07/08/2026
JMJ DIOSEZY ANDIANY FAHA-7 ETO BEFANDRIANA-ATSIMO ATO AMIN'NY DIOSEZIN'NY MOROMBE ๐
Tonga namaly ny fanasana nataon'ny Diosezin'ny Morombe isika birao eto amin'ny Diosezy Toliara izay tarihin'i Pรจre Aumonier sy solotena 4 avy ao amin'ny birao ๐๐ผ๐๐ผ
Izany tokoa no manaporofo fa iray ihany isika ato anatin'ny Arsidioesezin'i Toliara koa manantena fiaraha-miasa mandrakariva eo amin'isika samy tanora mba ho fampiroboroboana sy fampandrosoana ny asa-pasoraly eto anivon'ny Arsidiosezy ๐๐ผโบ๏ธ