31/10/2025
Androany sy rahampitso no ankalaza ny Andro Maneran-tany natokana ho an’ny Varika 🐒💚 miaraka amin’ny Lemur Love, Madagascar National Parks, ABC Domino ary Teach For Mada, ny Association Analasoa. Izany hetsika izany dia handraisan'ny : EPP Efoetse sy Marofijery, Fikambanan’ny Vehivavy ao amin’ny Kaominina Efoetse, Fikambanan'ny Mpitari-dia ao amin'ny Parc NationalT simanampesotse, Fikambanan'ireo Mpanjono ao amin’ny Kaominina Efoetse, ary ireo Tompon'andraikitra ao amin'ny Kaominina Efoetse, anjara.
✨🌿 Andro roa hifanakalozana, hianarana ary hampahatsiahivana ny maha-zava-dehibe ny fiarovana ny varika, harena tsy manam-paharoa eto Madagasikara 🇲🇬💚
----------------------------------------
Nous célébrons aujourd’hui et demain la Journée mondiale des lémuriens 🐒💚 aux côtés de Lemur Love, Madagascar National Parks, ABC Domino et Teach For Mada ; avec la participation des Ecoles Primaires Publiques d’Efoetse et de Marofijery, des Associations de Femmes de la Commune d'Efoetse, des Guides du Parc National Tsimanampesotse, des Pêcheurs de la Commune d’Efoetse, et des Responsables Communaux.
✨🌿 Deux jours pour partager, apprendre et rappeler l’importance de protéger nos lémuriens, trésors de Madagascar 🇲🇬💚
Lemur Love is excited to celebrate 𝐖𝐨𝐫𝐥𝐝 𝐋𝐞𝐦𝐮𝐫 𝐃𝐚𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟓.
📍 Efoetse
31 October – 1 November
- The celebration will bring together students, teachers, local associations, and community members from EPP Efoetse, EPP Marofijery, the Women’s Association, the Guides’ Association, the Fishers' Association from the Commune of Efoetse.
- With the support of our incredible partners and organisers Teach For Madagascar - TFM (TALY Corps), Madagascar National Parks, Campement de recherche Andranovao - Analasoa, and ABC Domino.
Two days of fun, learning, and action.✨ “𝐋𝐞𝐭’𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐭𝐞𝐜𝐭 𝐭𝐡𝐞 𝐥𝐞𝐦𝐮𝐫𝐬!”
Online event coming soon!
------------
31 Oktobra – 1 Novambra
- Hiara-hankalaza izany ireo mpianatra, mpampianatra, fikambanana ary mponina ao an-toerana misy ny EPP Efoetse, EPP Marofijery, Fikambanam-behivavy, Mpitari-dia, ary Mpiandriaka avy ao amin'ny Kaominina Efoetse.
- Ankasitrahana indrindra ireo mpikarakara sy ireo mpiara-miombon’antoka tamin'ny fandrindrana ny hetsika: Teach For Madagascar (TALY Corps), MNP, Campement Andranovao, ary ABC Domino.
Hetsika roa andro feno fahalalana, fifaliana ary fandraisana andraikitra.✨ "𝐍𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐨 𝐭𝐲 𝐯𝐚𝐫𝐢𝐤𝐚!"
Hisy ihany koa hetsika eto amin'ny pejy tsy ho ela!