21/11/2025
"๐๐๐๐๐๐๐๐" ๐๐ "๐๐๐๐" ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐? ๐๐๐๐ โ
๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐/๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ช ๐
๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐.
1. ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐? ๐
Ny passeport dia taratasy iraisam-pirenena manamarina ny maha-olona anao rehefa mandeha any ivelany.
Izy no ahafahanao:
โข Mivoaka ny firenena โ๏ธ
โข Miditra aminโny firenena hafa ๐
โข Mivezivezy ara-dalร na aminโny sisintany ๐
Fa tsarovy:
Passeport = Taratasim-pamantarana.
Tsy manome asa, tsy manome visa, tsy manome zo hitoetra โ
2. ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐? ๐ฌ
Ny visa no fahazoan-dร lana omenโny firenena iray mba hahafahanao:
โข Miditra sy mijanona any ivelany ๐๏ธ
โข Miasa ๐ผ
โข Mianatra ๐
โข Manao volontariat ๐ค
โข Manao asa manokana mandritra ny fotoana voafaritra โณ
Visa = Fahazoan-dร lana hitoetra sy hiasa.
Raha tsy feno ny porofo sy taratasy matanjaka dia mora lavina โ.
3. ๐
๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐/๐๐๐
๐ ๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐? ๐โจ
Raha tianao ho ekenโny firenena maro sy mpampiasa maro ianao, dia tsy maintsy manana porofo OFISIALY ny fahaizanao.
Izany no andraikitry ny Certificat International TESOL/TEFL.
Izy no manome anao:
โข Fankatoavana iraisam-pirenena ๐
โข Porofonโny maha-mpampianatra matihanina ๐ฉโ๐ซ
โข Lanja lehibe aminโny CV ๐
โข Fahafahana mivelatra aminโny asa maro kokoa ๐
โข Fanamafisana ny antontan-taratasy VISA ๐๐.
4. ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐/๐๐๐
๐? ๐ผ๐
Ny TESOL/TEFL dia tsy fampianarana anglisy fotsiny.
Izy io dia fahazoan-dร lana iraisam-pirenena ahafahanao miditra aminโireto:
๐. Asa teaching (mahazatra):
โข Mpampianatra Anglisy Online ๐ป.
โข Mpampianatra any ivelany (Asia, Middle East, Europe,sns...) โ๏ธ
โข Teacher assistant aminโny sekoly iraisam-pirenena ๐ซ.
โข English tutor privรฉ ๐จโ๐ซ.
โข Mpampiofana English Communication ๐ฃ๏ธ.
โข Coach Business English ๐.
โข Curriculum / Lesson Plan Developer ๐.
๐. Asa tsy teaching nefa tena ilaina ny TESOL/TEFL:
โข Guide Touristique International ๐งญ๐.
โข International Customer Service โ๏ธ.
โข Call Center International & BPO ๐.
โข Rรฉceptionniste amin'ny hรดtel international ๐จ.
โข Travel agency & hospitality โ๏ธ๐๏ธ.
โข ONG sy volontariat international ๐ค.
โข Training officer amin'ny orinasa multinational ๐ข.
โข International sales & marketing assistant ๐ผ.
โข Programme coordinator aminโny projets internationaux ๐.
๐. Asa freelancer sy asa anaty internet:
โข Content creator aminโny English learning ๐ฅโ๏ธ.
โข Copywriter international ๐.
โข Online facilitator & coach communication ๐ง.
โข Virtual assistant ho anโny orinasa vahiny ๐ป๐.
Tsy ilaina licence anglisy, tsy ilaina diplรดme maro.
TESOL/TEFL = Taratasy ofisialy ampy hanokatra varavarana vaovao. ๐๐
5. ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐! ๐๐ฅ
๐ Ny TESOL/TEFL dia manokatra varavarana aminโny:
๐๏ธ โ
Ambassade.
๐ข โ
Orinasa.
๐ซ โ
Sekoly iraisam-pirenena.
๐ โ
Programme international.
๐ช Mitombo ny vintana hahazo visa sy asa haingana, ary malalaka kokoa ny firenena azonโny olona aleha โ๏ธ๐บ๏ธ.
๐ฏ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐:
โ Tsy ampy ny PASSPORT sy VISA raha tsy manana TESOL/TEFL ianao!
๐ โ
Raha te hivoaka any ivelany, hiasa, na hanana asa international: TESOL/TEFL no lakile!
๐ฉ Soraty fotsiny hoe โINBOXโ eto aminโny page S.M.A dia halefanay avy hatrany ny toromarika hahazoana ny certificat-nao โจ
๐ Haingana โ Matihanina โ Valide โ Azo ampiasaina aminโny Visa sy Asa โ
๐ผ
๐ฃ๏ธโฅ๏ธ๐ฃ๏ธ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐ฃ๏ธโฅ๏ธ๐ฃ๏ธ