleur "loko fiesta " ,ary mankasitraka indrindra tamy fiaraha miasa,tsy vita irery ny hetsika toy ireny,fa nohon'ny tanana avy aminareo nanampy no nahatanteraka an'izy iny
-- Andriamatoa Gouvernora toliara
-- Président Espoir sportif (Serge Vital )
-- Lalo fanomezana
-- ampela mampihisa
-- cyber moga (Élie Lamar)
-- Telma / itel /tecno /alpha service / maso myai /boy kinga /cyber Istanbul /SDC compagny
Ary Misaotra vahoaky toliara tamin fandraisana anjara ,Mbola manantena anareo zahay Amin 3em édition .. makansitra indrindra tompoko oo!!

-- Vita tsara lay tournois filongoa antimo @ taranja basket ball zay nikarakarainy A.Tanora Mifanampy ❤ Isaorana voloany...
07/08/2022

-- Vita tsara lay tournois filongoa antimo @ taranja basket ball zay nikarakarainy A.Tanora Mifanampy ❤
Isaorana voloany Andriamanitra nanome fasalama sy tombonandro afahana nanatanteraka zao tournois zao 🏀
Isaorana manokana koa nareo zay nandray anjara tamin io tournois filongoa antimo 1er edition ❤
Raha tsy nisy anareo tsy nandeha zao tournois izao 😊
Tsy andino koa nareo zay nifanampy nikarakara zao tournois zao
-- Colonel Rabe Jule.
Andriamatoa Andriniaina section Toliara1
President ligue basket-ball Toliara 1 Mr Hermun
Ao koa Mr CTR Venacien.
--- isaorana koa Tecno ,itel ,orange madagascar tsy misaraka aminay rehefa misy evenement karakaranay ato @ A.Tanora mifanampy .. 😊
-- Mankasitraka equipe ato aminay ato koa Rocheto françois presdent Tournois filongoa ❤ ,si namany Cici ,celinah , zinnah , Emilicka ❤ . Ary Tsilavina nicolas president A.Tanora .Mifanampy 😊

-- 🏀Tournoi Filongoa🏀  Izay karakarain'i Association Tanora Mifanampy,natao hoan'izay rehetra te hanjay anjara.Catégorie...
04/07/2022

-- 🏀Tournoi Filongoa🏀
Izay karakarain'i Association Tanora Mifanampy,natao hoan'izay rehetra te hanjay anjara.
Catégorie:
-Senior( Damme et Homme )
-U18 garçon
U16 fille
NB: ny U18 garçon sy U16 fille dia n'y club conforme ihany no mahazo manjay anjara, fa ny kosa, na club Na tsy club Na fokontany Dia Afaka manjay anjara avoko.
Fidirana:
Ouverture atao ao @ gymnase le 23 juillet 2022: matin manomboky 08h ny après-midi : manomboka amin'ny 14h
Droit d'engagement : antsoy n'y 032 70 015 94/ 034 75 675 99

Address

Tulear

Telephone

+261348003675

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Tanora Mifanampy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Tanora Mifanampy:

Share