MA.MI - Masikoro Mifanoha

MA.MI - Masikoro Mifanoha โ— Pejy ofisialin'ny gny fikambagna ๐— ๐—”.๐— ๐—œ ยซ Masikoro Mifanoha ยป :
โ— Foibe : Toliara.

ยซ ๐— ๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ต๐—ฎ, ๐—บ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ด๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜† ! ยป

๐— ๐—”.๐— ๐—œ ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐—๐—”๐—ก๐—ข๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ.Vita soa gny fiarahaban'ny gny mpikamba birao an'i Andriamatoa Tsimiavotse Julien, Filohan'ny MA.M...
28/01/2026

๐— ๐—”.๐— ๐—œ ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐—๐—”๐—ก๐—ข๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ.

Vita soa gny fiarahaban'ny gny mpikamba birao an'i Andriamatoa Tsimiavotse Julien, Filohan'ny MA.MI amin'izao taom-baovao 2026 izao.

Ankafalea tanteraky tokoa gny nifampiaraba nandroany, ary nisaotra an-Dranagnahary avao koa noho ny nagnomezany tombon'andro ka nahavitร  soa igny tao lasa igny, sady mba ho tahieny avao koa amin'izao tao vaovao izao.

Vosits'aondry raiky moa ro natao fagnomeza hoan'ny Andriamatoa filoha mivady, vo fagnomeza hafa koa niaraky agnaminy.

" Masikoro mifanoha, mifagnavohavo rahay "

Address

Tulear
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MA.MI - Masikoro Mifanoha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share