14/06/2026
FANOMEZANA JIRON'NY SEKOLY FIZAKASA ANTOBY BETELA( Sekoly Fitaizana Zaza Kamboty sy Sahirana)
Noho ny fasahiran'ny sekoly ny amin'ny tsy fisian'ny Jiro dia namaha ny olan'izy ireo ny Fikambanana Fitsinjova ho fitsinjovana ireo Zaza sahirana izay tezaina sy mianatra ao satria ny ho avy ny Zaza Malagasy no jerena.
Tsy tanteraka izao tetik'asa izao raha Tsy teo ny Projet ''LUMIÈRE POUR TOUS'' izay angady nahitana izao famatsiana ara materialy Zao ka isaorana sy ankasitraka azy ireo manokana.🙏 🙏 🙏
Fitsinjova dia miara miasa amin'ny rehetra ary manampy ny sahirana ho amin'ny fampandrosoana.
Koa'' ANDAO HIFANOME TAGNA, ANDAO HANDROSO''