AJIVT

AJIVT Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AJIVT, Nonprofit Organization, 601, Toliary.

AJIVT mamoaky olo soa mahay raha🥰Amin'Anarany Association des jeunes Intellectuels Venant de Tsianisiha no hiarabanay an...
15/12/2024

AJIVT mamoaky olo soa mahay raha🥰
Amin'Anarany Association des jeunes Intellectuels Venant de Tsianisiha no hiarabanay anao lahy🤝🤝🤝
Enga anie mba ahavita adidy masina hoan fahasalamany Malagasy ianao😘
Miakara indrindra lahy

# * #

#*Infirmière #*✍️🎓💉💊💉💊

 Associatiion des Jeunes Intellectuels Venant de Tsianisiha (  #) no hiarabanay membres rehetra anao Atoa   Manara #. @ ...
27/11/2024

Associatiion des Jeunes Intellectuels Venant de Tsianisiha ( #) no hiarabanay membres rehetra anao Atoa Manara #. @ fahavitanao Zao Soutenance Licence nao Zao
Tohizo hatrany ho vita hatra @ farany
#
Mention : #
Parcours : #

Fête fiarahabana tratsiny taona vaovao  # 2024 ny Association des jeunes intellectuels venant de Tsianisiha ( AJIVT #) H...
03/05/2024

Fête fiarahabana tratsiny taona vaovao # 2024 ny Association des jeunes intellectuels venant de Tsianisiha ( AJIVT #)
Hisaorana Andriamanitra nanampy hery nahafahana nanomana ka Naha tanteraka azy soa
Hisaorana bevata ihany koa ny présidente d'honneur Clérmonne*, mpampianatra eny Oniversiten'ny Tolotra ,Zay Ray amandreny nanampy ,magnanatsy ,nanoro lala , indrindra fa anisany vy sy Angady nahitana ny Association
Hisaorana manokana ihany koa ianareo Ray amandreny : Député, Maire , Mpampianatra,Mpitsabo ,ianareo Ray sy reninay nanday anay 9vola Téo avao,manohana anay tanjona hijoroan'ny Fikambana
Laha tsy nisy anareo tsy ho nivitanay io

Farany tsika membres bureaux sy tsika membres iaby tsy hankanavaky nanao gnaitsika tsy ho zavatra ka nahavita tsika an Zao

Ho ela velona anie n Association AJIVT MALALATSIKA 🙏🙏🙏
PRÉSIDENT .Richo .Baintao
# 20/04/ 2024, Toliara 2 # Tsianisiha # BERAVY #

Ny sehampihariana Famokarana ihany no vahaolana haingana hanavotana ny toekarenan'ny Faritra Atsimo-andrefana hoy ireo  ...
19/03/2024

Ny sehampihariana Famokarana ihany no vahaolana haingana hanavotana ny toekarenan'ny Faritra Atsimo-andrefana hoy ireo olobe sy ireo solotena-panjakana ato amin'ny Faritra Atsimo-andrefana.
Araka ny loabary andasy izay nataon'izy ireo tao amin'ny SEKOLIN'NY Jamba Loterana Tamin'ny vôlana Septambra 2023 lasa Téo.

Zoma faha 15 Martsa 2024Nanatanteraka fambolen-kazo 🌱🌿☘️ tato @ Kaominina Tsianisiha, Distrika Toliara 2 ny Association ...
18/03/2024

Zoma faha 15 Martsa 2024
Nanatanteraka fambolen-kazo 🌱🌿☘️ tato @ Kaominina Tsianisiha, Distrika Toliara 2 ny Association des jeunes intellectuels venant de Tsianisiha (AJIVT)
Zanan-kazo 200 fotoa ( Rotsy sy Cœur de bœuf) no nambolena tamin'ireo tokotany malalaky toeram-pianarana ato @ Kaominina Tsianisiha
Hisaorana ireo Proviseur sy Directeur Ary ireo mpianatra niaraka nanatanteraka namboly hazo reo,Ary indrindra hikarakara ireo hazo ka hanao Zay hitiriany soa

Nararaotiny tamin'iza koa ny Fanentanana sy fanomeza ireo toromarika mba hialana @ Vohoka aloha loatsy (Grossesse précoce) ka mahatonga ny Fialana an-daharana any Ampianarana( Abandon scolaire)
Hisaraona manokana tsika membres Zay nananteraka izany

Hirarina mba hitohy matetika hoy ireo Directeur sy Proviseur ireo Fanentanana fa zava-dehibe hoan Mpianatra hiarahana manabe

Ho ela velona anie ny Association AJIVT Tsika🙏🙏🙏

28/02/2024

Mitaraina ny tany 😢😔

Vahoaka anie ka mafy sy tompon'ny Fahefana fa laha Mbola mangina aza atao Zay hampitroatsy azy e

Izahay ato @ Associations des jeunes intellectuels venant de Tsianisiha koa Dia tsy manaiky tanteraka anio satria efa hita profo @ reo fitrandrahana hafa et Madagascar fa loza hoany Tanindrazana s Taranaka Dia Mbola hasisika ihany? 😢

Izahay Associations des jeunes intellectuels venant de Tsianisiha ( AJIVT)  de mankahery anao sy ny fianakaviana manonto...
10/02/2024

Izahay Associations des jeunes intellectuels venant de Tsianisiha ( AJIVT) de mankahery anao sy ny fianakaviana manontolo noho Zao raha bevata mahazo Zao Monsieur le Gouverneur,mafy tokoa Zay hilaozany Reny niteraka zany fa atao akor,an 'Andriaminitra ny Lahatsy,aza misosoky halaelo tompoko 😢

L' association des  jeunes intellectuels venant de Tsianisiha est participé à la lancement officiel de reboisement régio...
26/01/2024

L' association des jeunes intellectuels venant de Tsianisiha est participé à la lancement officiel de reboisement régionale de la Région Atsimo-Andrefana du 26 /01/204 , lieu Tanimeva, District Morombe, Région Atsimo-Andrefana

Merci président pour représenter pendant lancement, on va continuer dans notre Commune après
AJIVT participe toujours pour l'environnement

22/01/2024
Joyeux anniversaire 🎂🎊 Monsieur le commissaire aux comptes de l'association AJIVTDieu que vous bénisse 🙏🙏🙏
14/12/2023

Joyeux anniversaire 🎂🎊 Monsieur le commissaire aux comptes de l'association AJIVT
Dieu que vous bénisse 🙏🙏🙏

Address

601
Toliary

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AJIVT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to AJIVT:

Share