A.C RHE JE FI Officiel

A.C RHE JE FI Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from A.C RHE JE FI Officiel, Community Organization, Tsiroanomandidy.

06/08/2025

Arahabaina tongasoa ianareo mpikambana vaovao ato amin'ny pejy.
Faly izahay miaraka aminareo.
Njess'enah Klavieriste, Cattariard Claveriô Gaël

💥J-9💥🌟Efa akaiky ilay fotoanantsika🌟Mandritra izany dia hisy:👉 Fanosorana Pasteur 👑👉 Fanosorana Loholona👉 Fanosorana Mis...
22/07/2025

💥J-9💥
🌟Efa akaiky ilay fotoanantsika🌟

Mandritra izany dia hisy:
👉 Fanosorana Pasteur 👑
👉 Fanosorana Loholona
👉 Fanosorana Misionera
👉 Fanosorana Mpitory filazantsara
👉 Fanaovana batisa
👉 Fitsofan-drano zaza😇
👉 Fanosorana Groupe de Louange

IANAO SISA NO ANDRASANA👌

💥💥Tonga indray ilay nandrasantsika💥💥👉Convention nationale 2025: 31 Juillet - 01,02,03 Août. 👉Miaraka @ vahoakan'Andriama...
06/07/2025

💥💥Tonga indray ilay nandrasantsika💥💥
👉Convention nationale 2025: 31 Juillet - 01,02,03 Août.
👉Miaraka @ vahoakan'Andriamanitra rehetra eran'i Madagasikara 🙏🙏
👉Otronin'ireo Groupe de Louange national 🎉
👉 Asaina am-pitiavana sy am-panajana ireo izay rehetra nandray famonjena tamin'ny alalan'ny Révérend RAKOTOARISOA Jacky mivady ❤️

Ireo olona novonjenao mitsaoka Anao. Fanosorana Groupe de Louange RHEMA JESOSY FITIAVANA
28/04/2025

Ireo olona novonjenao mitsaoka Anao. Fanosorana Groupe de Louange RHEMA JESOSY FITIAVANA

Sary fanosorana groupe de Louange RHEMA JESOSY FITIAVANA (tohiny)
28/04/2025

Sary fanosorana groupe de Louange RHEMA JESOSY FITIAVANA (tohiny)

Sary fanosorana groupe de Louange RHEMA JESOSY FITIAVANA
28/04/2025

Sary fanosorana groupe de Louange RHEMA JESOSY FITIAVANA

Isaia 43:21 . 'Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy. Fanosorana Groupe de Louange mbola tsisy ...
28/04/2025

Isaia 43:21 . 'Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy. Fanosorana Groupe de Louange mbola tsisy toa azy no nisy teto amin'ny fiangonana RHEMA JESOSY FITIAVANA.🔥800 isa no fitambaran'ireo nandray hosotry ny fiderana (mpandihy,mpihira,mpitendry)

40 mianadahy no noraisina ho mpitory filazantsara vaovao ary 50 mianadahy no natao batisan'ny rano teto amin'ny fiangona...
28/04/2025

40 mianadahy no noraisina ho mpitory filazantsara vaovao ary 50 mianadahy no natao batisan'ny rano teto amin'ny fiangonana RHEMA JESOSY FITIAVANA. 14 kosa ireo zaza notsofin-drano. Voninahitra ho an'Andriamanitra.

Isaorana ny Tompo fa vita ny fihaonam-be nasionalin'ny fiangonana RHEMA JESOSY FITIAVANA tamin'ity avril 2025 ity😇. 👉 Fo...
28/04/2025

Isaorana ny Tompo fa vita ny fihaonam-be nasionalin'ny fiangonana RHEMA JESOSY FITIAVANA tamin'ity avril 2025 ity😇. 👉 Fotoana namangian'Andriamanitra ny fiangonana 🔥.

💥Fotoana miavaka indray ity💥SEMINAIRE AVRIL 2025 :👉 Thème : " FAMANGIAN'ANDRIAMANITRA"
21/04/2025

💥Fotoana miavaka indray ity💥
SEMINAIRE AVRIL 2025 :
👉 Thème : " FAMANGIAN'ANDRIAMANITRA"

Address

Tsiroanomandidy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A.C RHE JE FI Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share