10/04/2026
Sary vitsivitsy nandritran'ny fivoriana niarahan'ireo fikambanana mpikambana ao anivon'ny CCJ Toliara.
Fotoana iray nifampizarana sy nifaneraserana mahakasika ny ho avin'ny tanora sy ny fanatsarana ny fomba fiasa anatiny izany.
Ny firaisankina no herintsika, ary ny fandraisana andraikitra no fanalahidin'ny fampandrosoana maharitra.
Misaotra an'ny Conseil Communal de la Jeunesse Toliara nahatonga tanora maro nanatrika sy nitondra ny anjara biriky ho fampiroboroboana ny Tambajotran'ny Tanora.
✨ "Tanora Toliara resy lahatra sy tompon'andraikitra, mpisehatra amin'ny fampandrosoana maharitra."