Antilin'i Madagasikara Diosezy Toliara

Antilin'i Madagasikara Diosezy Toliara Antilin'i Madagasikara (AIM) Diosezy Toliara dia fikambanana Masina mijoro eo anivon'ny Fiangonana Katolika izany hoe, skoto zazalahy.

Humour!
25/05/2026

Humour!

Ry Fanahy Masina!Avia e, midina e!Avia...Midina a!Ny Fikambanana Masina Antily Diosezy Toliara dia miarahaba Antsika reh...
24/05/2026

Ry Fanahy Masina!
Avia e, midina e!
Avia...Midina a!
Ny Fikambanana Masina Antily Diosezy Toliara dia miarahaba Antsika rehetra @’izao Pantecote izao!
Mirary fety sambatra sy mahafinaritsy ho Antsika iaby e!
🙏FANAHY MASINA: HAZAVAO NY SAINAY - HEREZO - HAMASINO IZAHAY

18/05/2026

Ny omalin’ny Antilin'i Madagasikara Diosezy Toliara
Miarahaba an’ialahy isany ary Mitrotro am-bavaka hatrany hatrany e
Hoa n’ny Fabeazana hatrany hatrany e

Miarahaba antsika rehetra e!!!
14/05/2026

Miarahaba antsika rehetra e!!!

🙏Ireo Fanaka Masina ampiasan’ny Fiangonana EKAR mandritra ny Sorona Masina na  .
25/04/2026

🙏Ireo Fanaka Masina ampiasan’ny Fiangonana EKAR mandritra ny Sorona Masina na .

Mitandro ny hasiny ny Antily, voninahitra ho an’ny Trinité Masina. Miarahaba Antsika   rehetra @'izao andro ahatsiarivan...
23/04/2026

Mitandro ny hasiny ny Antily, voninahitra ho an’ny Trinité Masina.
Miarahaba Antsika rehetra @'izao andro ahatsiarivan’ny an’i izao, Olomasina mpiaro ny . Arahabaina manokana koa ny e.
I dia miaralila, ny nahafatesany ilay dragona (dragons), nihinana biby sy olona tao @ tanana anankiray no tena nahafantarana azy. Izany hoe, ny Lehilahy dia olona azo itokisana sy iankinana ary ianteherana, mandray andraikitra, be herim-po, manao vy very ny ainy, sns
🙏Md Georges, Mivavaha ho Anay!

Tontosa nomaly sabotsy 18 aprily 2026 teny @ Paroasy Notre Dame de Flot Mahavatsy Toliara, t@ alalan'ny Sorona Masina no...
19/04/2026

Tontosa nomaly sabotsy 18 aprily 2026 teny @ Paroasy Notre Dame de Flot Mahavatsy Toliara, t@ alalan'ny Sorona Masina notraihin'i Son excellence Mgr Gustavo Arsevekan'i Toliara gny fagnamasigna ho Pretra an'i Diakra Charoin. Androany alahady Maraina no lamesa voalohany izay notarihin'i Mompera tao @ Paroasy ihany. Tsy hiteny lava isika fa betsaka ny Antily mahay azy.
Mompera Charoin, miarahaba Anao izahay ary mitrotro am-bavaka Anao mba hanaNao fahamasinana hatrany hatrany ka hahatontosa ny adidy sy andraikitra ankinin’Andriamanitra sy ny Fiangonana AmiNao.
"Manamasy ty vatako ho anjoze aho" Jo 17,19
Mirary soa Mompera ary ho tahian'Andriamanitra Ianao

PAKA 2026Miarahaba antsika rehetra tratsin'ny Paka, izay fitsanganan-kovelona. Mirary fety sambatra sy mahafinaritsy ho ...
05/04/2026

PAKA 2026
Miarahaba antsika rehetra tratsin'ny Paka, izay fitsanganan-kovelona. Mirary fety sambatra sy mahafinaritsy ho antsika mianakavy e!!!

👉Fikambanana skoto zazalahy Katolika na Antilin'i Madagasikara, tena mitaiza ara-panahy tokoa ve?👉Fanamasina ho Pretra a...
01/04/2026

👉Fikambanana skoto zazalahy Katolika na Antilin'i Madagasikara, tena mitaiza ara-panahy tokoa ve?
👉Fanamasina ho Pretra an'i Frère Diakra Charouin. 🙏Mirary soa ho Anao ary hitombo fahamasinana hatrany hatrany Ianao e!🙏
👉Sabotsy 18 Aprily 2026 eny Mahavatsy Toliara
👉 17, 19

👉Alahadin'ny Sampakazo!!!🔴Pèlerinage ny Tanora teny Belemboka Toliara!!!🔴Tafiditra tanteraka @ herinandro masina isika i...
30/03/2026

👉Alahadin'ny Sampakazo!!!
🔴Pèlerinage ny Tanora teny Belemboka Toliara!!!
đź”´Tafiditra tanteraka @ herinandro masina isika izao e!!!
đź”´Mivavaha, mibebeha ary indrindra mamela heloka!!!
(Sary vitsivitsy nanamarika ny sampakazo teny Belemboka sy foibe Antily Tana)

⚜️Fikambanana Masina Antily Diosezy Toliara.🔵Vita soa aman-tsara omaly Asabotsy 14/03/2026 ny récollection na fisitahana...
15/03/2026

⚜️Fikambanana Masina Antily Diosezy Toliara.
🔵Vita soa aman-tsara omaly Asabotsy 14/03/2026 ny récollection na fisitahana Masina, vatsim-panahy ho entin'ireo Mpanabe Antily. Natao tao @ Centre socio culturel, Mompera Ste Famille Andambizy Toliara
🔵"Antily miara-dia, hiara hiakatra any Jerosalema vaovao", io no lohahevitra novelaberina nandritra izany.
🔵Fotoana nanolorana Marika Andraikitra (Foulard) ho an'ireo ekipa Diosezy sy ny Filohan'ny Faritra. Ny Antily dia mirary soa ho an'ialahy isany @ adidy sy andraikitra ankinin'ny fikambanana @'ilahy isany e.
🔵Nofarana t@ Sorona Masina ny fotoana.

Address

Sanfily Toliara
Tulear
601

Telephone

+261344189755

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antilin'i Madagasikara Diosezy Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Antilin'i Madagasikara Diosezy Toliara:

Share